Elle’ M
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Elle’ M, Analakely, Antananarivo.
15/07/2026
Coucou Ny Tsaroana 🥰 tsy adino ndrie fa Tena Tsaroana fa sahirana kely fotsiny manomana arrivage manjabe hoanareo 🫣🙈
Afaka manao choix fona na mobile money na cadeau ah 😍
Mbola Tohizantsika fona 😋
15/07/2026
Promotion be 😎
Ato ko mbola izy ah 🥰
11/07/2026
Manjakely Otrzao anie ilay monture gratuit antsika rehefa soloina verre correcteur eh 🥰😎
Ra monture fotsiny kosa no tinareo ataonay prix promotion be 🙈🙈
✅Mandray commande verre correcteur hatrany
Mp avy hatrany hoan’izay Mila devis 📩
🛍️Livraison Partout Mada
10/07/2026
❣️❣️❣️
Ity ihany koa averintsika fa vitsikely nareo no nandray anjara 🙈🙈
Jp goûter ao amin’ilay publication voalohany io fa tsy ilay partage ah 🥰 tsy amerina anao publication vaovao za fa Aleo io ihany de io no anaovana tirage 😎
09/07/2026
Zay vo tafaverina fa hialana tsiny 🥵 zavatra efa Tokony tamin’ny lundi ity no navokako fa Aleo ono tara toy izay tsy misy eh 🥰
Efa niverina fanindroany ndray zao ndrie Laingo Rajaona ah 😍 fa avokanay fona eh 😎
Mbola tohizanay fona ah
Afaka manao choix na mobile money na cadeau au choix 💓
Ity commande mamikely ity no entinay misaotra anareo 🥰 sady hanomezanay cadeau anareo 😍
Jp goûter ao 😎mobile money no safidiny be sy ny maro de ataontsika tirage ❤️
Aza adino ny partage Sy ny mentionner namana ah 🙈🙈
01/07/2026
Ity koa mbola tsara be ah 😍sady mety andehilahy no mety ambehivavy 🥰
✅Mandray commande verre correcteur hatrany
🛍️Livraison partout à Madagascar
01/07/2026
Enao rery no manana azy 🙈🥰 monture manjakely amin’ilay tsy de misy manana 😵💫🥴
✅Afaka soloina verre correcteur ihany koa
🛍️Livraison Partout Mada
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
