Dentiste Alasora

Dentiste Alasora

Share

Sur rendez-vous au ☎ 034 48 818 56

Photos from COROS Analamanga's post 12/06/2026
20/05/2026

Aoka isika ho sarotiny amin'ny fahasalamantsika !
Tokana ny aina.

https://www.facebook.com/share/v/14ded8dC8fr/

15/04/2026

Manitsy ny nify ny appareil dentaire saingy ny tsy fanadiovana azy araka ny tokony ho izy mandritra ny fitsaboana dia miteraka aretin'ny nify sy ny akanjo nify.

13/04/2026

Vaovao tsara be ho an'ny ho avin'ny fahasalaman'ny nify !

https://www.facebook.com/share/v/1BCf7RSTof/

22/12/2025

Tompoko, rehefa miborosy dia atao Vertical toy ny amin’ny sary fanehoana fa tsy atao horizontal (gauche à droite).
Ary indrindra borosiana koa ny hihy. Ny lela ihany koa fa tena atao malefaka.

21/12/2025

Tompoko, ny solonify misy plaque plastika (en résine) ireny tsy tokony fixer’na, miala ihany no mety aminy mba afahana manadio azy hatrany, mamotika ny fahasalaman’ny ativavanao izany raha tsy izay.
Ny solonify vita eo no eo dia singa tsy mifanaraka amin’ny fahasalaman’ny ativava no anaovana azy ka aleo mitandrina sy misoroka. Am-pitiavana hatrany.

20/12/2025

Ity lay carie dentaire miforona anelanelan’ny nify. Tsy azon’ny borosy nify izy io. Izay no hilàna mampiasa fil dentaire.

18/12/2025

PARACETAMOL !

💊PARACETAMOL FOANA HONO😩 (Isika gasy no tena mitaraina amin’io)💊

ANDRASO ARY ALOHA☝️

Cas 1:

🚨Mandeha urgences ato amiko ianao, efa nilahatra tao amin’ny salle d’attente nandritran’ny adin’ny 8 ora…

🥵Mitaraina fa marary tratra, misy manery,sns….

❓Anontaniako ianao hoe mikohaka sy manavy ve: Tsia
Anontaniako ianao hoe tsemboka be ve rehefa marary le tratra: Tsia
Anontaniako ianao hoe misy palpitation ve? Tsia
Anontaniako ianao hoe nandeha voyage ora lava be ve, mihoatran’ny 12 ora (avion,train, fiara, sambo…): Tsia
Anontaniako ianao hoe vao vita opération ve na 3 volana lasa? Tsia
Anontaniako ianao hoe marary ve ny ilan’ny ranjonao? Tsia
Anontaniako ianao hoe misy aretina mitaiza: Hypertension artérielle, Diabète, Cardiopathie ischémique (nasiana stent ny lalandra ny fo?), sa efa tratran’ny Embolie pulmonaire tany aloha? TSIA

❓Anontaniako ianao hoe stressé na angoissé ve? Eny✅ Tantarainao amiko eto daholo amin’zay ny fiainanao, ny vady mampirafy,ny Trosa tsy voaloha, sns…

🩺Nizaha anao zah, nalaina ny tension, natao auscultation, sns… Milamina tsara daholo

Ataoko ECG ianao, normal

Raha manana « doute diagnostique » aza aho ohatra satria hoy ianao hoe Dadanao matin’ny Infarctus du Myocarde nefa mbola tanora kely:
Dia ndao fa ataoko analyse de sang ianao, dia nivaly lay izy afaka adin’ny 1ora sy sasany:
Négative ny taux de Troponine anao donc NORMAL.

FEHINY:
👉🏼Mandeha mody ianao ary teneniko hoe tsy misy zavatra grave no mahazo anao
👉🏼 PARACETAMOL 1g isaky ny adin’ny 6 hanalàna an’le manaintaina eo amin’ny tratra
🙄 Dia lagy amiko ve ianao???
satria mba nandeha urgences ihany fa tsy nahazo na dia Calcium intraveineuse fotsiny aza🥱

Nefa efa presque adin’ny 10ora tao amin’ny urgences🤧

🩺Cas 1/100 possible io hoe Paracetamol no fanafody azonao any amin’ny farany io😇😁

😇Anatra androany:
Ny Dokotera rehefa mizaha marary dia:

Interrogatoire (zava-dehibe)
Examen clinique (zava-dehibe)
Examen paraclinique (na complémentaire no fiantso azy, analyse de sang, radio, scanner,sns…) mba hanamafisana an’ilay suspicion diagnostique na ilazana tokoa fa tsy ilay diagnostic grave noeritreretina ilay izy

Hypothèse diagnostique na Diagnostic de certitude

Zay vao 👉🏼💊 Traitement

Zany no asanay tompoko ary fantatray tsara izany fa tsy hoe manaonao foana zahay rehefa Paracetamol no omena anao😉

Ny Paracetamol dia antalgique de base (Pallier I):
👉🏼Manala fanaintainana
👉🏼sy antipyrétique (Mampihena hafanana raha manavy)
👉🏼 Ary tsy betsaka effets indésirables loatra
✅ Ka izay no mahatonga anay mi prescrire matetika azy

☝️ Ary noho izy lasa standardisé loatra io no mahatonga azy amidy eraky ny pharmacie, dépôt de medicaments, épicerie sns…ao D**o.

🧐Rehefa hitanay tao anatin’ireo dingana notanisaiko ireo fa hafahafa ilay diagnostic dia fantatray ny tokony fanafody omena anareo (ankoatran’ny Paracetamol)

06/11/2025

🛑

01/10/2025

Tompoko, mba araho ny torolàlana omen’ny mpitsabo anao.
Hisorohana ny mety ho fahasarotana rehetra izany !

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Alasora?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambohidrazaka
Alasora
103