Man'Hoho Atelier

Man'Hoho Atelier

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Man'Hoho Atelier, Beauty Salon, Androndra, Antananarivo.

💅🏻 Styliste Ongulaire
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63 / 033 64 091 81

Ouvert le Lundi au Samedi 😉
Prestation à domicile possible

Sur rendez-vous uniquement 📅

Photos from Man'Hoho Atelier's post 01/10/2026

Coucouuuuu 🤗
•Chablon💅🏻

🔔 Feno ny toerana amin'ity erinandro ty fa mankasitraka antsika rehetra 🥰 Hialàna tsiny ho an'izay mbola hikasa nefa tsy voaraiko intsony aloha fa RDV am tapa-bolana ndray lo no raisina zaaaany 🥹🙏🏻

Bisous be dahooooo 😘

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 29/09/2026

Bonjour 🥰
Hoho Vodiondry 💍😍
Modèle karazany 5 no indray nojerena de no-resumena tamin'ity tanana iray ity hihi😁😜

•Gainage💅🏻

Satria tsy misokatra izahay amin'ny erinandro de efa kelikely ko sisa ny toerana amin'ity erinandro ty an🤗

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81

25/09/2026

Coucouuu🥰
Noho ny antony manokana de io ambany io misy info kely ry madama sy madimozely isany an👇🏻😉

De ataovy amin' io semaine ho avy io daholo aza lo ny hoho sod tsy mahandry anah💅🏻😜

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 22/09/2026

Cliente fidèle 🥰
Thank you very french hihihi 🤭😜

•Semi-renforcé💅🏻

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81

21/09/2026

Zay de tandremo tsara le hoho any an😘🤗

Photos from Man'Hoho Atelier's post 18/09/2026

✨🌸✨

•Semi-renforcé💅🏻

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 032 64 091 81

17/09/2026

Helloo 🥰
Resaka DEPOSE ilay raha💅🏻
✍🏻Ny dépose dia fanesorana tanteraka ny pose artificiel teo aloha. Misy technique manokana anefa izany mba hapahomby azy, fa tsy hoe rehefa miala de tapitra😊

🙅🏻‍♀️Fadio ilay hoe:
-Nongotako manta tsirairay !
-Nesoriko tamin'ny nifiko fa leo aho!
-No-limeko tamin'ny lime tany!....Fa raha izany de aza mitaraina mints lony an😂

NB: -Averiko foana fa antoky ny fahasimbana na fahatsaran'ny hoho ny dépose tompoko ka noho izany, depôzeo !😉

✅ Prix dépose : 5K / 7K / 10K
👉🏻5K: Izay pose rehetra natao tato aminay(na gel na capsule na vsp) + nouvelle pose après
👉🏻7K: Izay pose rehetra natao tato aminay ka tsy manao pose tsony après
👉🏻7K: Depose vsp, gel,capsule natao tany an-kafa ka mbola manao nouvelle pose après
👉🏻10k: Dépose CAPSULE sy GEL natao tany an-kafa ka sady tsy manao nouvelle pose tsony après

Merci et bisouuuus 😘

Photos from Man'Hoho Atelier's post 14/09/2026

Clean Dame hihi🤭🌸🫧

•Gainage💅🏻

Tsy miova ny fanaovana réservation an👇🏻🤗
🏠 Man' Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 13/09/2026

Tiako kely loatra reto ty modèle ty an 😭🥰

"Tsy mety lava mints ty hohoko ty"
"Tapaka foana f malemy be"
"Tsy maharitra mints ze pose atao aminy na efa tany amin'ilay ......be aza"

io izy io 🤗 efa nataonay gainage 💅🏻 ary tena naharitra ny pose talohan'io ka efa mb nahazo longueur momota kely😍

Rendez vous anareo amin'ity erinandro ry madame kely isany alaivo dieny zao an😘

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 11/09/2026

Eat.😉
Sleep.🤗
NAILS😍...Repeat🫶🏻

•Extension demi-capsule 💅🏻

Tsy ato zah demain fa tonga de rdv am erinandro reservena ry mes malala an😘

🏠 Man' Hoho Atelier Androndra
☎️ 039 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81

Category

Website

Address

Androndra
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Man'Hoho Atelier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.