Namb's Mdg

Namb's Mdg

Share

🍒🍒Ici, la mode n’habille pas seulement le corps, elle révèle l’âme et illumine vos instants...🌼💃🏻👗👠🧥👞👒👡👜🎒👟

11/08/2026

🌺Promotion sa destockage zay tinareo mintsy satria -50% be izao Ity Ensemble marque shiap ity!
✅mazaka tsara zay événement alehanao izy ity, très élégante, classe be!
🎁Ao aminy commentaire ao ny video reél raha mbola tsy mahapo nareo ny sary!
🌸Afaka manao retour ny hatsarany izay efa nahazo an👇👇

10/08/2026

🎁hialanatsiny noho ny fahatarana!felicitation ho anareo roa: Oui jeans pour homme ilay article antsika
🌺afaka miditra Mp enao raha liana ary sa ataotsika Live no mety aminareo???
👍tena tsara reo an,ataotsika vary boba🤔

07/08/2026

🚨Ndao ndray ilalao ry malala! 50 000Ar be zao ho anzay mahamarina🤔fa mila abonne amny page an!
🎁Patalon jeans marrque be sady top qualité fanotanina oe:
🚨Pour homme ou femme reo?
✅tegeo ato ny lehilahy na vevivavy nareo hanjifa jeans vrai marque
✅partage max sy group rehetra aza adino
🌺valio valiny marina de afaka mpropose koa nareo oe ataotsika otrina? 🎁olona roa be zao ny ahazo ny loka, au clavier mes followers😘😘
🏆Dimanche tsika mamoka ny resultat!

04/08/2026

🌺Manao arrosage na talata girobaka aloha ry kiala,lapoasy oa
🤔fa tena manao ko lo le arrivage tsy mety tonga a,nareo ko ve tsy mba efa sasatra miandry ato😒😒

Photos from Namb's Mdg's post 30/07/2026

🚨Afaka Manao retour kely izay efa nahazo an! Tena oe ilay aminy sary mintsy no omena anao
🇨🇳 25 000ar + jp commentaire+ couleur
✅ vert armé , bleu, vert , taille: S M L Xl
🎁Efa miotra ny gros zany an,Modele shein

29/07/2026

🌸Ho anareo manotany foana oe misy boutique ve nareo an! De io ny adresse mazava tsara🌺
🎁Tongava mitsidika ary fa manao promotion be zareo ao aminy boutique aminzao🥰🥰

27/07/2026

🌺Ato daolo ve ry tantine panakarena🌺Ndao asina reduction 40% be ity ensemble marque shiap ity🎉🎉
✅Tissu en lin 100% matevina tsara
✅Taille M L xl xxl # # (M anaovany manequin)
✅couleur: Blanc rose bleu jaune
📤livraisô partout à Mada

25/07/2026

🌸Taitra ndray nareo amin ilay retour bomba be, tena ilay tsara indrindra anie oa no omena anareo eh🤗🤗
✅ 5ps ny dispo amnio couleur io:
M L Xl ( elastique, très lourd)
✅prix efa misy remise be mintsy fa andany azy tsika
✅Na fiançailles, soirée, na enao mintsy ilay vedette any anaty marriage any, bomba be oa!
🇨🇳Marihako oe importé ny article !

Photos from Namb's Mdg's post 25/07/2026

🌸Ndao mba asina retour cliente mamy kely otrinzao ndray eeh❤️Misy ny olona de tsy fatatrao akory izy fa de lasa namana be, havana,maro mintsy nareo cliente ko ato no otrinzay de tena misaotra ry malala🙏tsy ny achat sy ny fatokisana fotsiny fa mafinaritra be ilay fifandraisana!
🥰tena maro be ny retour satisfait nareo fa izy roa loha ny avokako androany🙏🙏
🌺Mamy be ery sady tena faly za rehefa afapo nareo🎉🎉🎉🎉

24/07/2026

🌸Felicitation 🎉🎉🎉🎉 Tsy sasatra za misaotra anareo rehetra nandray anjara!!aza kivy ho anzay tsy mbola nahazo fa mbola maro ny lalao hiarahana🌸
🌺bonne journée mes followers 🌺🌺🌺

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Behoririka Golden Center Box B02
Antananarivo
101