Fléora

Fléora

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fléora, Antananarivo.

18/07/2026

Lany tanteraka🥹🥲. Misaotra anareo nanjifa🙏🏽😍

Bain d’huile Fléora🍀🤌🏾

Tianareo loatra ity vokatra iray ity hany ka lany tanteraka ny format 250ml.

Fa kosa misy disponible à 100ml Amin’ny vidiny 10 000ar fotsiny.

Bain d’huile izay vita 100% natoraly miaraka amin’ireo plante végétale 04 samihafa.

Base n’izy ity dia huile moutarde sy amande 🥰.

Manao livraison 🚚 n’aiza n’aiza misy anao🥰

Photos from Fléora's post 04/05/2026

Akory aby les Fléora🥰☘️.

Te hiteny foana izaho hoe: karakarao ny volon-tsika.

Atombohy @‘ireto gamme ireto fa ny volo anie ka anisany couronne 👑 voajanahary nomena antsika e🥰.
Dia mila kolokoloina Amin’izay tsy simba.

Photos from Fléora's post 22/04/2026

Hello les Fléora🥰🍀.

Aza adino fa na dia tsy any an-toerana ary ny tenako dia afaka manao livraison nareo foana.

Karakarao ny volo sady ririnina efa hoavy🥰

16/04/2026

🎊 Félicitations à notre grande gagnante ! 🎊

Elle remporte la gamme complète Fléora 🌸✨

Merci à toutes celles qui ont participé à notre jeu 💕
Votre confiance nous touche énormément.

👉 La gagnante est invitée à nous envoyer un message privé afin de récupérer son cadeau 💌

Restez connectées… d’autres surprises arrivent très bientôt 👀✨

Fléora — Fait main, fait par amour 💛


Norofiny

Photos from Fléora's post 13/04/2026

Hello les Fléora🥰❤️.

Satria miseho be saina sy matoky an’ilay produits dia tsy misalasala manapatapaka volo 😅🤣.

Ka hoe vetivety de maniry foana dia iny fa mailaka erÿ maka hety🥹.

Rehefa avy eo izaho no mamoaka ny valiny kilalaon-tsika izay azahoana Gamme .

26/03/2026

Hello les Fléora🍀🌟

Omena maimaim-poana ireo rehetra ireo.
Oui… « c’est gratuit 🆓 »😱.

Araho fotsiny ny toromarika ahazahoanao azy.

🎁 À gagner : LA GAMME COMPLÈTE 🌿

Pour participer :

✔️ Abonne-toi à la page
✔️ Partage cette publication en public
✔️ Identifie 5 amis en commentaire
✔️ Partage aussi dans les groupes que tu connais

🔥 Le commentaire avec le plus de likes remportera tout !

⏳ Fin du concours : le 05 Avril

Alors… qui est prêt(e) à tout donner ? 😏

Parce que chez FLÉORA… Fait main, fait par amour. 💚

17/03/2026

Coucou de Marseille 🥹❤️🌟.

Tena mitety firenena ilay produits Fléora 🍀.

06/03/2026

Hello les Fléora💕☘️.
Misy cliente tena mahafinaritra kosa le toetrany. Nividy hoazy izy dia mba novidianany koa ny namany hataony voandalana hono❤️🥹.

24/02/2026

De Madagascar jusqu’en Suisse 🇨🇭✈️.

Quand ton produit voyage plus que toi 🤣😌
Fléora ne connaît pas les frontières 🌍✨
Merci pour votre confiance 🤍.

20/02/2026

Tena tsy misy intsony aloha ity sérum ity fa mihazakazaka be ny mpanjifa azy👌😍❤️.

Miverina disponible izy afaka herinandro dia misaotra anareo sahady🙏🏽.
Fléora

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo