Spiruline du Menabe

Spiruline du Menabe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Spiruline du Menabe, Antananarivo.

Photos from Spiruline du Menabe's post 20/06/2022

Spiruline du Menabe
👉Mampitombo aingana
👉Mety ho an'ny manao fanatanjahantena
👉Manampy be dia be @ fitadidiana
Ao @ commentaire ny fomba fampiasana azy
5000 ar ny iray fonosana 30g
4000 ar raha maka +10
Manao livraison izahay

20/06/2022

Spiruline 100% natoraly

20/06/2022

Maro ny soa azo avy @ " SPIRULINE" noho izy sakafo feno .

Manamafy ny hery fiarovana sy miady @ tsy fanjarian-tsakafo . Izany hoe manampy ny vatantsika hahazo hery fiarovana, hery fiasana ary hery fanorenana noho izy manana raha "PROTÉINE" ambony.
NB: ny SPIRULINE dia tsy fanafody fa fanampin-tsakafo ary afaka ampiarahina @ sakafo rehetra

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Website

Address

Antananarivo