SantéMendrika

SantéMendrika

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SantéMendrika, Health/Beauty, Antananarivo.

06/07/2026

Maro ny olona ny Mbola tsy mahay tsara ny atao hoe . Maro ny mieritreritra fa aretina Io🥱,.Ny Prostate anefa tsy aretina araka ny eritreritrao❎.

✅Ny prostate dia taova kely ao amin’ny lehilahy ihany, ao anatin’ny rafitra fiterahana sy fivoahana amin’ny pipy.

🔹 Inona marina izy?
Taova boribory mitovitovy amin’ny voanjo ny habeny (amin’ny lehilahy salama).
Eo ambanin’ny tatavia (vessie) no misy azy.
Manodidina ny lalan-pipì (urètre) izy, izany hoe eo no mandalo ny pipy.

🔹 Inona no asan’ny prostate?
👉Mamokatra ranon-kely (liquide prostatique) izay:
-Manampy amin’ny fanamboarana ny ranon-tsirinaina (sperme)
-Manome hery sy fiarovana ny tsirinaina
-Manampy amin’ny fivoahan’ny tsirinaina rehefa manao firaisana ara-nofo.

🔹 Aretina mety mahazo ny prostate
Rehefa mitombo taona ny lehilahy dia mety hisy olana toy ny:
👉 – mamaivay na mivonto (matetika amin’ny lehilahy tanora sy antonony)
👉 bénigne de la prostate (HBP) – fitomboan’ny prostate (matetika rehefa mihoatra ny 40–50 taona)
👉 ’ny prostate – aretina mafy raha tsy tsaboina aloha

🔹 Soritr’aretina mety hiseho raha misy olana
🔥Pipì matetika, indrindra @ alina
🔥Fahasarotana amin’ny fivoahan’ny pipy
🔥Fahatsapana hoe tsy lany tsara ny pipy
🔥Mamaivay na fahasosorana eo amin’ny faritra ambany kibo na fitombenana
🔥Indraindray: olana amin’ny firaisana ara-nofo : malemy ny filahiana na Tonga aloha loatra ny tsirinaina
🔥Marary valahana matetika
🔥Lasa mena ny pipy na Mipipy rà
🔥Misy rà ny sperme
🔥Havizanana,na fihenan-danja tsy fantatra antony, Lasa mora reraka
🔥Lasa kamo manao firaisana

Manana vahaolana ho anao izahay ➕ vokatra natoraly, tsy misy effet secondaire 🚫
Vidiny mirary : ( )
Manao livraison manerana an'i Madagascar 🛵🚌.
☎️💬034.16.638.14
🏥 Toerana : Ankadindramamy amboniny arrêt vatosoa.

01/07/2026

🚨 Mety manomboka amin'ireto famantarana tsotra ireto ny olana amin'ny prostate👇:
🔸Pipì matetika, indrindra @ alina
🔸Tsy tonga dia mivoaka tsara ny pipy fa tsitapatapaka
🔸Misy fanaintainana ambany kibo
🔸Fahatsapana hoe tsy tapitra tsara ny pipy fa misy ambiny
🔸Mamaivay na fahasosorana eo amin’ny faritra ambany kibo na fitombenana
🔸Indraindray: olana amin’ny firaisana ara-nofo : malemy ny filahiana na Tonga aloha loatra ny tsirinaina
🔸Marary valahana matetika
🔸Lasa mena ny pipy na Mipipy rà
🔸Misy rà ny sperme
🔸Havizanana,na fihenan-danja tsy fantatra antony, Lasa mora reraka
🔸Lasa kamo manao firaisana
🔸Tsy fahitan-tory

🔴Ny 90%ny olona voany prostate de voany infection urinaire
🔴Ny 80%ny olona voany prostate de voany insuffisant rénal.....

: 💰30.000AR

☎️📞 034.16.638.14 ( )

Livraison partout à Madagascar
Mp fanazavana fanampiny na manantona mivantana 👉 🏥 Ankadindramamy amboniny arrêt vatosoa

``Rehefa salama ny lehilahy, milamina ny tokantrano.``

Ny fahasalaman’ny prostate dia anisan’ny zava-dehibe amin’ny fahasalaman’ny lehilahy sy ny fiainam-pianakaviana.

🌿 Akora nentim-paharazana
💚 Fikarakarana ny fahasalaman’ny lehilahy
🏡 Ho an’ny fiainana milamina kokoa isan’andro

27/06/2026

⛔ Afaka tsaboina tsara ny prostate ary afaka sorohina ihany koa ho anao mbola tsy voa ⛔

✰FAMBARA ARETINA PROSTATE
●Lasa mamany lava , pipy misy rà ,
●Filahiana lasa malemy
●Mangoritsina ny lohalika
●Mora reraka
●Mihena ny Sperme na tsy misy mihitsy
●Mikorontana torimaso.....
🔴Ny 90%ny olona voany prostate de voany infection urinaire
🔴Ny 80%ny olona voany prostate de voany insuffisant rénal.....

: 💰30.000AR

☎️📞 034.16.638.14 ( )

Livraison partout à Madagascar
Mp fanazavana fanampiny na manantona mivantana 👉 🏥 Ankadindramamy amboniny arrêt vatosoa

``Rehefa salama ny lehilahy, milamina ny tokantrano.``

Ny fahasalaman’ny prostate dia anisan’ny zava-dehibe amin’ny fahasalaman’ny lehilahy sy ny fiainam-pianakaviana.

🌿 Akora nentim-paharazana
💚 Fikarakarana ny fahasalaman’ny lehilahy
🏡 Ho an’ny fiainana milamina kokoa isan’andro

24/06/2026
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo