Manja Women

Manja Women

Share

Manja Women a été créée pour aider les femmes à mieux vivre et s'aimer un peu plus.

Photos from Manja Women's post 04/08/2026

Araraoty ilay promotion !
Tsy maintsy ianareo sady tsy maintsy

Manja Women : Trano fotsy en face Commune Bemasoandro Itaosy
Deuxième étage ambonin'ny Meuble Mamiratra

03/08/2026

Tongava ô !

Fifaliana sy fifanohanana 🥰

Miaraka misondrotra isika dia miaraka Manja Women

Tongava en mp 🥰

Photos from Manja Women's post 02/08/2026

Hello Août 🫦

Mila miova look isika 🙈

Miverina congé ?
🫴 Reviens plus belle 👩‍🦰

Andeha vacances ?
🧜‍♀️ Fais toi belle pour les photos 👩‍🦳

Tsy nahazo congé ?
🙈 Fais toi belle pour rester motivée 👱‍♀️




C'est parti ❤️‍🔥

Raha manao prestation hafa dia mahazo réduction 10 %
Mahavita 💅 na pendant le temps de pause 🏁

Ity ny lien catalogue-nay :
https://www.facebook.com/61559397316511/posts/122225530286313243/?app=fbl

Aty Itaosy no misy anay :
🏩trano fotsy en face commune Bemasoandro
Ito misy tuto kely manoro azy :
https://www.facebook.com/reel/1009159108291895/?app=fbl

Photos from Manja Women's post 02/08/2026

Bonsoir les Manja Women

Izay anie dia vita ilay tirage e 🥰

Arabaina ianareo telo vavy 💋💋

Photo 1 : FB Picker no logiciel nampiasaina
Photo 2 : Nahazo lissage brésilien 👩‍🦳
Photo 3 : Nahazo soin du visage💆‍♀️
Photo 4 : onglerie 💅

Arabaina ianareo telo vavy dia midira mp pour confirmation 💝

Manja women : trano fotsy en face commune Bemasoandro Itaosy

31/07/2026

Kikou les Manja 🫦

640 followers isika 🥰
Iza no hahazo ny loka ?

Tapitra anio 31 juillet amin'ny 12 ora alina ny lalao 😇

Anomboka hijery ireo izay nanaja ny fepetra izahay 💖

Entano haingana ny namana izay mbola tsy nilalao 💋

Photos from Manja Women's post 29/07/2026

Les Manja, les Manja, les Manja 🫦

Je suis super exitée de vous présenter notre gamme de savon cosmétique 🥰

Nous avons différents parfums pour les différents types de peau 😍😍

Aza miala lavitra fa avoakanay tsy ho ela ny détail 😉

Anaovatsika promo ny soin de visage miaraka aminy 😊

28/07/2026

Misaotra anareo

On ne fait que commencer, brillons ensemble 🥰

Misy jeux 600 followers ao 😊

Mandraisa anjara sao ianao no tsara vintana 😍😍

Photos from Manja Women's post 27/07/2026

Lundi 💋
Ny olona efa manja sao ndry taraiky eo 🙈

Manja Women : trano fotsy en face commune Bemasoandro Itaosy
2ème étage ambonin'ny Meuble Mamiratra 👀

23/07/2026

Misaona ny firenena 🏴🏳🇲🇬

Misaona koa Manja Women

Satria mbola tsy hita ireo navanon-doza ☠️
Dia aoka isika ho mailo mandrakariva 🙏

734. Zanahary ô tahio ny tanindrazanay

Zanahary ô, tahio
Ny tanindrazanay
Handroso lalandava,
Handry fahizay !
Enga anie hanjaka ao
Ny saina mahay miray ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

Ireo mpitondra anay
Arovy lalandava koa,
Tolory saina hendry,
Kinga sy mahay
Ka ny marina anie
No mba hanjaka ao tokoa ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

Ny taranakay tahio
Ho vanona tokoa :
Ireo no solofo,
Dimby rahatrizay !
Mba ho tena mahatoky,
Feno fahendrena koa ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

Photos from Manja Women's post 23/07/2026

Efa ho tapitra ny promo les Manja 🫠

Ndao anararaotra 😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Itaosy/Trano Fotsy Ampitan'ny Horizon
Antananarivo
101