COSMO Madagascar
COSMO Madagascar | Distributeur Exclusif ๐ฒ๐ฌ
Toute la gamme COSMO, enfin disponible chez vous. Beautรฉ, soins et รฉclat au quotidien.
Produits authentiques
Livraison partout ร Madagascar
๐ฉ DM si vous souhaitez faire partie de nos revendeurs
14/09/2026
Une journรฉe bien remplie ? Sport, travail, sorties ou moments entre amis ? ๐
Avec notre ๐๐ฬ๐จ๐๐จ๐ซ๐๐ง๐ญ ๐๐ ๐
๐ซ๐๐ฌ๐ก , gardez une sensation de fraรฎcheur et de confiance tout au long de la journรฉe. ๐ฟโจ
11/09/2026
Ny ๐๐๐ฌ๐๐ฅ๐ข๐ง๐ dia tena ilaina indrindra aminโny fikarakarana hoditra satria mamorona sosona miaro izay manampy mitazona ny hamandoana.
๐งด ๐๐ง๐จ๐ง๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐ง๐จ ๐ข๐ฅ๐ฬ๐ง๐ ๐๐ณ๐ฒ?
๐๐จ๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ข๐ง๐ โ manampy mampalefaka sy mitazona hamandoana.
๐๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ข๐ง๐ โ azo ampiasaina ho baume hanalefahana ny molotra.
๐๐จ๐๐ข๐ญ๐จ๐ง๐ ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ค๐ข๐ก๐จ ๐ฆ๐๐ข๐ง๐ โ manampy aminโny hoditra miketrona sy maina.
๐๐๐ง๐ฬ๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ซ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ โ manampy miaro aminโny fahamainana.
๐๐จ๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ซ๐ ๐ฆ๐ข๐ค๐ข๐ค๐ฒ โ afaka mamorona fiarovana aminโny fikikisana.
๐๐จ๐ซ๐ข๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ โ tsara apetraka rehefa mbola somary mando ny hoditra mba hitazonana ny hamandoana.
10/09/2026
Te hanana volo malefaka ๐ฉโ๐ฆฑ, mamirapiratra ary tsara tarehy ve ianao?
Ampiasao ny ๐๐ฬ๐ซ๐ฎ๐ฆ ๐๐ซ๐ข๐ฅ๐ฅ๐๐ง๐๐โจ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ฌ๐ ๐๐๐๐๐ !
ฬs
08/09/2026
๐โจ ACHETEZ PLUS, GAGNEZ PLUS AVEC COSMO ! โจ๐
Envie de vous faire plaisir tout en recevant un cadeau ? ๐
๐๏ธ Pour tout achat de 60 000 Ar ou plus de produits COSMO, recevez un CADEAU COSMO
๐ Faites-vous plaisir avec vos produits beautรฉ prรฉfรฉrรฉs et repartez avec une belle surprise !
๐
Offre valable du 08 , 09 et 10 sept 2026
Alors, prรชte ร faire votre shopping beautรฉ ? ๐โจ
08/09/2026
Tonga amin'ny fotoana nifanomezana isika, hanambarana ny mpandresy taminโilay jeu. ๐งข
Maro be ianareo no nandray anjara, ka misaotra indrindra anareo rehetra!โค๏ธ
๐ฅ Ary ireto izy roa no mpandresintsika androany :
Arahabaina i Nathalia Malala sy i Emmafuchsia Ramanampisoa
Ianareo no voafidy ka samy nahazo ny casquette COSMO ๐งข
Manasa anareo handefa MP aty aminay, fa holazainay ao ny toerana hakana ilay casquette. ๐
Ho antsika rehetra, aza miala lavitra fa mbola maro ny lalao sy surprise ho avy! ๐โค๏ธ
04/09/2026
๐ JEU : AHAZOANA CASQUETTE COSMO MANJAKELY ! ๐งข
Casquette COSMO no mety ho anao aminโizao vanim-potoananโny masoandro izao โ๏ธ๐
๐ Ireto ary ny conditions :
1๏ธโฃ Abonne-o ny pejy Cosmo Madagascar โค๏ธ
2๏ธโฃ Asio rรฉaction ๐ na โค๏ธ aminโity publication ity
3๏ธโฃ Mentionneo namana 5 na maromaro araka izay tratrao, ao aminโny commentaire ๐ฏโโ๏ธ
4๏ธโฃ Partage-o en mode public ity publication ity.
โฐ Rahampitso Sabotsy aminโny 7 ora hariva no hifarana ny lalao !
Ny Alatsinainy ho avy izao kosa no hambara ny mpandresy ! ๐
โ๏ธ Efa mafana ny andro eee !
Aza adino ny miaro ny hoditrao aminโny masoandro, ary mijanรฒna MANJAKELY foana miaraka aminโny COSMO Madagascar๐
Ka inona no andrasana ? Alefa ary ! ๐งขโค๏ธ
02/09/2026
๐ Inona no zavatra ilain'ny vatanao maika indrindra amin'izao fotoana izao?
A. Mikarakara molotra ๐
B. Manana tarehy malefaka ๐
C. Miaro ny oditra amin'ny masoandro โ๏ธ
D. Manana tongotra mandina sy tsara karakara ๐ฆถ
E. Manitra tsara mandritra ny tontolo andro ๐ธ
Valio A, B, C, D na E ao amin'ny commentaire ary dia ho atoronay anao anaty mp hoe inona ny produits mety aminao ๐๐๐
28/08/2026
3 segondra monja dia ampy hamerenana ny hakantonโny molotrao. โฑ๏ธ๐
Raha maina sy triatra ny molotrao, omeo ny sakafo sy fiahiana ilainy izy mba tsy harary intsony.
Ny Baume ร lรจvres COSMO Rose Mint dia miaro ny molotrao amin'ny hatsiaka sy ny loto. ๐ธ
Malefaka, mandina ary manintona ery ny molotrao isan'andro! ๐
๐ Alefaso MP izao ary ny commande-nao e!
Manao livraison izahay an.
ร๐ ๐ฌ๐๐ง๐ญ ๐ญ๐๐ฅ๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ญ ๐๐จ๐ง ๐ฌ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ฅ๐ ๐๐จ๐ฎ๐๐ก๐ ๐ช๐ฎ๐ ๐ญ๐ฎ ๐ฏ๐๐ฌ ๐๐๐ข๐ฅ๐ฅ๐ข๐ซ ๐ฅ๐ ๐๐จ๐ข๐ซ๐ ! ๐๐ (Spoiler : ta peau va adorer)
Aprรจs une journรฉe bien chargรฉe, tu mรฉrites mieux qu'un savon classique qui assรจche la peau.
Le ๐ ๐๐ฅ ๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐จ๐ฐ๐๐ซ ๐๐จ๐๐ค๐ญ๐๐ข๐ฅ๐ฌ (๐๐๐๐ฆ๐ฅ) te rรฉgale d'une mousse gรฉnรฉreuse qui nettoie en douceur et hydrate en profondeur.
๐๐๐% ๐ฉ๐ฅ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ซ, ๐% ๐ฉ๐๐๐ฎ ๐ช๐ฎ๐ข ๐ญ๐ข๐ซ๐, et ๐ฎ๐ง ๐ฉ๐ซ๐ข๐ฑ ๐ญ๐จ๐ฎ๐ญ ๐๐จ๐ฎ๐ฑ ! Lequel te tente en premier ? ๐
25/08/2026
โ๏ธ ๐๐ง๐ ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐งรฉ๐ ๐๐ฎ ๐ฌ๐จ๐ฅ๐๐ข๐ฅ, ๐ฬง๐ ๐ฌ๐ ๐ฉ๐ซรฉ๐ฉ๐๐ซ๐โฆ ๐ฌ๐ฎ๐ซ๐ญ๐จ๐ฎ๐ญ ๐ช๐ฎ๐๐ง๐ ๐ข๐ฅ ๐ฌโ๐๐ ๐ข๐ญ ๐๐ ๐ฉ๐ซ๐จ๐ญรฉ๐ ๐๐ซ ๐ญ๐จ๐ฎ๐ญ๐ ๐ฅ๐ ๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐ฅ๐ !
๐งด ๐๐ซรจ๐ฆ๐ ๐ฌ๐จ๐ฅ๐๐ข๐ซ๐ COSMO SPF50+ pour les adultes et COSMO Kids SPF50+ pour les enfants, avec une protection rรฉsistante ร lโeau pour profiter pleinement de chaque baignade.
๐ Disponible dรจs maintenant chez COSMO Madagascar.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:30 |
| Tuesday | 08:00 - 16:30 |
| Wednesday | 08:00 - 16:30 |
| Thursday | 08:00 - 16:30 |
| Friday | 08:00 - 16:30 |
| Saturday | 08:00 - 12:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when COSMO Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
