Nerf sciatique- Traditionnel
𝐓𝐫𝐚𝐢𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥 𝐞𝐭 𝐞𝐟𝐟𝐢𝐜𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐮 𝐧𝐞𝐫𝐟 𝐬𝐜𝐢𝐚𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞
Soulagement rapide – Sans effets secondaires – 100% naturel.
𝐒𝐏𝐑𝐀𝐘 𝐒𝐂𝐈𝐀𝐓𝐈𝐂 𝐍𝐄𝐑𝐕𝐄
☎️☎️ 034 16 961 57
👉MARARY NY NERF SCIATIQUE ?😭
Ny fanaintainana avy amin’ny nerf sciatique dia mety hahatonga fanaintainana miparitaka manomboka any amin’ny lamosina ka hatrany amin’ny feny sy tongotra.
💚 Spray Nerf Sciatique – vahaolana voajanahary
Manampy amin’ny fanalefahana ny fahatsapana fanaintainana sy ny tsy fahazoana aina, ary mety hanampy anao hahatsapa fahatoniana kokoa.
✨ Mora ampiasaina
✨ Pratika sy mora entina
✨ Mety amin’ny fampiasana andavanandro
📞 Antsoy na alefaso MP : 034 16 961 57
🌿 Safidio ny fikarakarana voajanahary ho an'ny vatanao
03/09/2026
Tandremo ianao sao ho tara ka tsy ho zaka intsony fanaintainana vao hitsabo vatana 😭
Ity Gellule ity izao dia afaka hanaovanao traitement tsara hanalana ireo manaintaina am vatana sy vokatry n'y nerf sciatique
60Gellule/boite
15jours traitement
👉35000ar
💢 SCIATIQUE : Fanaintainana manindry ny lamosina sy tongotra 🚶♀️
🧠 Inona no atao hoe « Sciatique » ?
Ny sciatique dia aretina vokatry ny irritation na tsindry amin’ny “nerf sciatique”.
👉 Io “nerf” io no mitondra ny hafatra avy amin’ny atidoha mankany amin’ny tongotra, sy ny fahatsapana miverina avy amin’ny tongotra mankany amin’ny atidoha.
💡 Izy no nerf lava sy lehibe indrindra ao amin’ny vatana, miainga avy any amin’ny lamosina ambany hatrany amin’ny tongotra.
⚡ Ahoana no fisehoan’ny « Sciatique » ?
Fanaintainana amin’ny tongotra iray, miainga avy amin’ny lamosina ambany ka midina hatrany amin’ny ratsan-tongotra 🦵
Mety hisy volivoly na fahaverezan-tsaina amin’ny tongotra
Miharary rehefa mipetraka, mikohoka, na miondrika 😣
Mihena rehefa matory na mitsotra tsara
🩻 Antony mahatonga azy
🚨 Hernie discale — taolan-damosina manindry ny “nerf sciatique”
🎯 Fivontosana na “inflammation” manodidina ny lamosina
🦠 Otrikaretina mahavoa ny “nerf”
💥 Lozam-pifamoivoizana na ratra amin’ny lamosina
🚬 Fifohana sigara, asa mavesatra, tsy fanatanjahantena
🛡️ Fisorohana
✅ Tazomy posture mahitsy isan’andro
🏋️♀️ Aza mibata zavatra mavesatra sady miondrika
🤸♂️ Ataovy fanazaran-tena manalefaka lamosina sy kibo
🔥 Ataovy échauffement alohan’ny fanatanjahantena
Fitsaboana
Ny fitsaboana dia mifantoka amin’ny:
💧 SPRAY SCIATIQUE NERVE manala fanaintainana sy inflammation
🧘 Fanatanjahantena malefaka (yoga, étirement)
🌿 Fikarakarana ara-batana (kiné, massage, chaleur douce)
---
💬 Tandremo ny lamosinao — Arotsahy ny fihetsika tsara sy ny fikarakarana ara-batana isan’andro! 💪
26/08/2026
Mañana karazany roa izahay ho an'ny fanafody Nerf Sciatique ☺️
👉Gellule nerf sciatique: 60gellules
👉Spray nerf Sciatique: 100ml
Tokony hampiasaina mandritra ny 15andro ny boite iray na spray iray ka tsy azo hajanona
Vidiny : 35000ar na Ilay spray na Ilay Gellule
Raha maka azy roa mitambatra dia mahazo prix ✨
25/08/2026
Torohevitra Kely ho anao indray ☺️
Raha mahatsapa ho reradreraka amin'ny rotoroto sy ny asa dia tsara n'y mihinana ireto sakafo ireto ☺️
Iza no mila astuce toy izao Foana?
24/08/2026
🦵 Le nerf sciatique : qu’est-ce qui provoque la douleur ?
La sciatique correspond à une irritation ou une compression du nerf sciatique, le plus long nerf du corps humain.
Elle peut provoquer une douleur qui part du bas du dos et descend dans la fesse, la cuisse, parfois jusqu’au pied.
🔹 Les causes fréquentes :
Une hernie discale
L’usure des vertèbres
Une mauvaise posture
Le fait de rester longtemps assis
Le port de charges lourdes ou un mauvais mouvement
Une inflammation ou une compression du nerf
⚠️ La douleur peut être accompagnée de fourmillements, d’engourdissements ou parfois d’une faiblesse dans la jambe.
💡 Prévenir la sciatique, c’est notamment adopter une bonne posture, bouger régulièrement, renforcer les muscles du dos et éviter de soulever des charges de façon incorrecte.
👉 Vous avez déjà ressenti une douleur qui descend du dos jusque dans la jambe ? Dites-nous en commentaire
Ilaina ihany koa ny manaraka ilay Exercice rehefa mampiasa ilay SPRAY na GELLULE nerf sciatique !! Misy mbola tsy nahazo??
20/08/2026
Torohevitra kely ho anareo izay tena mahatsiaro mijaly amin’n’ity NERF SCIATIQUE ity 🤩💕
Sady ampiasaina miaraka amin’ilay SPRAY NA GELLULE NERF SCIATIQUE ity tonga dia ho itanao ny fiovana 💕
-Spray: 100ml
-Gellule: 60 gellules
35000ar
19/08/2026
Misy EFA nampiasa vé. ?
Ilay Gellule sa Ilay Spray no mety aminao? 😛😍
👉MBA lazao anay ao amin'ny Commentaire anie Izay safidinao✨
06/07/2026
💥 NERF SCIATIQUE ‼️‼️ Aoka tsy hanjakazaka intsony ny fanaintainana! ⚡
Efa ela ve ianao nijaly tamin’ny nerf sciatique? Fanaintainana midina avy any an-damosina hatrany amin’ny ranjony, ka manahirana ny mandeha, mipetraka, na matory? 😣
🌿 Gelule SCIATIC NERVE no vahaolana voajanahary hamerenana ny fahasalamanao amin’ny nerve!
✅ Manala haingana ny fanaintainana sy ny fivontosana
✅ Manampy amin’ny fanarenana sy fanasitranana tsikelikely ny nerve
✅ Mampitony ny hozatra sy manampy amin’ny fivezivezena ara-dalàna
✅ Mamerina ny hery sy ny fiadanana amin’ny vatana
💚 Fanafody voajanahary manampy amin’ny fanasitranana lalina ny aretin’ny nerf sciatique!
Avelao hiverina ny fiainanao tsy misy fanaintainana — miaraka amin’ny Gelule SCIATIC NERVE 🌿
Misy koa ny Spray SCIATIC NERVE
☎️☎️ 034 16 961 57
Livraison partout a Madagascar
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Nerf sciatique- Traditionnel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
