Makeup By Nelly Kevin
DOCTEUR MAKEUP 💉
Makeup Artist | Hairdresser | Nails Artist
Prendre rendez-vous : https://calendly.com/makeupbynellykevin
📞 038 69 533 35 /038 90 155 73
28/05/2026
Pack Essentiel ⭐️⭐️⭐️
Cliente satisfaite 🥰✨
📲+ 261 32 54 694 18 / + 261 38 69 533 35
Ino raha mahasetry anô ziôty 🙁
Ndriiii 🥺 , Courage nareo MIVADY 😔 Mafy tokoa rehefa sendran’ny mpitsabo tsy mivaky loha marary • MAMAKO NARARY NANDE TANY AM HÔPITAL RAY IZAY NATAONY ILAY DOCTEUR NITOMANY MINTSY IZY NEFA EFA NARARY MAFY , AMPIVEZIVEZEN ZAREO FOTSINY TAM ZAY , NAKANY VOLA NEFA TOKONY ANY AM CAISSSE VAO MANAO PAYEMENT . NOTAKINAY TAM ILAY MPITSABO ILAY IZY , FANAMBANINA SY FAMPIORORONA NO NAHAZO ANAY : >
TIKO TENENINA HOE TSY FIDINY HO AN OLONA NY HARARY , AOKA MBA TSY IFAO TSINOTSINA …
J’ai la chance de vous avoir mes clients 🥹✨ Faly ery nareo rehefa avy vitan’i Nelly kevin mise en beauté ❤️
📲 + 261 32 54 694 18 / + 261 38 69 533 35
26/05/2026
Bref ! … Tena tsy nahita ilay olona mitovy am Teresa aho dia mitady mitovy amin’i MARIMAR INDRAY ho atao maquillage .
NY PUBLIC NO MANAO VOTE HOE MITOVY SA TSIA
Envoyez vos photos en commentaire ! Go , pas sur Mp! 👇
Lui c’est Kelly Stevin Mon frère Jumeaux ⭐️
25/05/2026
Bref ! Je m’ennuie… Mitady vehivavy manana endrika otran’i Teresa pour reproduire ce maquillage — Envoyez vos photos en commentaire ! Go ! 👇
24/05/2026
Za tena anisany misafidifidy Produits ampiasaiko amin’ireo cliente ako . Ary ireo efa cliente no mafantatra tsara ny fitiavako produits de Marque ( Authentique ) .
Fa androany nampiasa produits izay azoko tany Amin’ny Huang Hui ✨ ( Gel Sourcils , Palette de maquillage , Lip Gloss ) Tena Tiako ilay rendu , dia tiako ho ampiasaina fona ndray 😍 .
Reservation sur WhatsApp + 261 38 69 533 35 / + 261 32 54 694 18
24/05/2026
Bonne Pentecôte à tous et Happy birthday to you Estelle Esperanza ❤️✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Address
101
