Mah shopping
Ny mpiara-miombon'antoka aminao amin'ny entana tsara kalitao.
Zavatra maro ilainao aminy adavan'andro
ho an'ny any amin'ny faritra: Fandoavana vola mialoha (Paiement à l'avance) ho fiarovan RoaTonta
038 58 335 13
SEAUX PLIABLES) - HATSARANA SY FITSITSIANA TOERANA! 🪣
Tsy ampy toerana intsony ve ny ao an-trano? Ireto misy sintaka plastika mafy tsara, azo aforitra rehefa tsy ampiasaina mba tsy haha-tsentsina ny toerana!
💰 Midy amin'ny vidiny mirary:
10 Litres: 25.000 Ar
17 Litres: 35.000 Ar
✨ Nahoana no tsara hananana izy ireto?
👉 Mateza: Plastika tsara kalitao sy mahatitra.
👉 Maro fampiasana: Mety amin'ny raharaha ao an-trano, fanasana fiara, rehefa mandeha camping, na fanaovana bain de pieds.
👉 Azo aforitra: Mora tehirizina (ao ambany fanaka, ao anaty fiara, sns.).
👉 Maro ny loko azo isafidianana.
🛵 Livraison: Tanà sy Province
📞 Mba hanafatra: Izahao MP na miantso mdirect amin'ireo laharana ireto:038 58 335 13
22/07/2026
🔥55.000Ar au lieu de 60.000ar
PRIX PROMO ❌
038 58.335 13
✅ Stanley cup original
✅ 40 OZ / 1,18L
✅ Chaude ou froid
Livraison à partir de 4 000ar 🛵
MOULIN a GRAIN ÉLECTRIQUE 🔥
💰 Vidiny: 35.000 Ar
Fitaovana kely, maivana, ary tena ilaina ao an-dakozia hitotoana kafe, zava-manitra (poivre, kardamôma...), ary voa maina isan-karazany.
Hery: 150W (mahomby ho an'ny fampiasana isan'andro).
Akora: Vy "acier inoxydable" (tsy mora harafesina, azo antoka amin'ny sakafo).
Fampiasana: Tsotra be, manindry fotsiny. Mangarahara ny sarony ka hita tsara ny hamafin'ny fitotoana.
👉 Alefaso "Jp" raha hanafatra!
🛵 Manao livraison (Tana/Province).
038 58 335 13
17/07/2026
🎒 Prêt ho amin'ny fidirana mpianatra ve? 🏫
Mba ho feno hery sy ho "frais" tsara foana any am-pianarana, dia inty misy gourdes sy thermos tsara tarehy sady mafy tsara ho anao! 😍🥤 Misy thermos sy plastique
Livraison partout Tana Province
Mandefa gros ihany koa anh
📞 Contact: 038 58 335 13 (na MP avy hatrany)
04/07/2026
ARIVAGE VAOVAO BE ‼️
distributeur jus 4L
Prix : 30.000ar
Matière en plastique
mp disponible
Livraison partout Tana Province
038 58 335 13
21/06/2026
❤️SCOTCH DOUBLE FACE TRANSPARENT 🥰
✅Matanjaka tsara
✅ Mahazaka rano
✅ Mafy tsara ihany koa
Diamètre : 3 mètres
Prix: 15 000Ar seulement
Manao livraison.Tana Province
Contact : 038 58 335 13
☕ BOUILLOIRE PLIABLE 🥶
TENA EFA MANGATSIKA BE ILAY ANDRO🥶
Mora entina na aiza na aiza (mora aongotra/pliable), mety tsara ho an'ny birao, na dia lavitra, na ao an-trano ihany koa! Haingana sady tsotra!
Habeany: 600ml
Herinaratra: 220V / 600W
Vidy mora : 27.000 Ariary ihany!
Lokony : manga ,fotsy, mavokely
📞 Raha liana ianao dia mandefasa hafatra avy hatrany na miantsoa ny: 038 58 335 13
Faingana fa voafetra ny entana!
✨ VAHAOLANA HO AN'NY MOKA SADY MIARO TRANO INDRINDRA ❌
Leo ny lavenon'ny fanafody moka miparitaka ve ianao?
Ity ny Porte-serpentin anti-moustique en métal doré (miendrika trano vorona kely) ho anao! 😍
🍀 Ny tombony mampiavaka azy:
Haingon-trano kanto (Design moderne) Tena tsara , azo apetraka amin'ny efitrano fandriana, salon, na ao an-dakozia mihitsy aza.
Madio sy milamina: Mitazona ny jia / fanafody moka tsy hianjera, ary manangona ny lavenona eo amin'ny fitoerany ambany mba tsy hiparitaka ny loto.
Tsotra sy azo ampiasaina amin'ny fomba maro: Azo apetraka ambony latabatra, ambony "meuble", na ahantona amin'ny rindrina koa.
Matatany: Vita amin'ny metaly matanjaka sy mateza.
💵 Vidiny mora be: 20.000 Ar monja!
📞 Raha hamandrika avy hatrany:
Andao hiresaka ao amin'ny MP na antsoy mivantana ny 038 58 335 13
🚴♂️ Misy Livraison ho antsika eto Tana sy manerana an'i Madagascar!
❌SUPPORT du BROUSSE À DENT❌
Prix : 22.000ar 1pc
40.000ar 2pc
Savez-vous que l'humidité transforme votre brosse à dents en nid à bactéries ? Protégez votre famille grâce à notre Support de Brosse à Dents avec Stérilisateur UV !
🍀 Pourquoi vous allez l'adorer ?
Stérilisation puissante : Le système UV élimine jusqu'à 99,9% des bactéries pour une hygiène irréprochable à chaque brossage.
Séchage et anti-odeur : Fini les sensations de brosses humides et les mauvaises odeurs.
Éco-responsable & Économique : Fonctionne à l'énergie solaire, idéal pour une faible consommation d'énergie.
Pratique et élégant : Permet de ranger proprement jusqu'à 4 brosses à dents (standards ou électriques) et 1 tube de dentifrice.
📞 Pour commander dès maintenant :
Envoyez-nous un message privé (MP) ou contactez-nous directement au 038 58 335 13
🚴♂️ Livraison rapide partout à Madagascar !
Click here to claim your Sponsored Listing.
