Lolittah World
Shopping with lolie
Dubai🇦🇪 to Madagascar 🇲🇬
14/08/2026
❌❌ MORA NEFA TSARA ❌❌
Ity ary ilay parfums miniature kely nandrasanareo fatratra 🤩🤩
Ataotsika live eto am page rapitso am 7 ariva any Madà 🤩🥰
Preparez-vous !!
01/08/2026
Te hipetraka aty Dubai fa tsy mahay ny tokony atao ? 🥹
Ko satria maro be ny message voaraiko makasika anzay dia ndao ary samia manoratra eo am commentaire hoe inona momban’ ny fipetrahana aty Dubai no tinao ho fantatra ?
Dia iverina ataoko video daholo indray.
‼️ Know your rights.‼️
Beaucoup de personnes qui travaillent aux UAE ne le savent pas, mais il y a une chose très importante à connaître.
Votre passeport vous appartient.
Même si votre employeur le demande, il ne doit pas le garder sans votre consentement.
Selon les lois du travail aux UAE et les directives du Ministry of Human Resources and Emiratisation, un employeur ne doit pas retenir les documents personnels d’un employé contre sa volonté.
Si votre passeport est retenu et que vous le demandez, vous avez le droit de le récupérer.
Et si l’employeur refuse, vous pouvez contacter le MOHRE et déposer une plainte.
24/05/2026
Some nights are meant to be remembered 🌊🌙
Always choose peace ☮️
10 VISAS POUR VENIR À DUBAI 🇦🇪
17/05/2026
GASY ATY DUBAI 🇦🇪
Andao iona 🥰🥰
Koa satria maro be ianareo followers no nangataka iona amiko aty DUBAI, ary tsy ho vitako tsirairay ny iona aminareo dia andao tsika anao plan kelyy 😀
Partageo maximum amzay be dia be tsika dia mafinaritra ny fotoana 😇
Hikarakara fiarahana amin’ny abonné za , ho ataoko annonce eto am page ny date sy fotona ary ny toerana reefa voasafidy.
Arakarak’izay ny fandraisan’anjaran’ny tsirairay.
Ataotsika izay mora ndrindra amzay afaka daholo ny rehetra.
Satria ny off samy hafa dia nareo no asaiko miteny eo am commentaire ny andro mapa afaka anareo.
Sorato ao koa ra misy suggestion ana toerana ianareo.
Tsy voatery toute la journée fa ohatra hoe am alina satria koa atoandro mamay be ( à partir de18h pm ohatra )
Tanjona amin’ilay izy dia mba ifankafantaratsika gasy aty, ifanoroana hevitra ary mapitombo fitiavana.
Partie 1 : Les avantages et Inconvenients de vivre à Dubai 🇦🇪
AZA MANDEHA ANDAFY🚫
Click here to claim your Sponsored Listing.
