Les produits de Sandy

Les produits de Sandy

Share

Boutique en ligne spécialisée dans la vente des produits cosmétiques d'origine naturelle

08/08/2026

Astuce tsara indrindra mba ho tsara foana ny volo rehefa maraina? ... Matory mitsangana! 🤣
Vazivazy izany fa iza no efa nandany lera nanamboatra volo tsara be ny alina, kay nony maraina nifoha ohatran'ny akoholahy niady ny paoziny eo amin'ny fitaratra? 🙋‍♀️😭

07/08/2026

Mitohy foana ny témoignage 🥰
Tsy efa tokony hanao stock ve ianao io ? 😝

07/08/2026

Efa ho faran'ny herinandro indray ! 🎉 Vonona amin'ny weekend ve?
Mbola misy stock vitsivitsy tavela amin'ilay vente flash 45 000Ar raha te hampihanta tena ianao na hanome fanomezana. Mahaiza manararaotra fa mety ho lany eo! 🏃‍♀️💨
Offre sur livraison ihany ! Mandefasa MP aingana ! 🛒

06/08/2026

Inona aminireo izao no tsy ampy amin'ny volo'nao ? 🤭
Sa izy telo mintsy 😝

05/08/2026

Na ny papouzy ary mba miondana Produits de Sandy 😝✨
Manomboka 3 taona miakatra afaka mampiasa ny gamme rehetra ✨

05/08/2026

Misaotra foana foana amin'ny fanehoan-kevitra! 😍 Tena faly izy nampiasa ny vokatra avy aty aminay 😊
​Tsy resabe ny anay fa ny vokatra mivoaka no porofo mazava ✨
Ianao indray no manaraka! Alefaso ny commande-nao dia ho hita eo ary ny vokany. 🛍️👇

Photos from Les produits de Sandy's post 04/08/2026

Maro no manontany anay ny tena soa azo avy amin'ireto gamme ireto. 🤔
Tsotra kely ny valiny:
✔️ Mamelona ny boucles izy
✔️ Mampaniry volo sy mahasalama azy
Andramo fa tena ho afa-po ianao! Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa mp 📩




45 000ar monja izy amin'izao fotoana izao ✨

03/08/2026

💟 Sérum extrapouss 💟
15.000ar monja

Inona avy moa no asany ??

👉 Maharitra ela ny hatsaran'ny volo raha toa ka misintona volo matetika ianao -mora sintomina
🙌🏻Mampaniry aingana dia aingana
👉 Mampalefaka ny volo avy hatrany
👉 Mampangirana ny volo
👉Mitsabo ny volo
👉Miasa eo noho eo

03/08/2026

Salama daholo o! 👋
Manomboka indray ny herinandro vaovao ✨
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra !

01/08/2026

💇🏿‍♀️Mino an'ilay hoe faranana ny volo ny 1er août dia maniry malaky be ve ianao ? Tantarao hoe ra tena nisy vokatra izany !

Aza matahotra mampiasa hety fa tena mila an'io ny volonao. 😉

Iza avy no hanapaka amin'ity 1er août ity ?

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo