Lylu'tresse

Lylu'tresse

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lylu'tresse, Health/Beauty, Antananarivo.

❤️Tresse africaine💇
❤️Onglerie(soins, pose capsule, nail art, dépose)💅
❤️ Make-up 💄
❤️ Décoration intérieure (rideau, moustiquaire, drap)

+261 34 55 961 00
+261 33 34 718 63

Photos from Lylu'tresse's post 12/04/2026

Elaela tsika izay tsy heno an
Mitohy foana ny mèche an,
Ireo daholo ny résultats vita an'ilay mèche

02/04/2026

Photos from Lylu'tresse's post 02/04/2026

Tsaratsara tsy lany
io Ilay mèche free style rehefa nirandranana
Randrana tsy misy postiche fa volo naturel + mèche fotsiny

Prix 35000ar paquet
Gros 30000ar maka + de 3

Mp raha hanao commande

Photos from Lylu'tresse's post 19/03/2026

Prix tsy miova 45000ar
Retour cliente avy any ambositra any
Tena hoe tsara be Ilay effet an'ity mèche ity,jereo anie ny fivoakany e, mèche lava io, tena hoe tsara
Manao livraison hatrany
Mandefa amin'ny faritra
Couleur dispo, noire, marron café, marron claire, blonde
Mankasitraka foana ki nahatoky a

19/03/2026
Photos from Lylu'tresse's post 19/03/2026

Chouchou matevina tsara, mafy tsara
Couleur marron café, noire
Prix 40000ar
Tena tsara qualité bé an, réutilisable , mety ho an'ny ngita n'a malama volo
Mp ho an'izay hanao commande

Photos from Lylu'tresse's post 15/03/2026

Mitohy foana ity a, akaiky ny fety, haingoy ny trano
Misy 4 portes ihany koa❤️❤️❤️❤️

Photos from Lylu'tresse's post 11/03/2026

Mitohy foana ny commande mèche an, prix tsy miova 40000ar paquet
Na dia izany aza dia miarahaba ireto nouveaux followers ireto za e!!!
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Leticia Sylverina, Rolland Randriamanampy, F***y la Souriante, Juliana Vaviniry, Eliza Raz Randria, Mimii Zafikalo, Sihanaka Randriamalala Jacques, Dezy Andronic, Raz Nicolas, Dayanah Prudence, Chantal Fanoina, Mahefa Megan Jubil, Lanto Faneva, Rafiliarison Laiba, Maylli Edena, Angelina Fidèle Nirina, Letody Fançois, Carlie Seyla, Andrianina Lucka, Tassia Mihaja, Santa Rakotonirina, Rïckardo Ändrïatsilavinã, Zalifa Olancine, Valahara Black, Diolo Rakotonirina, Andrenasolo Elise, Odianah Polina, Hasina Andriamiharisoa, Norosoa Haingonirina Randriamifidy, Ar'chelle Djaffar, Keïssy Jonhs Jacob, Meline Dyclane, Alice Miller, Wel Joseph, Paul Smart Swound, Mamitiana Rabemananjara Ismaël, Patrick Nicolas, Jade Raïssa Lã Migniõne, Manampisoa Sambatra, Judïcæ Judîth, Onitianah Sombiniaina, Marita Orsina Orsina, Marolove Marolove Marolove, Rafalimanana Farook Gems Théomamonjy, Welbeck Mk, Martial Madiomanana, Landy Morganah, Roi Le Roi, Randrianantenaina Heritina Manoella Manoella, Gigelin Fanômezàntsû Liañ

Photos from Lylu'tresse's post 06/03/2026

Hatsarana tsy lany mamy ato aminay
Modèle vaovao be
Moustiquaire 8 portes
Tena hoe tsara, Mbola misy lay ao anatiny, ny lay no ampiasaina amin'ny Alina fa ny 8 portes mijanona ho déco ihany, raha mangatsiaka anefa dia afaka ampiasaina daholo izy rehetra

Ireo ny couleur dispo

Sur commande

Aza misalasala Ary mandefa hafatra miafina

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo