Aina piercing studio
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina piercing studio, Beauty, cosmetic & personal care, Antanivao, Antsirabe.
29/08/2026
Hey yooo🥰😱😱
Piercing avec pistolet ou aiguille 🥰selon votre choix❤️
Afaka manantanteraka izay nofinofinao aminy piercing aho🥰
Tombony :
💉Fitaovana madio
💉Percage avec soins
💉Suivie client(e) apres percage
💉Tarif abordable
Toerana tsy miova :Antanivao andrefany mésanges bleus
Tel:038.80.249.44
18/08/2026
Choisis ton piercing,affirme ton style ❤️
aza mihaino vavan'olona fa avohay Ilay Ianao ❤️Maka fotoana hoanao,manaova zavatra mahafaly anao❤️
resaho ahy Raha misy projet tinao atao,tsy voatery Ilay EFA mahazatra foana fa izay tinao mihintsy❤️
aiguille na pistolet Zay safidinao 🥰
tarif mora
toerana :Antanivao andrefany mesonges bleus
tel:038.80.249.44
17/08/2026
Hey yooo🥰😱😱
mangingina kely fa sahirana mandray olona foana iany❤️
*piercing avec pistolet ou aiguille
*fitaovana madio no ampiasana
*fandraisana mahafampo🥰
Tongava Raha misy proposition de teneno aminy mp🥰
toerana :antanivao andrefany mesonges bleus 🥰
tel:038.80.249.44
13/08/2026
Aina piercing mandray anareo foana🥰
12/08/2026
mandray olona foana aho fa sahirana kely de tsy connecter anh❤️
piercing avec pistolet ou aiguille selon votre Choix🥰
toerana antanivao andrefany mesonges bleus
tel :038 80 249 44
11/08/2026
✨ AINA PIERCING STUDIO ✨
Te hanampy style sy personnalité amin’ny look-nao ve ianao? 💎
Tongava manao piercing amin’ny toerana madio sy matihanina. 🩷
👂 Lobe • Helix • Tragus • Forward Helix
👃 Nostril • 👄 Labret • ✨ Nombril sy modèles hafa
💎 Aiguille na pistolet, arakaraka ny piercing sy ny safidy mety aminao.
📍 Antanivao
📞 038 80 249 44
💗 AINA PIERCING STUDIO — Ny détail kely no manampy style lehibe!
📩 Réservation sy renseignements : antsoy na alefaso message privé.
08/08/2026
hey yooo🥰😱
itanareo reto❤️rehefa mba manoro anareo zah oe ampiasana ilay soins de ampiasaina 🥺rehefa lany na very nefa mbola tsy sitrana de mividiana aty amiko fa Le izy tsy lafo be nefa Tena tsara🥺❤️
mba ialana amin'ilay oe tsy mbola sitrana foana ,misy nana🥺de mba araho izay teneniko fa pour votre Bien anie eee🥺❤️
mandray olona foana aho ❤️hoanizay te hitevika
aiguille na pistolet❤️
mp ary oh❤️
Il faut souffrir pour être belle😭🤣
05/08/2026
aza diso anjara zany fa Shenseaa aza efa nandalo nanao piercing hoetiny hichaondraondra aminy Somaro😅❤️
piercing avec pistolet ou aiguille selon votre choix❤️
✔️Azo antoka ny fahasoavana
✔️soins avant et après perçage Ary manao suivie n'y client Ako aho❤️
✔️mi se déplacé aho Raha tsy afaka manantona ahy Ianao❤️
✔️EFA Maro no afam-po ka anjaranao Zao❤️
toerana:antanivao andrefany mesonges bleus ❤️
tel:038.80.249.44
03/08/2026
FILAZANNA HOANY RAMPITSO MARDI🥹
tsy misokatra Aina piercing studio ho any rampitso talata 🥰ialana tsiny indrindra tompoko ho anareo efa nanamboatra programme NY hoavy 🙏miverina misokatra NY alarobia ❤️
mankasitra antsika rehetra🥰mbola mandray rendez vous aho ho any ity herin'andro ity🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110
