KIRI Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KIRI Beauté, Beauty Salon, AZ 200 AI Anosizato Andrefana, Antananarivo.
🌸 KIRI BEAUTÉ – Votre éclat, notre passion 🌸
📍 Basé à Madagascar
💇♀️ Coiffure | 💅 Onglerie | 💆 Esthétique
✨ Beauté, élégance et bien-être à portée de main
📞 Sur rendez-vous : +261 345869139
29/07/2026
Vita tsara daholo Zay tonga eh💫
🏠 Anosizato andrefana ambonin' BOA
📞+261 345869139
🚫sans délestage
29/07/2026
🏠 Anosizato andrefana ambonin' BOA
📞+261 345869139
🚫 Sans délestage
29/07/2026
Mankasitraka anareo foana🙏😘🥰
🏠 Anosizato andrefana
📞+261 345869139
🚫 Sans délestage
22/07/2026
Misaotra betsaka tamin 'ny fitokisana oh🙏😘.
15/07/2026
Nahoana no Mbola mampiasa cire tsotra ,nefa afaka misafidy ny tsara indrindra😍?
Ny hatsaran'ny hoditrao dia tokony tsy hiantehitra @ cire tsotra ,Izany no Antony nisafidiananay ny cire EPILODERM ,cire premium apiasainy salon eran- tany,MBA hanomezana anao vokatra tsara sy traikefa mampahazo aina.
Inona ny mahasamihafa azy😊?
Tsy manala volo fotsiny ,fa mikarakara ny hoditrao
Manala ny volo hatrany am fakany ,ka maharitra vao maniry indray
Mampihena ny poils incarnés
Manao Exfoliation malefaka ,ka lasa malama ny hoditra.
Mety @ faritra rehetra
,Ary miaro @ fanaintainana mandritra ny Épilation.
Rehefa misafidy anay ianao dia misafidy :
💎Kalitao,💎Fahadiovana,💎 fikarakarana matihanina ,💎vokatra maharitra.
15/07/2026
13/07/2026
Vacance 💫🏂🏊🌴🌴
17/06/2026
Arrivage Arrivage oh🌼.
Urban Kératin ,MAKADAMIA Blonde , produit professionnel.
Vahaolana am volo blonde MBA tsy hivadika mavo.
🏠 Anosizato andrefana
📱+261 345869139
🚫sans délestage
16/06/2026
😱😱 PROMOTION, PROMOTION 📢📢Hankalaza ny fahaleovantenan' i Madagasacara isika, Ho Marika ny fankasitrahana anareo mpanjifa,Zay tonga manao prestations dia mahazo cadeau
🎁🎁soin manucure🇲🇬🇲🇬
.manomboka androany talata 16 - 20 juin .
🏠 Anosizato andrefana
📱+261345869139
🚫 Sans délestage.
01/06/2026
Anosizato andrefana ambonin' BOA
📱+261 345869139
🚫sans délestage
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
TANA102
