Wir zwei
Raha tena namana izy miara-ory am’lah foana fa tsy misitaka❤️🔥
Ity vidéo ity ndray ary no entina hirariana Alahady mahafinaritra ho anareo e!! 😂😂
Bisous daholo 😘
Manimanina aminay any 🥹❤️
Dia hisy hahita lazaina amin‘izany hira mamy kely zany ndray zao eo a!!🫣
Hira nampalaza an’i Kiala t@zany 😂❤️
Tony ny hira nampi-depre ny kilonga fahiny 🤧🤭
06/09/2026
Ny kilonga Betsileo ❤️
Zatra niampy tanim-bary dia tafapita ranomasina 🤭🇩🇪
Mirary Alahady feno fiadanana ho anao o!!🥰
Mirary faran’ny herin’andro mafinaritra ho antsika rehetra indray ❤️
Tena saika tsy vita ny nitolona an’ity vilia be andrie Asiatique ty 🤭🤣
Nareo koa zao manana an’ilay namana mitolona vilia be iny 😂🤣
Ma folie ❤️ Teako agnao 😅
Olivia Tahinasoa
04/09/2026
Thanks for being such an amazing friend 🥀❤️
Keep it moramora ❤️
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.
Kategorie
Website
Adresse
Benachrichtigungen
Erfahren Sie als Erste/r von Neuigkeiten und Aktionen: Wir schicken Ihnen eine E-Mail, wenn Wir zwei etwas veröffentlicht. Ihre E-Mail-Adresse wird für keinen anderen Zweck verwendet, und Sie können sich jederzeit abmelden.
