Volo salama
ventes des produits capillaires naturels
Mitombo foana ny témoignagetsika amin'ity huile d'oignon ty fa aza tara.
20.000ar livraison gratuite raha eto Tanà
Mandefa any amin'ny faritra ihany koa zahay
0325421633 sy ary sy tsara no tanjona
04/08/2026
Indraindray isika misalasala hividy vao mandre hoe Huile d'Oignon... Fa rehefa mahita ny VOLO MIANATEVINA sy ny FANIRY VOLO VAO MISY REPOUSSE, dia adino ny fofony fa ny vokatra no tena ilaina! 🥰
Témoignages clients nampiasa ny huile d'oignon anay ireo. 20.000ar.
Livraison gratuite foana Raha eto Tanà
Ary mandefa any amin'ny faritra
31/07/2026
📣TSABOY NY HODITRA SY NY VOLONAO AMIN'IRETO PRODUIT NATUREL ANAO IRETO 📣
🌿 HUILE DE CURCUMA (15.000 Ar / 65ml):
✅Mampazava sy mampalefaka ny hoditra
✅Manala mony, pentimpentina, panda ary kentrona
🧅 HUILE D'OIGNON (20.000 Ar):
✅Mampijanona ny volo miongotra sy mampaniry azy haingana
✅Mitsabo ny volo simba ary mampamatevina azy
🚚 Livraison GRATUITE eto Tanà | Mandefa any amin'ny faritra (PA)
🛍️ Vente en ligne ihany izahay fa Mbola tsy manana point de vente aloha hatreto❤️
30/07/2026
RÉVÉLEZ VOTRE BEAUTÉ NATURELLE ! 🔥
Vous voulez une vraie transformation 100% naturelle pour vos cheveux et votre visage ? Ne cherchez plus, voici le DUO PARFAIT qu'il vous faut ! ✨
🧅 1. HUILE D'OIGNON (Cheveux Longs & Dense)
Fini les cheveux fins et les chutes embarrassantes !
🚀 Action rapide : Stoppe la chute et stimule la repousse dès la racine.
💪 Densoie, fortifie et redonne une nouvelle vie à votre chevelure.
💰 Prix : 20.000 Ar
✨ 2. HUILE DE CURCUMA (Teint Éclatant & Zéro Tache)
Adieu les taches, faites place au naturel !
🌟 Élimine les taches sombres et les imperfections dues à l'acné.
🌸 Illumine et adoucit la peau pour un toucher soie.
💰 Prix : 15.000 Ar
⚡ OFFRE ET AVANTAGES EXCLUSIFS :
🚚 LIVRAISON GRATUITE sur toutes vos commandes !
🎁 Prenez les DEUX ENSEMBLE pour une routine beauté complète et impeccable du visage aux cheveux !
Contact: 0325421633
29/07/2026
Fantatrao ve fa ny Huile de Curcuma dia tena tsara amin'ny:
🌿 Mampalefaka sy mampazava ny hoditra
🌿 Manala ny pentimpentina sy ny mony
🌿 Manala kentrona sy panda
PRIX : 15.000ar 65ml livraison gratuite raha eto Tanà
Mandefa any amin'ny faritra atao PA ny frais colis.
TSY MBOLA MANANA POINT DE VENTE ZAHAY TOMPOKO FA EN LIGNE IHANY
28/07/2026
Fantatrao ve fa ny Huile de Curcuma dia tena tsara amin'ny:
🌿 Mampalefaka sy mampazava ny hoditra
🌿 Manala ny pentimpentina sy ny mony
🌿 Manala kentrona sy panda
❓ Raha namokatra Huile de Curcuma tsara kalitao sy 100% pure izahay, hividy sy hampiasa ve ianao amin'ny vidiny 15.000ar 50ml livraison gratuite ?
💬 Valio am-pitiavana amin'ny commentaire
- Eny, tena mila huile de curcuma aho.
Abonneo foana ny pagentsika
14/07/2026
✨ Tena marina fa tsy angano! 😱👇
Efa maro sahady ianareo no nahita fiovana sy fahafaham-po tamin'ity HUILE D'OIGNON anay ity! 🧅💚
❓❓Nahoana no tena ankafizin'ny maro izy?
🌱 Mampijanona ny volo miongotra sy manome hery ny faka-volo.
📏 Mampaniry haingana sady manalava azy ao anatin'ny fotoana fohy.
💪 Mitsabo sy mamelona ny volo simba, vakivaky ary tapatapaka.
Vonona hanana volo tsara tarehy, matevina sady salama ve ianao? 😉
📩 Andrasanay ao amin'ny MP ny hafatrao 💌
📞 Na antsoy mivantana izahay: 032 54 216 33 ☎️
PRIX: 20.000AR 👉LIVRAISON GRATUITE RAHA TOA KA ETO TANÀ NO MISY ANAO
28/06/2026
🧅 Te hanana volo lava, matevina ary salama tsara ve ianao?
Efa eto ny vahaolana miaraka amin'ny VOLO SALAMA!
🧴 Shampoing Repousse: Manadio ny hodi-doha ary manampy amin'ny fitomboan'ny volo haingana.
👉25.000ar 1litre
🧅 Huile d'Oignon: Manamafy ny fakany, mamelona ny volo, ary manome famirapiratana miavaka.
👉20.000ar 250ml
✅ 100% voajanahary
✅ Vokatra azo antoka
✅ Ny fikarakarana izay hanova ny volonao!
📍 Aza miandry intsony, izao no fotoana hikarakarana ny volonao.
📞 032 54 216 33
27/06/2026
à base d'
Efa nasianay grand format 1litre
🦋 livraison gratuite eto tana
Tena tsara io shampoing io satria
👌Mampijanona mihintsana
👌Mampaniry volo
👌Mampihena ny fanirin'ny fotsiny ihany koa
Raha tsy te hampiasa menaka zany ianao Dia io ampiasaina
09/06/2026
📣Ehh ohhhh!!!
😥Leo volo manify sy sarotra mitombo ve ianao?
❤️Ny Huile d’Oignon Volo Salama no vahaolana voajanahary ho anao.
✅ Manampy amin'ny fitomboan'ny volo haingana.
✅ Manamafy ny fakany sy manome hamirapiratra.
💰 Vidiny: 20.000 Ar monja!
✅ Efa Misy ihany koa ny shampoing oignon
💰 25.000ar 1litre
🚚 Livraison maimaim-poana (Gratuite) ho an'ny eto Antananarivo.
📦 Ho an'ny any amin'ny faritra: Mandefa amin'ny alalan'ny PA (Frais colis iantohan'ny mpividy).
☎️032 54 21 633
Telephone
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Volo salama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
