KosmeTsik' - Baumes & rouges à lèvres naturels
Je suis chimiste. Je crée des produits pour les lèvres à base d'INGRÉDIENTS NATURELS. Suivez la page pour découvrir nos produits et nos bons conseils.
Ici, on prône la qualité et l'efficacité, mais on reste conscient des limites du Naturel 🥰.
Mirary faran'ny herinandro feno tsikitsiky ho anao e 💋 !
♥️ Camp Rock ♥️
Film tiako indrindra tamin'ny fahatanorako 😅, ary nahafantarako an'i Demi Lovato - io no mpihira tiako indrindra 😁
Dia mba mientana kely, mahatsiaro, izao fa nivoaka ny Camp Rock 3 😉
Tena mamely ilay grippe fa mitandrema 🥴🙏
Bonne fin de semaine à tous ♥️
Lip Combo by KosmeTsik' 💄
13/08/2026
Comment un Lip Combo KosmeTsik' ajoute du caractère à ton visage...
💄 CONFIDENCE by KosmeTsik'
💄 PASSION by KosmeTsik'
💄 Meva Beige N**e by KosmeTsik' (nacré)
12/08/2026
📖 Fa izaho koa olona tena tia mamaky boky.
Manana compte Instagram izay aho fizarako an'io passion-ako, ho anareo izay liana 👇 :
https://www.instagram.com/devoreusedelivresmada?igsh=emszb2E0eHdiN2g1
💄 Ny lokomena moa efa fantatrareo fa vokatra KosmeTsik' hatrany...
💬 Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha toa ka misy mahaliana anareo.
Izay mirary takariva mahafinaritra ho anareo eee 😘
TSY MASIAKA AHO AKORY 😂 Fa natao accéléré ilay izy ho fohifohy amin'izay henonareo tsara daholo ny torohevitra mahasoa zaraina ao 😁
Torohevitra mahasoa kely androany.
Araho ny pejy ary e !
11/08/2026
Mioso-potaka hono anie e 😂 !
Fa ny argile tsy atao amin'ny molotra an... Nisy diso kely ny ahy io fa nisolifatra ny tànako 😅
Rehefa vita ny exfoliation molotra dia asiana Baume à lèvres fotsiny 💄
👉 Ato amin'i KosmeTsik' misy karazany maro.
💬.Mandefasa hafatra miafina raha misy mahaliana anao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
