NAZLI Karasoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NAZLI Karasoa, Lot II K 15 HDA SOAVIMASOANDRO, Antananarivo.
╭━━━━━━━━━━━━━━━━╮
♕︎ 𝙁𝙍𝙊𝙈 𝙏𝙃𝙀 𝘾𝙍𝙐𝙀𝙇𝙏𝙔 𝙊𝙁 𝙏𝙃𝙀 𝙀𝙉𝘿𝙄𝙉𝙂𝙎 𝙒𝙀 𝙇𝙄𝙑𝙀𝘿 🦋🥥
𝙒𝙀 𝘽𝙀𝘾𝘼𝙈𝙀 💔 𝘼𝙁𝙍𝘼𝙄𝘿 𝙊𝙁 𝘼𝙉𝙔 𝙉𝙀𝙒 𝘽𝙀𝙂𝙄𝙉𝙄𝙉𝙂 🎼👻
#𝘽𝙮_𝙉𝘼𝙕♡
╰━━━━━━━━━━━━━━━━╯
Nandramako fotsiny 🙈🙈🙈
12/06/2026
Coucou ex-nahy🤧🤧🤧
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
Abonnez-vous 🙏
NAZLI Karasoa
11/06/2026
Tsisy olona mamoaka ny sariny ratsy indrindra na ny tsy fahampiany sy ny andro sarotra niainany,
De iny no avoakany ho hitan'ny rehetra.
Fa ny tsara indrindra fona no asehony.
Sary any amin'ny restaurant, any amin'ny toerana tsara, amin'ny fitafiana tsara, amin'ny fotoana mahafinaritra sns...
De eo amzay tsika le diso hevitra
Mihevitra fa sambatra le olona.
Fa ny ao ambadiky ny sary matetika tsy hita: ny adin-tsaina, ny trosa, ny olana, ny tolona isan'andro, ny ratram-po...
Koa aza mampitaha ny fiainanao amin'ny zavatra hitanao eto amin'ny Facebook.
Satria matetika ny zavatra aseho eto de izay tiana ho hitan'ny olona fotsiny, fa tsy voatery ho ny tena zava-misy.
Tsy ny fiainana manontolo no hitanao amin'ny Facebook, fa ny ampahany tsara indrindra no tian'ny olona haseho.
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
10/06/2026
Zavatra tsy miasa ty mo zan no ndeha ho sasana isanandro maraina sy hariva eto fona amzao Andro ririnina Zao 🤧🤧🤧
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
09/06/2026
Ho avy ndray ty ny ririnina de eto tsika célibataire no raisina 🥶🥶🥶
Isan-taona zany de otran'zao fona 🤧🤧🤧
🆘 Mitady namana vonjimaika azafady 😜
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
08/06/2026
Fikafika mahomby Raha feno menaka avy nihinana ramanonaka ny tanana 🤫🤫🤫
Mody mamadibadika frip Sady mamafa tanana 🤧🤧🤧
Abonneo 👉 NAZLI Karasoa
06/06/2026
Inona re no atao Laoka ? 🥱
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo
101
