Academy Helasy Formation Call Center
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Academy Helasy Formation Call Center, Antananarivo.
🔥 MITADY ASA MAHARITRA VE IANAO ? 🔥
📞 FORMATION CALL CENTER – 2 HERINANDRO
➡️ Mahazo ASA avy hatrany rehefa vita formation
💼 TOMBONY HO AZONAO :
✔️ Karama: 650.000Ar – 1.000.000Ar / volana
✔️ Transport
✔️ Cantine
05/09/2026
#️⃣ TOLOTR’ASA • FORMATION
🔺 MANDRAY TANORA VONONA SY MANIRY Hiasa AMIN’NY CALL CENTER
🎓 FORMATION + ACCOMPAGNEMENT VERS L’EMPLOI
Vita ny formation dia izahay no mikarakara ny fampidirana anao any amin’ireo société Call Center miara-miasa aminay.
👉 Tsy ianao no mitady société.
👉 Ny tanjonay dia ny hanampy anao hahita asa rehefa vita ny formation.
💰 KARAMA : 650.000 Ar à 950.000 Ar / MOIS
➕ Primes d’objectifs
➕ Transport
➕ Cantine
🎁 BONUS :
✅ VENTE EN LIGNE : Boost page, publication & techniques de vente
✅ Cours de français isaky ny Sabotsy
🌍 LANGUES :
🇫🇷 Français
🇬🇧 Anglais
👉 Afaka misafidy izay tianao ianao.
👤 TAONA : 18 à 45 ans
📞 MIANTSOA : 038 22 242 18
📩 MIDIRA MP MIVANTANA
📍 TOERANA : 67 Ha – Antananarivo
⚠️ TOERANA VOAFETRA — AZA TARA!
🔐 NB : Société mijoro ara-panjakana
🔥 Raha vonona hianatra sy hiasa ianao, aza misalasala mifandray aminay dieny izao!
02/09/2026
🔥 MITADY ASA VE IANAO ? 🔥
💼 FORMATION CALL CENTER → ASA
Te hiasa amin’ny CALL CENTER ve ianao nefa mbola tsy manana expérience ? 😍
📚 Hianaranao :
✅ Métier Call Center
🇫🇷 Français na 🇬🇧 Anglais
💻 Informatique de base
🗣️ Communication professionnelle
🎯 REHEFA VITA NY FORMATION :
🤝 Izahay no manatitra anao any amin’ireo société CALL CENTER mpiara-miasa aminay.
💰 KARAMA : 650 000 – 950 000 Ar
🎓 BEPC minimum
👤 18 – 48 ans
🚨 Aza miandry ela !
📩 MANDEFA MESSAGE “CALL CENTER” raha te hahazo fanazavana sy hisoratra anarana.
⚡ LIMITÉ NY PLACE !
31/08/2026
RECRUTEMENT OUVERT 🚨
Mitady olona 2 izahay hampiofanana amin'ny teny Français & Anglais 🇫🇷🇬🇧
✅ Motivé sy sérieux
✅ Mahay mifandray amin'olona
📍 Toerana: 67ha Antananarivo
📞 Antsoy: 038 38 658 47
Aza misalasala, raiso ny fahafahanao hanatsara ny fahaizanao amin'ny teny vahiny! 🌟
Zavatra entina rehefa handeha aty:
Photocopie CIN
CV
Attestation langue
19/06/2026
🚫 10 ERREURS FRÉQUENTES À ÉVITER EN ENTRETIEN D'EMBAUCHE 💼🎯
Vous avez décroché un entretien ? Félicitations ! 👏
Maintenant, évitez ces erreurs qui peuvent vous coûter le poste. 👇
❌ 1. Arriver en re**rd ⏰
➡️ Soyez ponctuel(e), idéalement 10 à 15 minutes à l'avance.
❌ 2. Ne pas se renseigner sur l'entreprise 🏢
➡️ Informez-vous sur son activité, ses valeurs et le poste proposé.
❌ 3. Manquer de confiance ou être trop sûr de soi 😐
➡️ Soyez confiant(e), humble et professionnel(le).
❌ 4. Répondre trop brièvement ou hors sujet 💬
➡️ Donnez des réponses claires avec des exemples concrets.
❌ 5. Critiquer son ancien employeur 🚫
➡️ Restez toujours respectueux(se) et positif(ve).
❌ 6. Ne pas écouter attentivement les questions 👂
➡️ Prenez le temps de comprendre avant de répondre.
❌ 7. Négliger sa tenue 👔👗
➡️ Adoptez une apparence soignée et adaptée au poste.
❌ 8. Utiliser son téléphone pendant l'entretien 📱
➡️ Mettez-le en mode silencieux et gardez-le hors de vue.
❌ 9. Mentir sur ses compétences ⚠️
➡️ L'honnêteté inspire la confiance.
❌ 10. Ne poser aucune question à la fin ❓
➡️ Montrez votre intérêt en préparant quelques questions pertinentes.
✨ Un entretien réussi, c'est une bonne préparation, une attitude positive et une communication claire.
💙 Suivez notre page pour découvrir encore plus de conseils et réussir vos entretiens d'embauche ! 🚀🎓
📞✨ Torohevitra hahombiazana amin'ny asa Centre d'Appel
Ny tena lakilen'ny fahombiazana amin'ny Centre d'Appel dia tsy ny fahaizana miteny fotsiny, fa indrindra ny fahaizana mihaino tsara. 👂💬
✅ Mihainoa tsara ny mpanjifa alohan'ny hamaliana azy.
✅ Mitenena am-pitoniana, am-panajana ary amin-kitsimpo. 😊
✅ Fehezo tsara ny vaovao sy ny tolotra atolotry ny orinasa iasanao. 📚
✅ Mahareta ary tony foana na dia sarotra aza ny mpanjifa atrehinao. 💪
✅ Mahaiza manaja ora sy manaraka ny fitsipiky ny orinasa. ⏰
✅ Miezaha hianatra sy hampiasa teny frantsay isan'andro mba hanatsarana ny fahaizanao miteny. 🇫🇷🎯
💡 Tsarovy: Ny téléconseiller mahay dia tsy olona miteny be indrindra, fa ilay mahay mahatakatra sy manampy ny mpanjifa. 🤝
👇 Ary ianao, inona no heverinao fa toetra manan-danja indrindra hahombiazana amin'ny Centre d'Appel?
🔹 Fahaizana mihaino 👂
🔹 Faharetana 😌
🔹 Fahaizana mifandray amin'olona 🗣️
💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny valinteninao!
09/06/2026
Fomba fiteny na expressions 3 tsy tokony ampiasaina rehefa manao entretien d’embauche
1🔹 “UN PEU”
Midika izany fa tsy azonao antoka ny zavatra lazainao, ka mety miteraka ahiahy amin’ny recruteur.
✖️Ohatra : Je suis un peu dynamique.
✔️Soloy hoe : Je suis dynamique.
2🔹 “JE CROIS QUE”
Afaka mampiasa azy ianao raha maneho hevitra manonkana ohatra miteny ianao hoe :
"Je crois que c'est une bonne idée."
Fa raha miresaka qualités, na objectifs na motivation ianao dia tsy tsara ampiasaina satria manome endrika fisalasalana izany.
Ohatra :
✖️Je crois que je peux le faire.
✖️Je crois que j'ai les compétences nécessaires pour ce métier.
Soloy hoe :
✔️Je suis certain(e) que je peux le faire.
✔️ Je suis convaincu(e) que je possède les compétences nécessaires pour ce métier.
3🔹 “PEUT-ÊTRE”
❌ Fadiana tanteraka rehefa entretien, satria mampiseho "INCERTITUDE", izany hoe tsy tena mahatoky ny zavatra lazainao ianao.
✖️Ohatra : Je vais peut-être devenir manager dans 5 ans.
Soloy hoe :
✔️ Je vise un poste de manager dans 5 ans.
na
✔️ Mon objectif est de devenir manager dans 5 ans.
Tsarovy : rehefa entretien d’embauche, mila teny mazava sy mihabo, matoky tena ary mahitsy no ampiasaina.✨
Aza adino mizara ity hoan'ireo namanao sao mahasoa azy izany
Website
Address
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Academy Helasy Formation Call Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
