Lady Queen

Lady Queen

Share

Produit 100% Natoraly

21/09/2023

Misy liana amin'ny recette
SOUPE DE CHOU pour MAIGRIR en UNE SEMAINE ve isika?
Recette iany no meko miaraka amin'ny sakafo hoaninao erindro miaraka aminy..
Aimer la page

02/08/2023

Astuces
Ze te anana VOLOLAVA BE
Misy astuces 2 ireto azonao andramana @ produit efa ao atrano ao iany 😘😘😘
Manaova Sary AVANT APRÈS anh ☺️
1 mois ny résultat endrasatsika
Zavatra ilaina
** Shampooing ze misy ao aminao ao ( izay ampy anao mandritra Ilay 1mois)
** Tongolo bé 2 lehibe
** Huile de coco 1sotro lehibe
Fikarakarana
****** Mixena miaraka izy rehetra ( shampooing+ tongolo+ huile de coco)
****** Manasa loha toy n'y mahazatra fotsiny FA ALONA KELY 15 MINUTE ILAY SHAMPOOING
****** Kobanina fotsiny aveo

Aza adino oa n'y maka sary après ilay 1mois an,, ijerena ilay évolution,,
Sady in-1 iany no mikarakara

Aza mataoatra fa tsy misy fofona io ☺️☺️
Mety rehetra io
Bisous bisous 😘😘

02/08/2023

Gommage visage ry maman an,,
Amin'ny akora natoraly
Zavatra ilaina:
**Vovoka café 1 sotro fihinanana
**Vahona 1 sotro fihinanana (Ilay gel)
Fampiasana azy
** Afangaro tsara izy roa
** Osorana amin'ny tarehy
** Alona 30min
** Kobanina amin'ny rano matimaty
Tsara ra tsy atao tratra'ny masoandro
Bisous bisous Dia miarary soa
2fois par semaine iany max anh ☺️😘

10/04/2022

👋 Coucou les Ladys 👋
💆Vokatra Natoraly hatrany no atolotra ho anao 💆‍♂️
💐Savony ho antsika misy TÂCHE , manana EXCÈS DE SÉBUM ,misy MONY ,ary ANTI-RIDE

💐Pour tout type de peau

☝%100 Natoraly ary tsy misy effet secondaire

💞 N'oubliez pas de liker la page , commenter , partager et inviter vos proche et vos amis à s'abonner à notre page💞
Bisous Mes Ladys 😘😘

09/04/2022

❤Hey hey ❤
🤍Panda, Mony, ilay tache mainty avelan'ny Mony aveo iny 😭😭
🤍Alohan'ny anaovana ny traitement dia atombohy ny ao anaty ary aloha e😍😍😍
🙏Mihinana Sakafo ara-pahasalama
🙏 Misotroa ranona persil matetika,,, afaka anasana tarehy koa an 💋

🥰🥰Rehefa manomboka io dia afaka manantona anay @ MP isika aveo manao Diagnostic dia omenay anao ny vahaolana après 🥰🥰

💞 N'oubliez pas de liker la page, commenter, partager et inviter vos proches et vos amis à s'abonner à notre page 💞
Bisous Bisous Mes Ladys💋💋

06/04/2022

Coucou les Ladys👋👋
🥰Tadidio fa alohan'ny ikarakara ny tarehy dia mila hay fona oe aiza ny sokajy misy anazy an🥰

Reto ary ireo types de peau eh🤍 dia fataro oe aiza ho aiza no misy anao ☺️☺️
Bisous bisous 💋💋

💞 N'oubliez pas de liker la page, commenter, partager et invité vos proche et vos amis à s'abonner à notre page 💞
Bisous bisous 💋💋

04/04/2022

Hello les Ladys👋👋
*** Herinandro vaovao ndray zao dia mila mikarakara vatana fona an,,🥰🥰 indrindra ny tarehy 💆‍♀️💆‍♂️
❤❤Refa avy reradreraky ny week-end iny refa dia mivoka ny Cerne 🙁
✨Ity ary fikafika tsotsotra analana azy iny
🥒 Concombre 🥒 iany no zavatra apiasaintsika eto
** Alaina ilay concombre 🥒 dia tetehina atao boribory (en rondelles) dia apetraka eo ambony odimaso eo fotsiny 💆‍♀️💆‍♂️
**Avela eo pendant 15 min dia vita 😍😍
** afaka kobanina amizay 🥰🥰

💞 N'oubliez pas de liker la page, commenter, partager et invité vos proche et vos amis à s'abonner à notre page 💞
Bisous bisous 💋💋

01/04/2022

👋Coucou les Ladys 👋
💆‍♂️ Ny Panda, ny Tâche mainty avelan'ny Mony, 💆‍♀️
🌸Ireo dia anisan'ny tâche sarotra esorina
*** Noho izany dia mila manana faharetana kely ary tia mikarakara ilay tarehy koa 🥰
🌸Fataro ny hoditrao ary diovy ny any anaty
🌸 Mihinana sakafo ara pahasalama

*** MP avy hatrany fa izahay dia manana Produit 100% natoraly ahafana manampy anao,

💞 N'oubliez pas de liker la page, commenter, partager et invité vos proche et vos amis à s'abonner à notre page 💞
Bisous bisous 💋💋

31/03/2022

Bonjour les Ladys 🥰🥰

💋Ny MOLOTRA ihany aloha no omentsika lanjany androany💋
Satria efa ho avy zao ny ririnina 🥶🥶dia anao GOMMAGE POUR LÈVRE isika

Akora Natoraly hatrany an☺️☺️
🌸Reto avy ary ny zavatra ilaina ( ingrédient) :
- Café 1 c à c ☕🥄( tain-kafe 1sotrokely)
- Miel 1c à c 🍯 ( tantely 1 sotrokely)
- Huile Végétal 1 c à c ( menaka coco dia efa mety 🥥

🌸 Atambatra reo ary ahosotra ilay molotra vakivaky iny 💋💋

🌸Ajanona kely 10 à 15 min fotsiny dia fafao

🌸in-1 isambolana iany dia ampy 😘😘

Bisous Bisous Mes Ladys 👄
💞 N'oubliez pas de liker la Page , commenter , partager et inviter vos proches et vos amis à s'abonner à notre page 💞

30/03/2022

🤗Coucou les Ladys🤗
🌸toro-hevitra mahasoa ary no anombohatsika azy eh 🌸
🤍💋fomba natoraly sy tsotsotra mba azahoana ''LEVRE ROSE''💋🤍

💛zavatra ilaina (ingrédients et posologie) :
- ranona voasary makirana 1 (jus de citron 1) 🍋
- tantely 1 sotro lehibe fihinanana( miel 1 cuillère à soupe) 🍯

1/ Ataovy anaty lovia jobo 🥣 ary ny akora ary afangaroy tsara
2/ Aosotra avieo 👄 ary alonay 10 - 15 min mba hiasa tsara ary kobano tsotra fotsiny .

🔴 Tsara kokoa raha alohan'ny atory ny manao azy

💞N'oubliez pas de liker , commenter , partager et inviter vos proches et vos amis à s'abonner à notre page 💞
Bisous Mes Ladys 😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambatomainty
Antananarivo