Hair by Erica

Hair by Erica

Share

Vendre du perruque Mastermix 1er choix importé

Photos from Hair by Erica's post 07/08/2026

Misy 1 dispo de suite ato
Ilay tsy nahazo taminny farany mba afaka miditra Mp ve azafdy fa Tena tsy tadidiko anarana reo azafdy fa betsaka ko ilay ma'defa Mp ao dia tsy hary tadidiko daholo

Lava no sady matevina 👌👌👌👌

Gueless sans colle finition any double fixation

250000 AR miady kely vidiny Mp

Photos from Hair by Erica's post 07/08/2026

Red red ❤️❣️❤️❣️❤️❣️

Iza no Tia couleur somary grenat betterave

Miavaka kely izy fa Tena tsisy panana firy
Qualité effets naturels be. Finition lace wig 13*4
Lava izy

Ray fotsiny zay aka azy

Photos from Hair by Erica's post 07/08/2026

Itô modèle vaovao lace wig
13*4
Tena lava be sady matevina be
Modèle unique ray fotsiny

220000ar au lieu de 250000 ar vidiny Mp Mp

Photos from Hair by Erica's post 07/08/2026

Ity ihany Koa Tena manja reto à
Matevitzvin kely
MI long misy coupe dégradée
Couleur tie and die blonde cuivré doré izy Tena tsara ilay couleur 🔝 👌👌

Zéro brillance ihany Koa io

Finition gueless tsy Mila colle tson ko

230000ar Tena vidiny efa tsy nataoko 250000 AR tson

Mp ra tinareo

Photos from Hair by Erica's post 07/08/2026

Tsy alainareo ve ity manja be ity r manja 👌👌👌
Zao izy sady taviny no Volony
Izay Tia matzvtevin dia mety tsara
Lava tsara

Finition top gueless ilay tsy Mila colle intsony

Ray fotsiny unique ❤️❤️❤️

Tsy aitana mangirana izy n'a kely aza 👌 kalitao Tena tsara

07/08/2026

Ity ko Tena oe top. Kel 👌👌
Amilay tsy mavesatra no mora karakaraina tsara ❤️
Gueless finition any Tena oe tsy Mila colle tsony
Iz
Double volume be ko
Somary coupé dégradée izy
Tena otrn Volo qualite any
Video réelle daholo

230000ar Tena. Vidiny Mp zay aka azy modèle unique kely io

07/08/2026

Top zala ty raiky t'y sady matevina no lava o mitovy vrai cheveux mtsi qualité any 👌👌👌👌👌👌🔝🔝❤️❤️
À isany tiko ndrindra amin'ny arrivagentsika akato izy ity

Somary marron grenat hafhafa zany tapany

Ondulée izy Tena tsara eb e

Aleo ny video no ilaza ny hatsarany

240000ar vidiny 😘

Photos from Hair by Erica's post 06/08/2026

Tsy lany fahamanjana tsika akato zala e 😍😍😍😍😍😍

Tsara tsara tsy lany e 😅😅😘

Sady ilay qualité Tena Manakaiky vrai daholo izy ireto 1er choix izany hoe kalitao voafantina manokana izy fa tsy semi naturel mangirana reny

Effets naturels daholo
Mety zay tianao : bango, soritra, brushing, produits 👌👌mety aby

Double volume matevina daholo tsy mora miongotra

Finition et fixation top 🔝 Mafy be

Samy manana vidiny aby zala e

Fa ra misy Tinareo dia afaka Mandefa sary dia omenay détails. Ianareo

Pas plus de 250000ar fotsiny izy ireo.

0340918688 (telma)
0374072288 (orange)

Mandefa izahay amin'ny faritra rehetra, eny hatrany Maurice

Lieu de récupération. (ambohimanarina)

06/08/2026

Misy ray dispo ato fa lavalva kokoa fotsiny noho izao Mp ra mety aminareo
Gueless sans colle izy👌👌👌
Mp mp

Photos from Hair by Erica's post 06/08/2026

Efa misy ray ao. Tonga ihany Koa Itô
Ilay tsy nahazo be dia be tamilay farany 🥺😍😍😍😍
Gueless finition any

Qualité Tena top tsisy anavahana amin'ny vrai nefa tsy vrai izy fa Tena tsara nefany an

240000ar vidiny

Mp Mp

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101