OMNI SHOP
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OMNI SHOP, Health/Beauty, Ambohipo, Antananarivo.
04/06/2026
Ouh ô rô pelalaaa PELAZISEEE 🗣️
Ouh ô rô pelalaaa PELAZISEEE 📢
Oh rô pelaaa ,.....PELAZISEEE ô!!!!🔊
Vonona ve tsika eto MANAKARA ? 🤗
Ho avy amitsika eto ny mpihira ny hira malaza be ity 😎🔥💯
Da samby ho egnany eky tsika ,, sa aôna?? 🤩🥳
Agny mifankahita zalah 🤗🫣
Amboaro ny Prô ⚡🔥
Efa io ambany io aby gny infos ⚡🔥
26/04/2026
🌐🌐 Akory aby isika Ragnandria 🤝 .
🗼 Ny OMNIS SHOP 🛒 dia agnisany SPONSORS OFFICIEL ny Cabaret ✨️ zay atao ao am la Vie Est belle au petit métis ⚡️ Manakara be 🌁 🌊 ny 1er Mai 🗓 hoavy izao à 20h00 🕘 no manomboka , koa tongava maro 🫡🤗 fa lah megnagny anw da ao indreo 😉😇 .
🌐 Nb: Aza adigno manaraka tsy tapaka ny pejy fa hoavy ireo karazana entana amidy eto am page ( afaka mandefa afatra miafina koa raha misy entana ilaina na tiana hafarana)
21/04/2026
Salama ny mpanaraka ny pejy. Ny OMNI SHOP dia mikarakara lalao fizarana credit 2000Ar ho an' izay olona 5 voalohany mahafeno ny fepetra.
Toy izao ary ny fepetra takiana :
- Commenter-o ity publication ity ka izay top 5 be reactions indrindra no mahazo ny loka (crédit)
- Inviteo ny namanao i-abonner ny pejy, olona 10 farany kely.
- Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy foana ny lalao sy fizarana mahasoa atolotry ny OMNI SHOP ho antsika
- Partager-o ny publication antsika
Hatramin'i 30 Aprily @9 ora hariva ny lalaon-tsika.
15/02/2026
Bonjour à tous 👋🏾. Des articles divers seront bientôt partagés ici sur la page 🎉. Veuillez suivre la page 💗 car où que vous soyez, quoi que ce soit vos besoins, Omnis Shop 🛍️ sera toujours disponible 📞📱 pour vous satisfaire
🤞🏾
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
