Poose
📍 PIERCING à domicile + SOIN📍
🏠 Je me déplace où que vous soyez
⭐ Vente des divers articles
NIF: 5019025593
STAT: 96023112024008623
30/09/2026
20gauge ireto , afaka sady atao @
Minimaliste mafotana kely ohatrany fahotana mahafaty 😆😂🙈
Mora hidina kely
Une pièce de chaque modèle no disponible sisa ( hay ilay 3points aza efa tsy misy intsony 🫢 moa )
📩Mp pour commander
30/09/2026
Disponible de suite
Tsy miofo ❌ Tsy mampangidihidy ✔️
30/09/2026
Ohatrany mampite hihinana be izany ireto e ?🥰😆
30/09/2026
Tragus _ flat _ lobe _ conch ...
Disponible en argenté
🌸🌸🌸
30/09/2026
Idéal pour Flat _ lobe
Disponible en doré
♥️
30/09/2026
Fer à cheval
18gauge
Disponible en argenté et doré
30/09/2026
Raha misy mitady kavin'orona 6mm dia hararaoty fa mety ireto no farany eto 🥹...
Tena efa 2semaines izay aho no nikaroka fa tsy nahitana mihitsy 🙂
Ilay anneau strass une pièce (1) monja sisa
Ilay Fer à cheval doré 2 pièces
Fer à argenté une pièce
Tena hoe laaaany 😏
Ny 8mm no mbola misy maro2 disponible , ny afaka hafarana ihany koa mbola à gogo 🤪
29/09/2026
Couleur inona no tinareo ?
Afaka atao tragus , forward helix , helix , lobe...
4 couleurs disponibles :
✨ Rose , blanc , mauve , bleu
29/09/2026
Redisponible 📢 📢 📢
Sady efa misy 18gauge an ☺️ ( nisy nangataka fa hoe tsy atonona ny tevikany ilay 16gauge )
Ny prix tsy miova fa mirary hatrany 😘
29/09/2026
Ataoko livraison gratuite izay maka an'ity anneau double ity 🥰
Vitsy kely sisa fa izay tonga aloha no mahazo
Telephone
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Poose posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
