Gasy Care

Gasy Care

Share

✨ Gasy Care, cosmétiques clean & naturels, fabriqués à Madagascar. Des soins capillaires adaptés à chaque type de cheveux, éthiques et respectueux de la nature.

La beauté au naturel, signée Madagascar.

Photos from Gasy Care's post 29/05/2026

𝐆𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐫𝐞𝐩𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞 & 𝐚𝐧𝐭𝐢𝐜𝐡𝐮𝐭𝐞 ☘️

👉️𝗣𝗮𝗰𝗸 𝗮𝗻𝘁𝗶𝗰𝗵𝘂𝘁𝗲 :
Shampooing stimulant + masque antichute

👉️𝗣𝗮𝗰𝗸 𝗿𝗲𝗽𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲 :
Huile repousse + spray tonus

✅️ Mitsabo volo simba
✅️ Mampaniry ary manalava volo

Produits naturels sy Clean avy amin' ny zava-maniry azo antoka tsara🍃

29/05/2026

𝐄𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐜𝐚𝐝𝐞𝐚𝐮𝐱 𝐡𝐨𝐚𝐧' 𝐢 𝐍𝐞𝐧𝐲 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨 ❓️

❤️Hafa ihany i mama, mendrika ny tsara indrindra !

Tonga ity ny fety ny reny 🥳

Zava dehibe loatra ny fisian' i mama 🥹

Future maman, sy ny vehivavy rehetra 🫶

Voninahitra hoan' ny vehivavy ihany koa ny volo 👸

Na lava volo, na fohy volo
Manja foana rehefa mahazo soin tsara .

Tolory produits hoan'ny volony izy,
Izay ihany koa anisany zavatra tiany 🤭

✅️ Produits naturels sy Clean izay mamoaka ny hamanjan' ny volony natoraly

Aza misahirana intsony fa efa eto ny
𝗚𝗮𝗺𝗺𝗲 𝗛𝘆𝗱𝗿𝗮'𝗖𝘂𝗿𝗹 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗚𝗮𝗺𝗺𝗲 𝗿𝗲𝗽𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲 & 𝗮𝗻𝘁𝗶𝗰𝗵𝘂𝘁𝗲 🌿

Ny Gamme Hydra'Curl : manampy azy hitaiza ny volony natoraly sady mamoaka boucles naturels malefaka ary mandimandina tsara sady manatsara ny kalitao ny volony

Ny Gamme repousse & antichute : mitsabo volony simba, miongotra, vakivaky, manify , mihintsana, malemy, tsy maniry sady mampaniry ary manalava volony , mahasalama ary mampatanjaka ihany koa

Inona ny manahirana azy amin'ny volony?

Tolory fanomezana tsara i Neny fa tsy misy mahasolo 🥰

Aza tara ary fa amin'ny alahady ny farany ny prix promotion fête des mères izay ahazoana réduction 5 000Ar + livraison gratuite

Raisinay am- pitiavana be ao amin'ny mp ianao tompoko ☺️

Photos from Gasy Care's post 28/05/2026

𝐑𝐞𝐭𝐨𝐮𝐫 𝐣𝐞𝐮𝐱 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐦𝐚𝐦𝐲 𝐤𝐞𝐥𝐲 🥰

👉 Babo amin'ny leave-in crème Afrodeep mihitsy i Fitiavana ☺️

Tena hoe manja be miaraka amin' ny boucles naturels bien définies sy bien hydratés 👌

2 boîtes izay no efa laniny amin' ity leave-in ity 😅

Sady tena mety tsara amin'ny volony fa hoan'ny volo colorés sy volo type 3b3c ary type 4 😍

Misaotra betsaka hatrany amin'ny retours tompoko ❤️

Faly be foana izahay mahazo retours avy aminareo 🫶

Photo 1 & 3: 1 er jour de soin
Photos 2: 2 ème jour

28/05/2026

🎁𝟑𝟐 𝐜𝐚𝐝𝐞𝐚𝐮𝐱 𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 Gasy Care ☘️

👉 Am- pitiavana be 🥰

4 mois izay fa mbola mitohy aloha ny jeux interactions fa araraoty tompoko ☺️

Mahafaly izahay hatrany ny mahita anareo faly
Ravoravo ihany ko izahay 🤗

Mankasitraka anareo hatrany mandray anjara 🫶

Cadeaux 2 isankerinandro zaraina amin'ny olona 2 ❤️

Arabaina ary i Evah Ralitera
sy
Valisoa Rakotomahandry

Ianareo roa indray nahazo points betsaka tamin' ny herinandro ny 17mai- 22 mai

Toy ny mahazatra, misafidy amin'ny :

👉𝑺𝒉𝒂𝒎𝒑𝒐𝒐𝒊𝒏𝒈 𝒅𝒐𝒖𝒙 𝑯𝒚𝒅𝒓𝒂'𝑪𝒖𝒓𝒍

👉𝑴𝒂𝒔𝒒𝒖𝒆 𝒉𝒚𝒅𝒓𝒂'𝒄𝒂𝒓𝒆

👉𝑳𝒆𝒂𝒗𝒆-𝒊𝒏

👉𝑮𝒆𝒍

👉𝑯𝒖𝒊𝒍𝒆 𝑵𝒐𝒖𝒓𝒊𝒔𝒉

Tongavasoa ao amin'ny mp ary, handaminantsika ny livraison .

Mankasitraka tompoko 😊

Photos from Gasy Care's post 27/05/2026

M𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐬𝐚 𝐥𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 𝐧𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧' 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚𝐨❓️

✅️Ny tena tsara dia izy roa no hampiasaina

👉Soins mifameno tsara !

Ny masque : Ilay fanalahidin' ny fahasalam' ny volonao.

🍃 mitsabo sy mitaiza .
🍃 Mamerina sy manatsara ny volo
🍃 Mampaniry ihany koa

Ny leave-in :

🍃Soin manalefaka , manamandina tsara
🍃Manamora ny fikarakarana azy
🍃Sady mamoaka sy manatsara ny natiora ny volonao natoraly

Raha ato amin'ny Gasy Care :

👉 𝑵𝒚 𝒎𝒂𝒔𝒒𝒖𝒆 𝑯𝒚𝒅𝒓𝒂'𝑪𝒂𝒓𝒆 : soin 3 en 1
Hydratant, nourrissant sy fortifiant ( antichute)

👉 𝑵𝒚 𝒍𝒆𝒂𝒗𝒆-𝒊𝒏 : soin nourissant sy bouclant
Manome hydratation amin'ny volo sady mamoaka ny boucles naturels bien définies

Raha maka masque sy leave-in ianao na produits 2 mahazo livraison gratuite amin' izao offre fête des mères izao 🥰

Te hikarakara volonao miaraka amin'ny produits naturels sy Clean amizay ve ianao ❓️

Aza misalasala manoratra ao amin'ny mp tompoko ☺️

26/05/2026

🎁 𝐂𝐚𝐝𝐞𝐚𝐮𝐱 𝐡𝐨𝐚𝐧' 𝐢 𝐍𝐞𝐧𝐲: 𝐫𝐞́𝐝𝐮𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝟓 𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫 + 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐠𝐫𝐚𝐭𝐮𝐢𝐭𝐞 😱

✅️ Mendrika ny tsara indrindra izy, ianao, isika vehivavy rehetra 🥰

Mbola sahirana mitady cadeaux hoan' i Neny ve ianao ❓️

Aza mitady lavitra intsony fa mahazo réduction 5 000Ar ianao sady mahazo livraison gratuite ☺️

👉 𝑮𝒂𝒎𝒎𝒆 𝑯𝒚𝒅𝒓𝒂'𝑪𝒖𝒓𝒍 : 𝒓𝒆́𝒅𝒖𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏 5 000𝑨𝒓 𝒎𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒍𝒊𝒗𝒓𝒂𝒊𝒔𝒐𝒏 𝒈𝒓𝒂𝒕𝒖𝒊𝒕𝒆

👉 𝑮𝒂𝒎𝒎𝒆 𝒓𝒆𝒑𝒐𝒖𝒔𝒔𝒆 & 𝒂𝒏𝒕𝒊𝒄𝒉𝒖𝒕𝒆 : 𝒓𝒆́𝒅𝒖𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏 5 000𝑨𝒓 𝒎𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒍𝒊𝒗𝒓𝒂𝒊𝒔𝒐𝒏 𝒈𝒓𝒂𝒕𝒖𝒊𝒕𝒆

👉 𝒑𝒓𝒐𝒅𝒖𝒊𝒕𝒔 2 : 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐 𝒍𝒊𝒗𝒓𝒂𝒊𝒔𝒐𝒏 𝒈𝒓𝒂𝒕𝒖𝒊𝒕𝒆

✅️Produits naturels sy Clean 🌿

Mamoaka ny hamanjan' ny volony natoraly no hatolotra hoan' i mama 👌

Hitanao fa ho faly ery izy mikarakara volony satria hihatsara, hipetrapetraka tsara , ho mora karakaraina ary hihaina tsara 😍

Tongavasoa ao amin'ny mp ary fa raisinay am- pitiavana be tompoko 🤗

Photos from Gasy Care's post 26/05/2026

✨"️𝐓𝐬𝐚𝐫𝐛 𝐧 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐤𝐚𝐧𝐲🥰🥰❤️❤️𝐉𝐮𝐬𝐭 𝐦𝐞́𝐭𝐡𝐨𝐝𝐞 𝐛𝐫𝐨𝐬𝐬𝐞 𝐟𝐭𝐬𝐧 𝐟𝐚 𝐭𝐬 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞❤️𝐌𝐞𝐫𝐜𝐢𝐢𝐢 𝐛𝐜𝐩🥰🥰🥰...𝐓𝐞𝐧𝐚 𝐰𝐨𝐰❤️...𝐀𝐟𝐚𝐩𝐨 𝐛𝐞 𝐳𝐚🥰🥰🥰.......𝐒𝐚𝐝 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚𝐛❤️❤️❤️...𝐍𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟓 𝐣𝐫𝐬 𝐧 𝐛𝐨𝐮𝐜𝐥𝐞
𝐓𝐞𝐧 𝐡𝐨𝐞 𝐚𝐟𝐚𝐩𝐨𝐛 𝐳𝐚" 💃

Mme Kantoniaina, afapo ihany koa mampiasa pack complète Hydra'Curl !

👉 Nisalasala kely ihany izy, sao de elabe vao hiverina ny boucles any

👉 Vao 1 mois manko zay izy nanao volo foana

Noho izany dia nanapakevitra izy hampiasa 𝙋𝙖𝙘𝙠 𝙘𝙤𝙢𝙥𝙡𝙚̀𝙩𝙚 𝙃𝙮𝙙𝙧𝙖'𝘾𝙪𝙧𝙡 🍃

Tsy andriny mihitsy ny hampiasa ny produits fa efa ela izy no te hanandrana produits avy ato amin'ny Gasy Care ☺️

1ère utilisation : résultats au rendez-vous 👌

5 ème jour: vao rava ny boucles

Volony nefa sady miloko no mbola en transition tanteraka.

Misaotra betsaka tompoko amin'ny fahatokisanao ny produits vokarinay 🫶

Manantena izahay fa hahazo résultats tsara hatrany ianao🥰

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

Ry mpanjifa hajaina ❤️ Misaotra betsaka manjifa ato amin'ny Gasy’Care ☘️

25/05/2026

✨️𝐈𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐆𝐚𝐬𝐲’𝐂𝐚𝐫𝐞 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐞𝐭𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐬𝐲 𝐡𝐨𝐚𝐧' 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐨𝐡𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 ❤️

Ny fiadanana ny Tompo anie eo aminao sy eo amin'ny fianakavianao 🥰

Mirary ny soa sy ny tsara ary fahasalamana tompoko 🫶

22/05/2026

𝐊𝐨𝐮𝐧𝐲 𝐞 😅
𝐄𝐟𝐚 𝐡𝐨𝐞 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥 , 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 😜

22/05/2026

𝐄𝐟𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐨 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨 𝐩𝐫𝐨𝐝𝐮𝐢𝐭𝐬 𝟑 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨 𝐧𝐨 𝐯𝐚𝐡𝐚𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚𝐨 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐧𝐭𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐚 ❓️

✅️3 semaines dia efa mahazo vokatra tsara ianao

❌️Mihintsana be ve ny volonao ?
❌️Miongotra ihany koa ?

Maina sady makina be😪

❌️Tsy mety voatsabo ihany koa ve ilay volonao tapatapaka, vakivaky, malemy, manify

Sady tsy mety maniry?

Betsaka amintsika vehivavy no mihaina ireto olana ireto amin'ny volo tsika 🫩

Misy antony maro mahatonga volotsika simba

Tena mahakivy mihitsy ❗️

Nefa rehefa te hanana volo salama sy mihaina tsara, tsy mila mora kivy .

Raha miahaina ity cas ity ianao

Ity ny solution omenay ato amin'ny Gasy Care ☘️

👉𝗣𝗮𝗰𝗸 𝗮𝗻𝘁𝗶𝗰𝗵𝘂𝘁𝗲 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗹𝗲𝗮𝘃𝗲-𝗶𝗻 🌿

✅️Sady mitsabo volonao mihintsana ianao no manome azy ny hydratation lalina izay manalefaka sy manamandina tsara 👌

✅️Tsy izay ihany fa mi booster volo sarotra maniry,

✅️ Mamerina indray ny fahasalaman' ny volonao

✅️ Maniry, matevina , matanjaka

Tianao mivoaka tsara amizay ve ny hamanjan' ny volonao natoraly ?

Tongavasoa ao amin'ny mp ary tompoko🥰

sady zarainay torohevitra mahasoa hoan'ny volonao simba

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo