Sandy Ny Aina
L'ALOE BARBADINSIS au service de votre santé et bien être. Produits ayant des LABEL de QUALITÉ, KASHER ET HALAL. ISO 14001 et 9001, OHSAS 18001
Produits authentiques, Certifié BIO, sous contrôle dermatologique et certifié EXCELLENT par ORIGINAL DERMATEST.
Le Forever Multi Maca est déjà disponible en stock ✨
Détails en commentaire 👇
27/05/2026
Iza amin'ireto no efa nampiasainareo na koa tinareo ampiasaina ? Mbola mitohy ny promotion an ✨
Détails en commentaire 👇
Livraison partout à Madagascar à partir de 4000ar ( centre ville)
26/05/2026
Vao manomboka ny ririnina dia misy tahaka izao sahady ny tarehinareo 🥹 Ireto misy astuces vitsivitsy isorohana an'zay✨
✅ Rehefa mangatsiaka ny andro an dia rano mafanafana no hanasao ny tarehy fa tsy rano mangatsiaka direct
✅ Mazotoa misotro rano. Tsy hoe mangatsiaka sia kamo ipipy foana dia tsy hisotro rano fa mazotoa misotro rano mafàna izay zaka. Averiko alefa ao amin'ny commentaire lay fomba fisotroana rano
✅ Ny crème hydratante et protectrice aza adino mihitsy. Ny ALOE PROPOLIS CRÈME, ALOE MOISTURIZUNG izao tena manana izay propriété izay. Disponible de suite et en promotion ato aminay ( ao amin'ny commentaire ny détails)
✅ Manaova baume à lèvres miaro ny molotra tsy ho vakivaky sy makiana mba ho hydraté foana. Ny ALOE LIPS 💋 ihany koa disponible de suite et en promotion ato aminay. Sady miaro no manamandina no manome sakafo ny molotra ( ao amin'ny commentaire ny détails )
En promotion daholo ny produits rehetra hatramin'ny zoma izao ✨
Livraison partout à Madagascar à partir de 4000ar
Contact : 034 26 231 18
26/05/2026
Les manjas 😍 Disponible de suite ny ALOE BODY LOTION ✨ Sady miasa beee mihitsy amin'zao ririnina izao an
✅ Manome hydratation ny hoditra
✅ Miaro ny barrière cutanée. Tsy ny barrière cutanée n'y tarehy ihany no mila arovana fa na ny vatana ihany koa aza ✨
✅ Miaro ny hoditra tsy ho makiana nohon'ny hatsiaka
✅ Amin'lay fofona mpana-karena tinareo
Disponible de suite et en promotion ✨
Livraison partout à Madagascar à partir de 4000ar ( centre ville )
Contact : 034 26 231 18
26/05/2026
Ao tsara daholo ve? Vonona iatrika ny erinandro sa mbola reraky ny fitsangatsanganana?
Efa tafiditra tsikelikely ao anatin'ny ririnina isika izao na tsy mbola tena hoe mamirifiry aza an.
Ndao ianareo proposer'nay soin amin'ny halalan'ny complément alimentaire iatrehana ny ririnina.
Rehefa mangatsiaka tahaka izao mantsy ny andro dia mila fikarakarana bee ny vatana ✨ Isan'ny soin tokony ataontsika rehefa ririnina tahaka izao ny :
✨ Buvable : izay mampiakatra ny hery fiarovana voajanahary sy manome hery sy tanjaka
✨ Ny IMMUBLEND : izay misoroka ireo karazana aretina madinidinika vokatry ny hatsiaka ary ihany koa mampihena ny fihetsehan'ny allergie ho an'ireo tsy mahazaka mangatsiaka
✨ Ny ABSORBENT C : anti-fatigue sy source d'énergie ary manatsara ny hoditra
✨ Ny ABSORBENT D : rehefa tena anatin'ny ririnina iny zara fa hita i ngiahy bee masoandro dia milatsaka ny vitamine D ao anatintsika. Dia eo lay maheno mararirary na mangotsokotsoka ny articulations. Mila booster'na ny vitamine D amin'iny
Disponible de suite et en promotion daholo ✨
Livraison partout à Madagascar à partir de 4000ar ( centre ville)
Contact : 034 26 231 18
22/05/2026
Les manjas ✨ Rehefa manomboka mangatsiaka tahaka izao ny andro dia rano somary mafanafana no hanasao tarehy. Tsy rano mafàna na mamay fa rano mafanafana kely miala kelin'lay rano mangatsiaka be iny.
Bon vendredi daholo ✨
21/05/2026
Retour mamikely vao maraina 😍 Tonga dia bonne avy hatrany ny journée ako aki kou ✨
Tena raha mba tsapanareo moa ny hafaliako rehefa mahazo retour tahaka izao aho 🥹😍
Misy maromaro izy ao fa tena adinoko ny mandefa azy matetika eto 🥹
Vao 2 semaines de cure izy dia efa nahita fiovana beeee mihitsy. Olana hafa mihitsy no nanaovana cure fa voavaha tsikelikely koa ny olana hafa izay tsy nolazainy ahy akory tamin'ny nanomboka cure ✨ Izay lay mampiavaka ny complément alimentaire an'i Forever ✨
Ianareo hoy aho no asaiko milaza ny hatsarany rehefa mampiasa
Aza misalasala manontany raha te hikarakara sy hikolokolo fahasalamana ianao ✨
20/05/2026
Partage du jour : MYCOSE VAGINALE
Elaela isika tsy nisy partage du jour dia ndao ifampizara indray ✨
Isan'ny mpahazo ny ankamaroan'ny vehivavy ny mycose vaginale dia ndao asiantsika resaka misimisy kely androany.
INONA NO ATAO HOE MYCOSE VAGINALE ?
Infection mpahazo ny vehivavy izy ity izay avy amin'ny champignons antsoina hoe " Candida Albicans " no mahatonga azy.
NY ANTONY MAHATONGA AZY?
👉 Antibiotique be loatra
👉 Stress na arerahana be loatra
👉 Slipo tery loatra na tsy coton
👉 Avy amin'ny sakafo ( mamy loatra na be farine blanche loatra)
👉 Rano maloto isasana
👉 Trouble hormonal
👉 Fampiasana produits manakorontana ny flore vaginale
AHOANA NY FISEHONY?
✅ Mangidihidy ny fivaviana
✅ Maheno mavaivay
✅ Mahatsapa fivontosana sy hita hoe menamena beee ny fivaviana
✅ Mivoaka perte fotsy matevina tahaka ny yaourt izay mety hamoaka fofona tsy tahaka ny mahazatra, ary mety ivadika mavo ny lokony
✅ Maheno marary rehefa manao firaisana ara-nofo
AHOANA INDRAY NY HISOROHANA AZY?
✅ Mazotoa misotro rano
✅ Lanjalanjao ny sakafo hoanina. Ataovy ara-pahasalamana ary indrindra ahenao ny siramamy sy farine blanche hoanina
✅ Slip coton sy malalaka tsara anaovana fa tsy tery. Pasohy ny silipo rehefa avy sasana vao anaovana
✅ Mazotoa mihinana probiotiques. Manampy amin'ny équilibre flore vaginale io no mampitombo ny bonne bactéries. Disponible de suite ny ACTIVE PRO-B probiotiques isan'ny tena tsara misahana ny fahasalaman'ny fivaviana sy ny tsinay
✅ Ampangotrao ny rano isasana. Maloto n'y rano indrindra eto amintsika. Noho izany, ampangotrao dia avelao angatsiaka dia iny no isasana
✅ Ataovy maina tsara ny faritry ny fivaviana rehefa avy misasa. Tapoter'na amin'ny serviette coton madio fa tsy fafana bee
✅ Fadio ny mampiasa produits ao amin'ny fivaviana indrindra raha produits tsy azo antoka sy tsy conseiller'ny tompon'andraikitra afaka mi conseiller an'zay
NB: ‼️tsy mifindra avy amin'ny firaisana ara-nofo ny mycose fa kosa mety miteraka mycose vaginale ny loto avy amin-dramose raha tsy mitandrina amin'ny resaka hygiène.
‼️ Tsy hoe rehefa tratran'ny mycose vaginale dia maditra izay ny vehivavy iray. Diso beee izany
‼️ Na vehivavy mbola vierge aza dia possible tratran'ny mycose vaginale
‼️ Raha nisy mycose ka nanao firaisana tsy voaharo ianareo mivady dia mety mijanona amin-dramose ilay champignon, ka raha tsy niaraka nitsabo dia mety iverina foana ihany.
Saro-pady ny fahasalaman'ny fivaviana koa samia mitandrina araka izay azo atao✨
Mirary soa hatrany ✨
20/05/2026
Les manjas an ✨ Ankoatran'ny crème solaire an, dia produit tokony ao anatin'ny routine skincare antsika ny GOMMAGE ✨
Important io amin'ny fanalana ny cellule morte, amin'ny renouvellement cellulaire an'ny hoditra, ny fisorohana ny karazana imperfections ( mony sns) ary indrindra ny fanomezana éclat sy fanamoràna ny fandraisan'ny hoditratsika ny soin atao aminy✨
Disponible de suite et en promotion ✨
19/05/2026
Aza matahotra ianareo any amin'ny faritra fa tsara fono beee tahaka izao ny colis anareo ✨
Eto izao déo andeha lavitra beee any ity
Mandefa partout à Madagascar izahay ✨
Livraison à partir de 4000ar
19/05/2026
IDÉE CADEAU ET PROMOTION spéciale fête des mères ✨
Et si cette année, vous offrez un cadeau qui prend soin de votre maman autant qu’elle prend soin de vous chaque jour?
🥑 Forever Aloe Avocado Soap
🍯 Aloe Propolis Crème
🌿 Aloe Ever-Shield
💋 Aloe Lips
Des soins enrichis à l’aloe vera pour hydrater, protéger et prendre soin de sa peau au quotidien ✨
Disponible en promotion ✨
Livraison à partir de 4000ar centre ville
Détails en commentaire 👇
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
