SIKY

SIKY

Share

You are nicer when You like your outfit. Vous êtes plus gentille quand vous aimez votre tenue.

03/02/2025

✨🤍

Photos from SIKY's post 10/05/2024

🥰 ARRIVAGE JEAN👇🏻

- De taille S à ML
- 1m55 a 1m65
- Tout a 25.000Ar seulement 😍

Livraison possible 🫶🏻

Photos from SIKY's post 13/12/2023

Alefatsika 🎁 PROMO TOUT À 15.000ar 🎁 indray ireto alohan’ny arrivage manaraka oh🎄❤️

‼️15.000Ar daholo izay hitanareo rehetra ao🫶🏻‼️

✅Taille S à XL
✅15.000Ar
✅Robe modèle unique
✅1m54 à 1m70

Bon shopping 🛍️

Photos from SIKY's post 02/12/2023

Ireto dia mbola ato daholo oh🤩
Hiresaka mahakasika ny taille kely aloha isika👇🏻
✅Taille xS/S : manodidina ny 38 a 48 kg
✅taille M: 48 a 57 kg
✅taille L : 57 kg et plus

‼️Raha somary misy misy kibo mamy kely ireny isika dia somary miakatra kely ilay taille🤩

N.B: tombana2 avy ato aminay ihany ity tompoko⚠️

Mamy be daholo isika vehivavy @ karazana taille antsika, misy karazana robe mety @ karazana taille ihany koa ao❤️

Bisous be😘

Photos from SIKY's post 29/11/2023

‼️nouvel arrivage‼️
Des ROBES 🥰🤩

✅Taille S à XL
✅photo réelle
✅Prix : 15.000Ar _ 30.000Ar
✅MODÈLE UNIQUE

Détails sur chaque photo 👇🏻

Livraison 🚚 possible, et les frais sont en sus.

On vous invite de bien lire les détails avant toute commande s’il vous plaît 🙏

Photos from SIKY's post 24/11/2023

Bonjourrrrr🥰
Ahoana ny BLACK FRIDAY ao eh?🤩

Des robes bientot disponibles sur SIKY‼️

En plus, prix encore comme pendant les black friday🫢

Très hâte de vous chouchoutee les manjas❤️

14/11/2023

Ity izao ampiarahina @ haut crop kely, mety tsara satria taille haute izy ity❤️
Mbola disponible @ ilay prix PROMO 15.000 seulement 🥹

Afaka alaina ety Ambohipo na aterinay any aminareo😘

Photos from SIKY's post 12/11/2023

⚠️Ity ary ilay PROMO JEAN TOUT A 15.000Ar‼️

Araraoty fa tena efa vitsy kely sisa a🥺 tena natao mora be mihitsy satria manomana zavatra tsara be ho anareo izahay io🥰
🌿Vrai jean
🌿Taille S a M
🌿1m55 a 1m62
🌿15.000Ar
🔥Bf, wide leg, mom jeans.

Sur livraison ou récupération à Ambohipo 🛵
Details sur chaque photo 👇🏻


fans

08/11/2023

Akory aby e🥰
Ireto ny valin’ilay lalao antsika iny, natao tirage omaly ariva.
✅Lot 1: Ny Aina Michou Ran
✅Lot 2: Ismaia Andrianantenaina
✅Lot 3: Fy Tia
✅Coup de coeur: Valerie Rianah
Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara anh, aza malahelo raha tsy nahazo fa sady asiantsika jeux @ points no asiantsika jeu matetika be an🥰

Mbola misy JEAN 15.000AR disponible ato anh, alefako aveo ny publication an’io PROMO be io‼️‼️

07/11/2023

‼️LIVE dans 30 minutes 🥰‼️
Aza adino fa misy PROMO JEAN milay be hataontsika aveo anatt live koa anh🫶🏻
Tirage tsy adino✅ iza daholo no hijery live ato? 🤭

01/11/2023

‼️GIVE AWAY⚠️‼️
Ity ary ilay jeux ahazohana loka karazany TELO be izao 🏆 ; izany hoe olona TELO izany no hahazo loka

Tena natao tsotra kely ny fandraisana anjara:
✅Manao j’aime ny page SIKY ary mi abonner
✅Mentionnée namana 5 ao @ commentaire dia manasa ary ireo hi s’abonner ihany koa
✅Manao partage en mode public ity publication ity

Manomboka izao ny lalao art mifarana le 07 Novembre à 18H.
Dia ny tirage hataontsika en direct eto @ pejy ny 07 Novembre à 19H ihany🥰

Izay tsy milalao ihany no tsy mahazo an🫶🏻
Bisous be les manja ❤️

26/10/2023

Akory aby e🫶🏻
Ahoana raha hasiantsika PROMO JEAN? 🤭

⚠️Vente LIVE eto no hanaovana ilay promo

Tena promo be mihitsy, tout doit disparaître 🫠 (sady hasianay CADEAUX be ho anareo izay mijery live rehetra 🎁)
Raikitra ve? Vonona ianareo?
Amin’ny firy @ izay ara? Ariva ariva sa alina!?

Miandry ny disponibilité anareo izahay dia ataotsika izay anh🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Rue Ambohipo
Antananarivo