AV Beauty Pro Natural

AV Beauty Pro Natural

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AV Beauty Pro Natural, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

AV Beauty Pro Natural 🌿
“Votre partenaire beauté & bien-être naturel.”

Grain • Fruit sec • Huile végétale • Soins cheveux, visage & corps

📍 Livraison 🇲🇬 | DM pour commander directement 🥰

14/09/2026

Tapatapaka matetika ve ny volonao??
Andramo ity astuces ity

12/09/2026
12/09/2026

LIANA ve ianareo raha hanao pdf guide fikarakarana volo zahay?
arao tsy tapaka ny pejy

10/09/2026

Grain de Fenugrec
Beurre de Karité disponible raha liana ianao
— Tombontsoa
🌱 Manamafy ny volo ary manampy hampihena ny fahatapahan’ny volo.
💧 Mampamando sy mitazona hamandoana, indrindra ho an’ny volo maina.
🧈 Mamahana lalina ny volo noho ny beurre de karité.
✨ Mampamirapiratra sy mampalefaka ny volo.
🪮 Manamora ny fikolokoloana sy famahana volo ka mampihena ny fikorontanana.
🌿 Manampy amin’ny fikarakarana ny hodi-doha ary manome fahatsapana fahalemem-panahy.
💪 Manampy hiaro ny volo amin’ny fahamainana sy casse.
🌱 Rehefa ampiasaina tsy tapaka ao anatin’ny routine, dia manohana ny fahasalaman’ny volo sy ny fitomboany, fa tsy “repousse miracle” tampoka.

09/09/2026

Bonjour
🌾 EAU DE RIZ POUR LES CHEVEUX 🌾

✨ Bienfaits • Manampy manamafy ny fibre capillaire
• Mampalefaka sy mampamirapiratra ny volo
• Manamora ny démêlage
• Manampy mampihena ny casse vokatry ny fikosehana
• Manome aspect plus lisse sy cheveux plus faciles à coiffer
• Mety hanampy amin’ny fitazonana ny longueur satria manampy mampihena ny fahatapahan-volo

🥣 RECETTE MAISON

Ilaina : 🌾 ½ vera vary fotsy
💧 2 vera rano madio

Fomba fanamboarana : 1️⃣ Sasao indray mandeha ny vary.
2️⃣ Alona ao anaty rano 2 vera mandritra ny 30 minitra à 1 ora.
3️⃣ Afangaro/kosehina moramora mandritra ny minitra vitsivitsy.
4️⃣ Tatavano amin’ny passoire na filtre.
5️⃣ Ataovy anaty tavoahangy madio.

💆🏽‍♀️ Fomba fampiasana : Aorian’ny shampooing, apetaho amin’ny hodi-doha sy ny halavan’ny volo. Avela 10–20 minitra, avy eo sasao tsara.

📅 Fréquence : 1 à 2 fois par semaine.

⚠️ Conservation : satria recette naturelle tsy misy conservateur izy, tehirizo ao anaty réfrigérateur ary ampiasao ao anatin’ny 2–3 andro. Raha miova fofona, loko na misy bobongolo dia aza ampiasaina.

🌿 Cheveux en bonne santé = moins de casse = meilleure rétention de longueur.

Manasa anao hanaraka ny pejy mba ahafahanao manaraka tsy tapaka toro-hevitra maimaimpoana ato aminay🥰

08/09/2026

Ny eau de riz dia tena tsara be ho an'ny volonao!!
Manome hery sy tanjaka ny tahombolo
mampamirampiratra volo
manampy amin'ny fanirian'ny volo

efa nampiasa ve ianao??
Raha mbola tsy nampiasa ianao dia mandefasa hafatra miafina fa ho Zarainay aminao MAIMAIMPOANA ny fikarakarana azy

01/09/2026

Huile de coco presse à froid
efa manomboka mandray commande indray izahay an
asany:
💥hanosorana zazakely
💥hanaovana scellage volo
💥mety hohanina
fofony tena malefaka be
💥demaquillant
prix mirary
250ml 17000ar
500ml 32000ar
1l mora be
tongava hafatra miafina raha mila ianao

31/08/2026

✨ Bouclés secs ? Aza tapahina aloha ny volonao… omeo hydration izy! 🍌💧

Ny volo bouclé dia mila soin manokana mba tsy ho maina, tsy hikorontana ary hahazo définition tsara.

🌿 Masque Akondro Hydratant Naturel
✔ Manampy mamelona volo maina
✔ Manome douceur sy éclat
✔ Manampy mifehy ny frisottis

🍌 Akora naturel mora hita, soin malefaka ho an'ny volonao.

💛 Omeo ny volonao ilay hydration ilainy!

30/08/2026

Tena manampy amin'ny fanalavana volonté tokoa ve ny rangement(eau de riz)ta ny expérience niainanao ?
Inona no tena asany??!!

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AV Beauty Pro Natural posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.