Flowers Beauty
VATOSOA ANKADINDRAMAMY
💆🏻♀️💅🏻SALON DE BEAUTÉ FLOWERS BEAUTY 💅🏻💆🏻♀️🧖🏻♀️
🏭📝 ÉCOLE DE FORMATION PROFESSIONNELLE FLOWERS SCHOOL 👩🏻🎓AGRÉÉ PAR L'ÉTAT
💄 VENTES DES PRODUITS COSMÉTIQUES
💅🏻VENTES DES PRODUITS D'ONGLERIE
👜👠🎒👖 VENTES DIVERS ARTICLES
06/07/2026
💥COUR DES VACANCES 💅🏻💇🏻♀️💆🏻♀️🧖🏻♀️
💥TOLOTRA VAOVAO BE AMIN'IZAO VACANCE IZAO
👉🏻FIDIRANA : ISANANDRO (mandritra ny mois de Juillet 2026 ihany)🏃🏃🏻♀️🏃🏃🏻♀️🏃
💝🎉 BOOST FORMATION
Inona ary izany?
👉 FORMATION COMPLETE EN:
💇COIFFURE
💆 ESTHÉTIQUE
💅 ONGLERIE
👄MAKE UP
🎁 Tolotra manokana
✨ Formation complète (Coiffure + Esthétique + Onglerie + Make-up)
💰 650 000 Ar monja au lieu de 1 250 000 Ar ⏳ Faharetany: 2 volana
👉🏻Na afaka misafidy formation iray ihany koa ianao:
💇♀️ Coiffure : 300 000 Ar (1 volana)
💆♀️ Esthétique : 350 000 Ar (1 volana)
💅 Onglerie : 200 000 Ar (2 herinandro)
✅ Natao ho an'iza?
✔ Ho an'ny vao manomboka.
✔ Ho an'izay te hanatsara sy hanamafy ny fahaiza-manaony.
✔ Ho an'ny efa matihanina te hivoatra bebe kokoa.
✅ Tombontsoa azonao
✔ Izahay no miantoka ny fitaovana sy ny produits rehetra ilaina mandritra ny fiofanana.
✔ Fampianarana feno: théorie sy pratique. ✔ Mianatra 5 andro isan-kerinandro (Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma), manomboka amin'ny 09 ora maraina.
✔ Mahazo CERTIFICAT AGRÉÉ rehefa vita ny fiofanana.
⚠️ Voafetra ny toerana!
📌 Famandrian-toerana: 50 000 Ar Alefa amin'ny MVola: 034 38 416 04 (Mamy)
🏣FLOWERS SCHOOL ( Agréé par l'État) Près station Shell Vatosoa Ankadindramamy
📞034 38 416 04
🌸 Aza avela handalo fotsiny ny vacances! Ampiasao hananganana fahaiza-manao sy hanokafana lalana ho amin'ny asa sy fandraharahana ny fotoananao. Miandry anao izahay!
Coucou les filles 🥰
🎉🥰Faly mandray anareo hatrany izahay fa 👇🏻 :
🎓Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana hoan 'izay maniry hianatra momba ny 🧖🏻♀️COIFFURE 💆🏻♀️ ESTHÉTIQUE 💅🏻 ONGLERIE ato amin'ny CFP FLOWERS SCHOOL Agréé par l'Etat
💃🏻FLOWERS BEAUTY kosa dia misokatra isanandro manomboka 08h maraina hatramin'ny 17h
🏭FLOWERS SCHOOL
💃🏻💅🏻🧖🏻♀️ FLOWERS BEAUTY
👉🏻Près station Shell vatosoa ankadindramamy
📞034 38 416 04
11/06/2026
🌸💅 COUCOU LES FILLES 💅🌸
📢📢📢 OFFRE SPÉCIALE ! 🎉🎉🎉
📝 Fidirana : Lundi 03 Août 2026
💅🏻🎓 Te ho lasa matihanina amin'ny sehatry ny Tao Hoho ve ianao ?
👉🏻Atolotray ho anao ny FORMATION PROFESSIONNELLE EN ONGLERIE, fiofanana feno sy matihanina izay hahafahanao mifehy tanteraka ny fikarakarana ny hoho, ny fahasalamany, ary ireo teknika rehetra ampiasaina amin'ny fanatsarana ny bika aman'endriny.
💯 Tombony ho anao raha mianatra ato aminay :
✅ Saram-piofanana : 300 000 Ar monja
✅ Faharetan'ny fiofanana : 2 herinandro
✅ Mahazo Stage de Perfectionnement 1 volana MAIMAIM-POANA aorian'ny fiofanana
✅ Produits ampiasaina manaraka ny Normes CE (Victoria Vynn, Venalisa, Beautilux ary produits professionnels hafa)
✅ Mahazo Support de Cours feno ahitana ny lesona rehetra
✅ Izahay no miantoka ny produits sy matériels rehetra ampiasaina mandritra ny fiofanana
✅ Mpianatra 06 monja no raisina mba hahazoan'ny tsirairay fanaraha-maso akaiky
✅ Hatoro anao ireo fournisseurs sy toerana ahazoana produits sy matériels professionnels manaraka ny normes CE, ary koa ireo fivarotana ao Behoririka
✅ Mahazo fanarahamaso sy torohevitra en ligne aorian'ny fiofanana
✅ Misy test d'évaluation amin'ny faran'ny fiofanana
🏆 Mahazo CERTIFICAT AGRÉÉ amin'ny faran'ny fiofanana
⚠️ Voafetra ny toerana ka aza miandry ny fotoana farany vao misoratra anarana !
🏃🏻♀️🏃🏻♀️🏃🏻♀️ Mamandrika toerana dieny izao !
💰 Acompte : 50 000 Ar ho fanamafisana ny fisoratana anarana.
📲 Alefa amin'ny : 034 38 416 04 (Mamy)
📩 Rehefa vita ny fandoavana dia antsoy ary alefaso amin'ny message privé ny capture manamarina ny fandoavana.
🏭 FLOWERS SCHOOL Près de Station Shell Vatosoa Ankadindramamy - Antananarivo
📞 034 38 416 04
📝Mbola misokatra ihany koa ny fisoratana anarana amin'ny formation COIFFURE et ESTHÉTIQUE
✨ Avadiho ho asa mampidi-bola ny talentanao ary manomboka manorina ny hoavinao dieny izao ! 💅🎓🌸
18/05/2026
18/05/2026
Coucou les filles 🎉
📢 Te ho matianina tanteraka vé ianao amin'ny sehatry ny COIFFURE, ESTHÉTIQUE, ONGLERIE ? nefa tsy te ho very vola?
👉🏻 Tongava ary misoratra anarana ato amin'ny CFP FLOWERS SCHOOL e! Satisfait ou remboursé 👌🏻
👉🏻VOAFETRA NY TOERANA
🎓 Ireto avy ary ny Fampianarana misy ato aminay:
💇 COIFFURE
💆 ESTHÉTIQUE
💅 ONGLERIE COMPLÈTE
👄 MAKE UP COMPLET
☘️ FABRICATION DES PRODUITS COSMÉTIQUES NATURELS
📌 Marihina:
👉🏻Fampianarana FENO : théorie + pratique
👉🏻 Mpampianatra matianina tanteraka
👉🏻Sady formation de base no formation manaraka ny technologie vaovao izay misy
👉🏻Izahay daholo no miantoka ny produits sy ny matériels rehetra hampiasaina mandritra ny fampianarana
👉🏻Pratique tsy voafetra
👉🏻Manampy amin’ny fitadiavana ankizy atao pratique
👉🏻Manao fanadinana arampanjakana
👉🏻Mahazo Diplôme arampanjakana
🎉💥 BONUS ho an’izay 5 tonga misoratra voalohany: Mahazo stage de perfectionnement 1 mois GRATUIT
✅ Raha liana amin’ny perfectionnement dia afaka miresaka mivantana amin’ny MP Tompoko
✅ Misy formation par module ihany koa
📞 CONTACT: 034 38 416 04
📍 FLOWERS SCHOOL – près station Shell Vatosoa Ankadin-dramamy (agréé par l’ETAT)
👋 Afaka tonga dia miatrika asa avy hatrany ary manokatra salon de beauté ianao rehefa mivoaka ato aminay. Tsy ho diso fanantenana ianao!
👉🏻 Misy fanazavana fanampiny ao amin'ny commentaire Tompoko
20/04/2026
Coucou les filles 🎉
📢 FIDIRANA AVRIL - MAI 2026 🏃🏃🏃
🎓 Ireto avy ny Fampianarana misy ato aminay:
💇 COIFFURE
💆 ESTHÉTIQUE
💅 ONGLERIE COMPLÈTE
👄 MAKE UP COMPLET
☘️ FABRICATION DES PRODUITS COSMÉTIQUES NATURELS
📌 Marihina:
👉🏻Fampianarana feno: théorie + pratique
👉🏻 Mpampianatra matianina tanteraka
👉🏻Sady formation de base no formation manaraka ny technologie vaovao izay misy
👉🏻Izahay daholo no miantoka ny produits sy ny matériels rehetra hampiasaina mandritra ny fampianarana
👉🏻Pratique tsy voafetra
👉🏻Manampy amin’ny fitadiavana ankizy atao pratique
👉🏻Manao fanadinana arampanjakana
👉🏻Mahazo Diplôme arampanjakana
🎉💥 BONUS ho an’izay 5 tonga misoratra voalohany: Mahazo stage de perfectionnement 1 mois GRATUIT
📅 ENTRÉE : Mardi 20 Avril hatramin'ny 17 MAI 2026
✅ Raha liana amin’ny perfectionnement dia afaka miresaka mivantana amin’ny MP Tompoko
✅ Misy formation par module ihany koa
📞 CONTACT: 034 38 416 04
📍 FLOWERS SCHOOL – près station Shell Vatosoa Ankadin-dramamy (agréé par l’ETAT)
👋 Afaka tonga dia miatrika asa avy hatrany ary manokatra salon de beauté ianao rehefa mivoaka ato aminay. Tsy ho diso fanantenana ianao!
15/04/2026
COUCOU LES FILLES 🙏🏻
📢 📢📢OFFRE SPECIAL 🎉🎉🎉🏃🏃🏻♀️
📝Fidirana: Lundi 20 Avril 2026
💅🏻🎓 Te ho lasa matianina tsara vé ianao amin'ny sehatry ny TAO HOHO?
💅🏻Atolotray ho anao ary ity FORMATION PROFESSIONNELLE EN ONGLERIE ity ,izay ahaizanao mifehy tanteraka momba ny fikarakarana na fitsaboana na fahaizana mametraka ireo akora rehetra manatsara ny HOHO
💯 Tombony ho anao mianatra ato aminay:
👉🏻Sarampianarana nasiana fihenambidy ka lasa 300 000 Ar
👉🏻Ny faharetan'ny fiofanana : 2 herinandro
👉🏻Mbola mahazo stage de perfectionnement 1 mois gratuit aorinan'ny fiofanana
👉🏻 Produits hampiasaina manaraka ny normes CE ( VYCTORIA VYN, VENALISA , BEAUTILUX,AUTRES PRODUITS AUX NORMES CE)
👉🏻Mahazo support Documents ( ao daholo ny momba ny fampianarana rehetra)
👉🏻 Izahay daholo no miantoka ny produits sy matériels hampiasaina mandritra ny formation
👉🏻Voafetra ny toerana : mpianatra 06 ihany no raisina
👉🏻Hatoro daholo ny fournisseurs produits na matériels rehetra izay manaraka ny normes CE,ary koa ireo lavaka fividianana ao BEHORIRIKA
👉🏻Mbola misy fanarahamaso en ligne aorinan'ny formation
👉🏻Misy test d'évaluation aorinan'ny formation ka Mahazo Certificat agréé
🏃🏻♀️🏃🏻♀️🏃🏻♀️KOA TONGAVA MAMANDRIKA TOERANA MIALOHA AVY HATRANY fa voafetra ny toerana
🙏🏻Mandefa acompte 50 000 Ar ho fanamafisana ny fisoratana anarana
👉🏻Alefa amin'ny numéro 034 38 416 04 Mamy ( Miantso Ary alefa MP ny capture nandefasana azy )
🏭 FLOWERS SCHOOL Près de station Shell vatosoa ankadindramamy TANA
📞034 38 416 04
15/04/2026
💆🏻♀️🧖🏻♀️Soin du visage
# Recette maison pour PEAU GRASSE
02/04/2026
Coucou les filles 🎉
📢 FIDIRANA AVRIL 2026 🏃🏃🏃
🎓 Ireto avy ny Fampianarana misy ato aminay:
💇 COIFFURE
💆 ESTHÉTIQUE
💅 ONGLERIE COMPLÈTE
👄 MAKE UP COMPLET
☘️ FABRICATION DES PRODUITS COSMÉTIQUES NATURELS
📌 Marihina:
👉🏻Fampianarana feno: théorie + pratique
👉🏻 Mpampianatra matianina tanteraka
👉🏻Sady formation de base no formation manaraka ny technologie vaovao izay misy
👉🏻Izahay daholo no miantoka ny produits sy ny matériels rehetra hampiasaina mandritra ny fampianarana
👉🏻Pratique tsy voafetra
👉🏻Manampy amin’ny fitadiavana ankizy atao pratique
👉🏻Manao fanadinana arampanjakana
👉🏻Mahazo Diplôme arampanjakana
🎉💥 BONUS ho an’izay 5 tonga misoratra voalohany: Mahazo stage de perfectionnement 1 mois GRATUIT
📅 ENTRÉE : Mardi 07 Avril hatramin'ny 17 Avril 2026
✅ Raha liana amin’ny perfectionnement dia afaka miresaka mivantana amin’ny MP Tompoko
✅ Misy formation par module ihany koa
📞 CONTACT: 034 38 416 04
📍 FLOWERS SCHOOL – près station Shell Vatosoa Ankadin-dramamy (agréé par l’ETAT)
👋 Afaka tonga dia miatrika asa avy hatrany ary manokatra salon de beauté ianao rehefa mivoaka ato aminay. Tsy ho diso fanantenana ianao!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |