Tsara Riziky
"Tsara Riziky"
Vente de produit cosmétique en ligne
Antananarivo et Toamasina
03/06/2025
🤎Leav'in activateur de boucle sans rinçage 🤎
💚 Hydratation profond (tsy maina zany mihitsy ny volo manao an'ito)
🤎 Malefaka tsara
🤍Tsisy frisottis fa doux bé😍
🤎Na volo malama Ary mety fona , mivoaka fona ny boucle
Ze Efa nampiasa tena mahay ny hatsarany
Sans rinçage koa ito ann, sady mora
Afaka Mandefa amin'ny faritra Ary manao livraison
29/05/2025
💙Crème activateur de boucle 💙
💙Crème a boucle Eu Escolho Cachos💙
🤍 Activateur de boucle (dressage curly)
🤍Volume
🤍 Humidificateur ( tsy maina mihitsy ny volo)
🤍Soin intensif hoan'reo volo vakivaky sy mihintsana
🤍Misy vitamine B5
🤍filtre UV
💙💙Tsara fofona bé💙💙
💙Mampalefaka volo tsara Sady tsy manimba volo
💙Mety tsara miaro ny volo Amin'zao andro mangatsiaka zao
Prix 39000ar
Afaka mandefa amin'ny faritra Ary manao livraison 🚴🚴🚴
03/02/2025
Masque brésilienne a base d'avocat
👉 Hydratant profond
👉Crème a peigné
A la fois masque et leav'in
👉Mampalefaka volo
👉Mamerina ny volo amin'ny état naturel hoan'reo volo en transition
👉Mampatanjaka ny fil-mbolo
👉Mampangirana ihany koa
Quantité 1kg
Mety hoan'reo manana volo curly na manao dressage curly
Afaka manao livraison
03/02/2025
💚Crème brésilien a base d'olive💚
2 en 1(sady masque no leav'in ( crème a peigné)
marque Origem à base d'olive
🧡Mi-definir boucle
💜Démêlant et hydratant
🧡Restauration intense
💜Manome volume ny boucle nefa malefaka bé
❌❌Tsy manao effet carton ❌❌
Réduit les doubles extrémités
Pour cheveux faibles et fortes porosités,crépus , ondulés,lisse,en transition
Mety tsara hoan'ireo volo en traitement, na ireo Tia mikolokolo volo, n'a curly n'a lisse
Afaka manao Livraison
Livraison tana-province.
03/02/2025
🌺🌺 origem cachos🌺🌺
🌸🌸Produit brésilien équivalent skala🌸🌸
Maro azo isafidianana araka2 type volonao
👉Aiza antsika le Tia manao curly Iny
💚Produit de gamme bé Ty💚
✅100% authentiques
💚 Origem eu cachos 💚
🌼🌼 crème a peigné boucle 🌼🌼
Activateur de boucle volo bouclé
Araka Zay anarany Zay crème a peigné , tsy sarotra ampiasana fa a peigné tout simplement
👉 Mampalefaka tsara ny volo
👉 Hydraté tsara volo (Miaro volo tsy ho maina)
👉 Manome aina ny volo
👉 Maharitra tsara ny boucle Ary bien défini
👉Mampangilatra volo Ary manome effet humide fona
👉Manala frisottis
PRIX: 35000ar
Tél 0385237339
Afaka manao Livraison 🌺🌺
03/02/2025
Masque Brésilien
Manteiga de karité
Tena tsara fofona loatra 🥰🥰🥰
Hydratation
Vitalité et brillance
👉Hoan'ny volo tena sec, mi hydraté volo
👉Mety bé hoany volo miloko
👉Mitsabo volo tapatapaka sy maina
👉 Hydratant bé mihitsy 🥰🥰
👉Mampaniry volo koa
🌺🌺Tsara bé ihany koa anaovana dressage curly🌺🌺 hoan'ny volo malama be tsy mety miolana reny (mety amin'ny type volo rehetra ihany koa nefa)
Prix 30000ar
Tél 0385237339
Manao Livraison Ary Mandefa amin'ny faritra fiable
03/02/2025
Gamme grupy kids
🌻 Shampooing
🌻Conditionner
🌻Crème coiffante a boucle
👉 Hydratation et humidificateur
👉 Activateur et définisse les boucle
👉Mety bé amintsika manana volo secs sy vakivaky
👉 mampalefaka volo (manome effet doux)
💛💛 Produit clean et authentique
💛Manatsara ny volony mimishou kelitsika
💛Mety amin'ny lehibe ihany koa annn hoatsika le manao retour au naturel reny 💛
💛Tsara fofona bé
💛Afaka anaovana routine tsara hoatsika manana volo curly na hanao dressage curly
💛Mankalefaka bé surtout hydratant be mihitsy
💛Efa natao mirary bé ny vidiny ( il ne fait même pas son prix raha ny hatsarany jerena)
Prix 70000ar
Tél 0385237339
Afaka Mandefa amin'ny faritra Ary manao livraison ihany koa 💛
03/02/2025
Gamme Crème alissante
💙Thyoglicolaté a la kératine 💙
Hoan'ny volo ngita bé (difficile a lisser)
Natao Hoanao ity, aza mitady produit hafa intsony
Gamme ahitana : shampooing neutralisant + crème défrisage (lissage( forte ou normal) ) reo fotsiny no apesainao Tonga de a la perfection ny volo
Tsara Dia tsara ity produits ity noho izy
💙Mampalama volo efficace bé Sady tsy manimba volo
💙 Authentiques ✅
💙Tsy manapatapaka volo (action anti-chute)
💙Tsy manaikitra na mangirifiry ny odidoha
💙 Hydratant be
💙 Mampangilatra tsara ny volo ( na tsy ho atao brushing intsony Ary )
Produit importé 🇲🇫🇲🇫 vrai marque hatrany netsika Ann (vérifiable (ataotsika en privé ny vérification d'authenticité fa lasa copié nle manao osoka )
Aza misalasala miditra amin'ny mp pour plus d'informations fa Mbola maro ny avantages azo avy aminy
Mandefa amin'ny faritra Ary manao livraison 🛵🛵
03/02/2025
Gamme Crème alissante
💙Thyoglicolaté a la kératine 💙
Hoan'ny volo ngita bé (difficile a lisser)
Natao Hoanao ity, aza mitady produit hafa intsony
Gamme ahitana : shampooing neutralisant + crème défrisage (lissage( forte ou normal) ) reo fotsiny no apesainao Tonga de a la perfection ny volo
Tsara Dia tsara ity produits ity noho izy
💙Mampalama volo efficace bé Sady tsy manimba volo
💙 Authentiques ✅
💙Tsy manapatapaka volo (action anti-chute)
💙Tsy manaikitra na mangirifiry ny odidoha
💙 Hydratant be
💙 Mampangilatra tsara ny volo ( na tsy ho atao brushing intsony Ary )
Produit importé 🇲🇫🇲🇫 vrai marque hatrany netsika Ann (vérifiable (ataotsika en privé ny vérification d'authenticité fa lasa copié nle manao osoka )
Aza misalasala miditra amin'ny mp pour plus d'informations fa Mbola maro ny avantages azo avy aminy
Prix 140.000ar
Tél : 0385237339
Mandefa amin'ny faritra Ary manao livraison 🛵🛵
12/01/2025
Leav'in oleo coco
A peigné tout simplement ❤️
🦋Mi définir boucle bé
🦋 Activateur de boucle (Sady malefaka tsara ny volo)
🦋Mety tsara amin'ny volo miloko
🦋Tsy sarotra ampiasaina
🦋 hydratant be
🦋Tsy manapatapaka volo mihitsy
Manome nutrition ny volo ihany koa
Aza misalasala fa tena Efa maro ny afapo
Afaka Mandefa amin'ny faritra tsy Misy atahorana
Afaka manao Livraison 🚴
12/01/2025
🌺 gel élégance Plus 🪐🌺
Ultra glosse et 24h extra forte
Prix 25000ar pour le quantité de 1kg
♥️Ny volo ngita tsy voatery ilemana VO malama sy mifitsaka☝️
👉👉Tena tsara amin'ny volo ngita, tapatapaka, bé frisottis ity gel ity satria:
👉Maharitra tsara ny styling baby haïr atao aminy
👉Mampalama volo, mampangilatra manome effet lisse
👉Mampilamina tsara ny volo bangoina
👉 mahatsara qualité volo (tsy manimba volo)
👉Tsara bé irandranana, Maharitra sy mipetraka tsara ny taly (tsy mora mibofaka)
👉Azo anaovana frisé, curly (mi fixé tsara tsy mora rava sady manao effet carton)
👉Manome effet brillant, mouillé
Tsy mivadika fotsy rehefa maina
Koa satria cire coiffante izy de mampatsara qualité volo indrindra ny volo vakivaky
Gel mety amin'ny volon-dehilahy sy vehivavy
☑️Bien scellé ☑️
☑️ Authentiques fabriquer en Liban☑️
Quantité 1kilo bé izao, Maharitra tsara
Mandefa amin'ny faritra rehetra (fiable tsara) Ary manao Livraison
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
101
