Fifaliana Massage

Fifaliana Massage

Share

Massage amincissante/relaxante
Épilation maillot/aisselles

26/06/2026

IZAHAY ETO AMIN'NY FIFALIANA MASSAGE DIA MIARAHABA TRATRY NY ASARAMANITRA DAHOLY

21/06/2026

Miarahaba ny ray rehetra izahay eto amin ' ny Fifaliana massage ,manaova fety sambatra daholy ❤️

31/05/2026

Izahay eto amin 'ny fifaliana massage Dia faly miarahaba ny reny rehetra ,tahian ' i Jesosy daholo

24/05/2026

Mirary fety sambatra daholy 😘

05/04/2026

Izahay eto amin' ny Fifaliana massage dia mirary p***a sambatra ho atsika rehetra ❤️

03/02/2026

💆‍♀️ Te hiala sasatra anefa tsy te hivoaka ny trano?
✨ Aza misahirana intsony !
👉 Izahay no manatona anao 🏍️ (service à domicile)
📍Massage amincissante
📍Massage relaxante
📍Massage facial

👉Mpanotra azo antoka, matihanina ,efa zadraharaha
👉Asa madio
☎️ 0345249406

💬 MP pour plus d'informations

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Itaosy
Antananarivo
101