Coiff’moi
Coiffure & onglerie👩🏻🦰💅
☎️0388984439
10/06/2026
Pose vernis sur ongles Naturels 💅🌸
Ity indray izy no Pose vernis ✅
Raha anao Promotion reh zao Isika dia inona Tinareo atao ?🥰
Ny toerana tsy miova :Andoharanofotsy arrêt bus Tsena 📍
0388984439📞
05/06/2026
-Pose Capsule Avec vernis couleur unis 💅🥀
✅Yeny Tompoko ilay ataon-tsika hoe Faux ongle izy ity ✅
🌸Afaka vita Tsara foana na tsy Gel aza satria zay foana ilay soucis kely eh ?☺️
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
27/05/2026
Gainage sur ongles naturels 💅💛
Miverina misokatra manomboka androany ny salon anh 🥰
Tsy misy Rendez-vous fa Afaka Tonga dia manatona ianareo ✅
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
🕦08h-17h
Extension Gel 💅🌸💚
📍Andoharanofotsy arrêt bus
📞0388984439
19/05/2026
Ao miaraka mijery daholo hoe manaona ilay Résultat ary eh !💅🌸
Izay modèle ho entindry rehefa mbola afaka avoka dia ataon-tsika foana 🥰 #
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
15/05/2026
Ozizy Nareo hoe tena ratsy be ny hoho ako,tena tsy tsara na lava ary 🫣
Tsy Misy an’ izany fa Mila fikarakarana kely fotsiny oa io 🥰💅
GAINAGE avec vernis Permanent🌸
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
« Yeny Tompoko Misokatra ny salon Androany 🥰fa Demi journée ihany📅
Tsy Misy Rendez-vous fa izay Tonga aloha dia voaray hatrany ✅
Aleo miantso foana ihany raha tsy mahazo valina message Tompoko ✅
Izay aloha fa Mirary Tontolo andro mafinaritra oh 🌸😻
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
Aiza daholo ilay Team Gainage ?☺️Manomboka taitaitra daholo anao Gainage fa Samy Maniry ny mba hanana ongles Naturels tsara daholo kosa 🫣🥰
✅ Fa eto ihany dia Tiako tsindriny kely hoe lasa Mardi au samedi ny salon no misokatra 📅8h-17h
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
Remplissage ✅
Ilay pose voalohany Pose Extension Gel natao tany ivelany ❌
Nisafidy ny mbola hitazona ilay pose ilay clients teto dia nataonay Remplissage ✅
Dia izao ny Résultat 🍒💅
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
06/05/2026
Dia miaraka Afa-po daholo Isika Rehetra oh !😻💅
Ny mandray an’izao message izao tena zavatra mahafinaritra indrindra anay 🥰🌸
Mankasitra oh 💅🫦
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
