Maholy Distribution Alimentaire

Maholy Distribution Alimentaire

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maholy Distribution Alimentaire, Health/Beauty, Ambohimanarina, Antananarivo.

12/06/2026

Salama tompoko ! tena mialatsiny anareo Zay mandefa Mp fa tena tsy arako ny mamaly anareo. fa afaka Tonga dia miantso avy atrany raha toa ka ilaina maika.marihana fa ny entantsika tsara kalitao sy tsara lanja atrany❤️❤️ ❤️
0385485552

21/05/2026

📢📢 Tonga rahampitso ny arrivage tsika📢📢
Tena hoe tsara , mora 😍😍😍
Araho tsy tapaka ny Pejy🌼🌼🌺

18/05/2026

Asintsika promotion be ny amin'ito vary gasy mavokely ito
😲😲alefatsika 100000ar ny 50kg
Vonjivonjeo fa vitsivitsy sisa an!
Ambohimanarina tsena, 0385485552

18/05/2026

🌾🌾 semence 95000ar ny 50kg🌾🌾
Ambohimanarina tsena
0385485552

🌾🌾🌾Semence tsara 💯 tsy mifangaro sady tsy misy vato🌾
Ambohimanarina tsena

04/05/2026

🌾🌾 Makalioka tranainy 115000ar ny Gony😲😲😲
vonjivonjeo fa 30 gony sisa no disponible atao an.
🌼🌺 Ambohimanarina tsena 0385485552

28/04/2026

🌾🌾🌾Semence tsara 💯 tsy mifangaro sady tsy misy vato🌾
Ambohimanarina tsena

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 28/04/2026

📢📢Tonga ny Arrivage mora be ndray ry zareo😲😲😲😲 , Mp aingana
🌾🌾🌾🌾

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 25/04/2026

Mitongava manjifa ato aminay
Tsara kalitao, tsara lanja nefa mora ☺️😍😍😍😍

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 25/04/2026

Misaotra nahatoky anay atrany😍😍😍😍
Aza ela varotra ry se an👍🏼👍🏼👍🏼

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ambohimanarina
Antananarivo