Service Jejo
service de coiffure et esthétique
Mes publications ont obtenu plus de 2 000 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉
06/09/2025
Salama eee! Hoanao izay liana aminy Soin manucure et pédicure, Manao pose et dépose ( vernis, Faux ongles...), Massage relaxant ( de la tête, du corps et des pieds ) ; Épilation ( Duvet, Aisselles , Jambes, Maillot intégral...) ka tsidia manana fotoana handeha hagnatogno salon ka mila ireo voalaza ireo ka aza milalasa miantso izahay ato aminy service Jejo eto Ambilobe mandray anao aminy fotoana mety aminao sady hafaka magnatogno izay toeranana misy anao. Contact :Mp ou miantso mivantana Tél :0375970024
Atsika eto Ambilobe sy ny manodidina : Izay manana entana na raha tianao hindesigny boka any Antananarivo ka indesigny aty Ambilobe dia misy équipe nay hiala any Antananarivo handeha aty Ambilobe aminy Jeudi io hafaka mitondra hentana, na colis nareo mandeha aty Ambilobe fa omano izay raha tokony hafarinareo hoentinay gratuit fa tsy magnefa tsoha anaro mavozo. Midira message privé ianao raha intéressé.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambilobe
204
