Manja complicity beauty
Coiffure-esthétique
29/07/2026
❗Alerte❗
👉🏾 Durée de formation 4j👈🏾
Promotion lissage brésilien à partir de 70000ar
08/01/2024
Coucou les manja ndao ho velomintsika kely indray ny page fa somary nangingina🥰
Aza miala alavitra Ary fa hisy loka ho zarainay aminareo amin'izao fiandohany taona izao😘
13/10/2021
Pack mariage à partir de 100000ar
21/05/2021
Fikafika hanadiovana ilay tongotra vaki2🥰 Voalohany matoa ny tongotra vakivaky dia tsy votery voretra ny olona iray fa na izy tsy ampy rano na ihany koa tsy mahatanty hatsika🥰
🔁Astuce hanadiovana azy ary no zaraina aminao😁
👉🏻Rano mafana izay farany zakanao atao anaty cuvette
👉🏻Sira
👉🏻Bicarbonate na karibonetra
👉🏻Vinaigre
🔁Araraka ao anatin'ilay rano mafana b teo reo rehetra reo. Atovy somary betsaka daholy izany hoe izay fatra tinao fa atao betsabetsaka ftsn. Dia iny no ilomana mandritra ny 15min, ilay rano atovy mamay izay zakanao mihitsy. Rehefa vita izay dia koseho amin'ny vato ilay tongotra amin'ny farany. Tsy votery vato b fa na vato keli2 ftsn ary fa juste ikoseana ilay vakivaky. Ary rehefa maina tsara dia osory huile de coco na huile d'oliva dia manaova Ba kiraro amin'izay🥰 Afaka ataonao isanandro io🥰
🆑⏩Dia mankasitraka antsika rehetra manaraka ny pejy dia mirary soa daholy🙏😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Andrefambohijanahary
Antananarivo
101
