RH satyah

RH satyah

Share

Prodiut beaute

Photos from RH satyah's post 07/08/2026

⛔ Te hanana hoditra sy tarehy madio, malefaka ary salama tsara ve ianao ❓
CERAVE no VAHAOLANA ho anao😍

⛔ Feno panda, point noir, ary mety madio❌
CERAVE no VAHAOLANA ho anao😍

Misy karazany 2 izy no disponible, izay samy manana ny asany avy.

⛔ MOISTURISING LOTION(Lait hydratant)
✅Manome hamandoana ny hoditra
✅Manamboatra ny hoditra simba
✅Tsy manabe menaka nefa tsy manakatona maso-koditra.

⛔ FOAMING CLEANSER(Gel Moussant)
✅Manadio tarehy lalina
✅Mifehy menaka
✅Tsy mampamaina hoditra


Safidio ary izay mety aminao.
Raha mila fanazavana fanampiny dia midira ao amin'ny hafatra miafina fa vonona hamaly anao izahay💌🥰

Stock Limité❗
Mandefa any amin'ny faritra

☎038 17 905 30

23/06/2026

💦 Disponible amn'ilay miniature zao ef ireto sisa🔥
✨ Nina ricci
✨ mini la belle
✨ Million Gold
✨ one million
✨ le male
✨ olimpia
✨ -I want choo
✨ Gucci
✨ À partir 33.000ar eee
Authentic jiaby2😊

Photos from RH satyah's post 19/06/2026

❤️Reto ndray n zavatra vaovao be😊💦
Lissage keratin carre
Soins lissant
Manalefaka be sady mitsabo ny volo simba ny fer
Shapoing 500 ml + keratin treatment 500ml conditionnel 500ml

Prix 55000ar les 3🥳

Mande in italy💯
Livre sous carton
Tel:0381790530
Livraison manerana Madagascar

Photos from RH satyah's post 18/06/2026

Sol de Janeiro 💦💗

Disponible

Jp 📞🤟

Tel :0381790530
WhatsApp :0336990267

17/06/2026

Disponible 💦
Mp direct raha mis mety amnao💧💗®️

17/06/2026

Disponible 💦

Mbola misy maromaro disponible amin'izy ireto annnh, aza tara⏳
Tel :0381790530
Mp pour commander

16/06/2026

Dispo🥰....
Amle vrais🥳 marque 💗

Photos from RH satyah's post 15/06/2026

💥 Découvrez les célèbres gammes Sol de Janeiro ! 🥰

🟨 Gamme 62 : Hanitra mamy sy manintona mampifangaro Pistache & Caramel Salé, tonga lafatra ho an'ireo tia parfum gourmand sy mafana.

🟪 Gamme 59 : Fampifangaroana Vanille & Bois de Santal, manome hanitra malefaka, élégante ary mampahazo aina mandritra ny tontolo andro.

🟥 Gamme 68 : Ahitana Jasmin Brésilien & Dragon Fruit, hanitra fraîche, féminine ary maoderina izay tsy ho diso anjara amin'ny fisarihana ny sain'ny olona.

💦 Safidio ny gamme mifanaraka amin'ny toetranao ary avelao ny hanitrao haneho ny maha-ianao anao!! 💧







⛔ Tel :0381790530 - 0336990267
Disponible ❤️

14/06/2026

🥰 Tazony halefaka, ho tanora lalandava ary voaaro amin’ny masoandro ny hoditrao ve?? 💝

💙 CeraVe Hydrating Mineral Sunscreen SPF 50 no vahaolana ho anao !

💦 Miaro amin’ny rayons UV (SPF 50)
💦 Manalefaka sy manome hydratation intense
💦 Mety amin’ny hoditra sensible
💦 Manampy hiaro ny hoditrao ho tanora

📍 💧
📞 Contact : 0381790530, 0336990267
🚚 Livraison Tana et Province

🔥 Stock limité — Commandez maintenant !

💛

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Itaosy
Antananarivo