By Rasazy JO "Maman''Fi"

By Rasazy JO "Maman''Fi"

Share

โฌ๐Ÿ”ฝโฌ‡๏ธ๐Ÿšจ๐Ÿšจ
Sage femme ๐ŸŒธ๐Ÿคฐ๐Ÿฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Santรฉ ๐Ÿฅ
Maman ๐Ÿคฑ๐Ÿฅฐ๐Ÿง‘โ€๐Ÿผ
Bรฉbรฉ ๐Ÿ‘ถ๐Ÿ‘ฉโ€โค๏ธโ€๐Ÿ‘จ๐Ÿ’™๐Ÿ’—
Beautรฉ ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’ƒ๐ŸŒน๐Ÿ‹๏ธ
Bien-รชtre ๐Ÿช
Divers โ˜บ๏ธ...

Photos from By Rasazy JO "Maman''Fi"'s post 12/06/2026

๐Ÿ“ข ๐Ÿ’ƒPaoziko manala ilay e-ticket misy prix any ilay zavatra novidiko en ligne vao eny @ couloir , sao hitany dadan'i BB Fi ๐Ÿ’™๐Ÿ™ˆ๐Ÿคฃ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿค๐Ÿคซ๐Ÿคซ

Photos from By Rasazy JO "Maman''Fi"'s post 11/06/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข Ianareo ko ve taratara @ ilay olona kely sy ny dadany rehefa avy mihety 'zareo ry maman ๐Ÿ˜‚๐Ÿคค๐Ÿ™ˆ๐Ÿƒ๐Ÿซฃ๐Ÿคซ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’‡๐Ÿ’‡

Photos from By Rasazy JO "Maman''Fi"'s post 06/06/2026

Joyeux anniversaire Fitiavana ๐Ÿ’™๐Ÿ’™๐ŸŽ‚๐ŸŽ‚๐ŸŽŠ๐ŸŽ๐ŸŽ€๐ŸŽŠ๐ŸŽ๐ŸŽ‚๐Ÿ“ข๐ŸŽˆ๐ŸŽ‡๐ŸŽ†๐ŸŽ‰๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

06/06/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข Anniversaire Bb Fi'๐Ÿ’™ ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

Ity olona mamy kely ity no naha maman' Fi ana oh ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’™๐Ÿ‘ถ

Ampio aho hirary soa azy fa Anniversaire androany ๐Ÿฅฐ๐ŸŽ‚๐ŸŽ‚๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐ŸŽ‰๐ŸŽŠ๐ŸŽ†๐ŸŽ‡๐ŸŽ๐ŸŽ€๐ŸŽˆ๐ŸŽˆ๐ŸŽˆ๐ŸŽˆ๐ŸŽˆ

01/06/2026

๐Ÿšจ๐ŸšจAstuces fanalana stress ๐Ÿšจ๐Ÿšจ

โ˜‘๏ธ Tsy natao ho any olona nรฉgative fijery ity vidรฉo fanehoana ity โŒ mila positive foana โœ”๏ธ๐Ÿ’ช

โ˜‘๏ธ Nataoko ho atsika mpiasany fahasalamana mhts izy ity โœ”๏ธโœ‹๐Ÿ’ช

Indrindra fa isika soignant (es) mahavita 1000 1000 km par garde ity ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿจ๐Ÿจ๐Ÿฅผ๐Ÿฅผ

๐Ÿ“ฝ๏ธ Vidรฉo fanehoana ftsn iany ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’ƒ
Miala devoly frustrรฉ ๐Ÿคฃ๐Ÿ™ˆ๐Ÿคค๐Ÿ’ƒ

๐Ÿ‘‰ Nalaza tato @ tamba zotra tatoato fa manao tandrevaka isika ๐Ÿฅบ
๐Ÿ‘‰ Tena maha frustrรฉ ny asantsika ๐Ÿคฏ
๐Ÿ‘‰...

๐Ÿšจโ˜‘๏ธ Rehefa ilay vizana tanteraka iny, torovana , be asa , tsy hitanao izay ho raisina , mety ho te atory iany ko, anefa ny asa anao tena mbola be dia be โ‰๏ธโ‰๏ธ

โญ๏ธ Jereo aloha misy tena tsy afaka hialana ve ao ๐Ÿ”ด izany oe hoy isika izay dia vitao aingana aloha .

โญ๏ธ Raha tsy misy tonga dia miala kely aloha, misitaka kely na 5 minutes fotsiny aza, eny na any aminy wc aza.
Izany oe miala tanteraka tsy mieritreritra na inona na inona mhts, ra afaka mipetraka, na miakindrindrina, misotro rano , manasa tarehy, manao respiration profonde...
Na
Mihira, mandihy, mitabataba kely, mijery zavatra mampiomehy ... โ˜‘๏ธโœ”๏ธ

โœ”๏ธโ˜‘๏ธ Dia rehefa vita izany dia miverina ao aminy service @ izay.

โญ๏ธ Ho hitanao fa mande mirindra sy to nahazo hery tao ianao ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

โญ๏ธ Dia farany fa tsy ny kely indrindra mangataha foana aminy Jesosy mba hiara hiasa aminao ho lavitrin'ny ratsy ny loza indrindra anome hery anao ๐Ÿ•Š๏ธ๐Ÿ™


Mirary soa ho antsika rehetra anana faharetana , fanetreantena , hery tanjaka fahasalamana ho entina anatanteraka ity asa masina mamintsika ity ๐Ÿ’ช๐Ÿฅฐ๐Ÿจ

๐ŸŒธ Sf Jo's ๐ŸŒธ

01/06/2026

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐Ÿšจ

๐Ÿšจ๐Ÿšจ โ‰๏ธIlaina ve ny baby zazaโ‰๏ธ ๐Ÿšจ๐Ÿšจ

Betsaka isika reny no tsy mahay na tsy sahy na mahatahotra mhts aza ireo sombinaina kely ntsika intsony ankehitriny ๐Ÿ˜Š

Mila fola damosina kely anie hony e๐Ÿฅฐ
Etsy ary asina resaka kely e๐Ÿค—.

Tsy misy tokony atahora ny mibaby fa atao feno tsara ny fepetra.

- Zaza efa mahazaka loha
- Lamba tsy malama sy lehibe tsara , tsara kokoa raha mihitatra kely iany koa.
- Atao tratrany lamba hatrany @ tongotra sy soroka.
- Raha matory ny Zaza dia asina lamba hafa manokana mitazona Ilay loha.

Tombony:

* Mampitombo ny fitiavan'ny reny sy ny Zaza (mifanakaiky Kokoa) ๐Ÿฅฐ

* Mpanampy Ilay Zaza amoka rivotra rehefa Ilay misy rivotra iny.
Iaraha mahalala fa tsy miala @ Zaza izany, ary tena mampijaly azy mhts.

* Mampatanjaka azy iany koa. ๐Ÿ’ช

* Afaka manao zavatra tsara ny Reny rehefa Sendra tsy misy olona manampy iny โ˜บ๏ธ

Maha kizitina mhts indray2 rehefa Ilay misy zavatra tsy maintsy atao anefa tsy mipetraka Ilay sombinaina ๐Ÿ˜

kely @ Ilay nanome ity lamba ity ho any fii fa tena mety hibabena ๐Ÿค—๐Ÿฅฐ

Andramo babena anie e๐Ÿคค๐Ÿ˜‹ ho itanao fa tena mamy anie izany e๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

31/05/2026

๐Ÿšจ๐Ÿฅฐ๐ŸŽถ๐Ÿ”” Ity hira mamy kely ity no hindramiko hiarabako anareo๐Ÿ””๐ŸŽถ ๐Ÿฅฐ๐Ÿšจ

Ho an'i neny (Poopy)

Raha ny tebitebiko
Ny aminโ€™ny ho avinโ€™ireo zanako io e
No nosedrainao koa taminโ€™ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

Raha ny fifaliako
Ny aminโ€™ny fitositosiny
No fahasambaranao koa taminโ€™ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

REF : zao lehibe izao,miaina izay niainanao
vao tena tsapa ilay fitiavanao
ka tafatoetra ao am-poko ao
fa rariny raha tiako ianao

Raha toy ny jaliko
Rehefa marary izy indraindray
No fahorianao koa taminโ€™ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

Raha ny fahatezerako
Rehefa misy ditraditra izay
No efa niainanao koa taminโ€™ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

REF:zao lehibe izao,misedra izay niainanao.....

Raha toy ny fanahiako
Raha manotany tena aho indraindray
Ho tiany foana aho ve,rahatrโ€™izay izy lehibe?
Dia matoky fa tiako ianao

โค๏ธโค๏ธMIRARY FETY SAMBATRA HO ANโ€™NY RENY REHETRA!!โค๏ธโค๏ธ

๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท๐ŸŒท

๐ŸŒธ Sf Jo's ๐ŸŒธ

28/05/2026

๐Ÿšจ๐ŸŽฎ๐Ÿ‘ถ๐Ÿ‘ฆ Fotoana Mamy ๐Ÿ‘ถ๐Ÿ‘ฆ๐ŸŽฎ๐Ÿšจ

Photos from By Rasazy JO "Maman''Fi"'s post 26/05/2026

๐Ÿšจ๐Ÿšจ Test rapide ๐Ÿšจ๐Ÿšจ

Efa manana ity TDR ( Test de Diagnostic Rapide) ity isika eto D**O ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

=> Aza misalasala isika mpiasany'ny fahasalamana hampiasa azy raha sendra ny tampoka indrindra ilay alohany ampiteraka olona tsy nanao fisafoana tao aminao iny ๐Ÿ™ˆ na aminy fitsaboana rehetra izay mety ilana azy. โ˜‘๏ธโ˜‘๏ธ

โฉ๐Ÿšจ Jifao any aminy Pharmacie maha zatra anaoโ˜‘๏ธ

Anisany analyses (04) tsy maintsy takina aminy vehivavy bevoka no hita mandrafitra ity TDR ity .

1 - Hรฉpatite B

2 - Hรฉpatite C

3 - VIH

4 - Syphilis

Mirary antsika rehetra ho lavitrin'ny aretina ๐Ÿ™

๐ŸŒธSf Jo's๐ŸŒธ

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo