Recycl'palette MADA

Recycl'palette MADA

Share

Le Concept : La transformation de palettes en bois récupérées en mobilier design, robuste et durable.

L'Esprit : Une démarche éco responsable (upcycling) qui donne une seconde vie aux matériaux tout en limitant le gaspillage.

07/06/2026

🤎🤎🤎

06/06/2026

Mirary faran’ny herinandro feno fifaliana ho anao 🥰

Photos from Recycl'palette MADA's post 04/06/2026

🛏️ Tsy voatery ho deux niveaux foana akory ny fandriana en palette.
Na un niveau aza dia efa manome hatsarana ho an'ny efitrano.
Tsotra, madio fijery ary matanjaka, sady mifanaraka amin'ny karazana haingo maro.
Sady mba mora kokoa ny vidiny amin’izay🥰
✨ Recycl'Palette Mada – Manamboatra fandriana en palette araka ny filanao sy ny habaka anananao.
Contact 0345177340.
Boutique Ampatsy Soamanandrariny.
Manao livraison izahay.

Photos from Recycl'palette MADA's post 04/06/2026

Na fanaka an-dakozia io na ao amin’ny Snack - Resto - Bar.
Eto foana izahay, mandray commande.
Contact 0345177340.
Manao livraison hatrany.

03/06/2026

Mamy anie izany e 🥰.
Misaotra anareo mahatoky hatrany 🙏🙂.
Whatsapp 0345177340.
Boutique Ampatsy Soamanandrariny.

Photos from Recycl'palette MADA's post 03/06/2026

MITADY PALETTES MATANJAKA SY TSARA KALITAO IMPORTE ho an'ny fanamboarana fanaka na haingon-trano ve ianao?
Na koa orinasa mila palette sur mesure?
✅ Palettes importées ✅ Hazo matanjaka sy voafantina ✅ Mety amin'ny fanamboarana lit, canapé, étagère, table, sy maro hafa
Tongava manararaotra fa voafetra ny tahiry. Ataovy miavaka ny tetikasanao miaraka amin'ny palettes tsara kalitao!
Dimension 120x80
Dimension 100x100
Prix 30000ar
Afaka manao livraison izahay
Whatsapp 0345177340
Contact 0345177340.

Photos from Recycl'palette MADA's post 03/06/2026

Ho toerana mahatamana hatrany anie ny ao an-tokatranonao 🙂.
Mandray commande sady manao livraison hatrany izahay.
Contact 0345177340.
Boutique Ampatsy Soamanandrariny.

Photos from Recycl'palette MADA's post 02/06/2026

Lit en cabane en palette 😍.
Mafy Sady tsara endrika bé 🙂.
Mandray commande izahay.
Whatsapp 0345177340.
Boutique Ampatsy Soamanadrariny.
Prix a partir de 500000ar.

Photos from Recycl'palette MADA's post 02/06/2026

🍽️✨ Bars, restaurants, cafés... nous pouvons sublimer votre espace ! ✨🍽️
Parce qu’un cadre agréable attire les clients et leur donne envie de revenir, nous réalisons des aménagements et des meubles en bois au style unique pour embellir votre établissement.
🍷 Bars chaleureux
🍴 Restaurants accueillants
☕ Cafés authentiques
🌿 Décorations et mobiliers sur mesure
Offrez à vos clients une ambiance qui fait la différence grâce au savoir-faire de Recycl’palette MADA.
📩 Contactez-nous au 0345177340 pour donner du caractère et du charme à votre espace professionnel.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ampatsy Soamanandrariny
Antananarivo