Association Fiainam-baovao
Bien être spirituel
20/08/2026
Misaora sy midera ny Tompo satria mbola Izy no antony ahavelomanao.
18/08/2026
Anisan'ireo tena mila ny fanampiantsika ireo voanfonja mba tsy ho kiva na ko ho very fanantenana. Noho izany indrindra dia nanao fitsaboana maimaimpoana sy nitondra teny fankaherezana tao amin'ny fonjan'Ambatolampy ny ekipan'ny Association Fiainam-baovao.
17/08/2026
Tiavo mandrakariva ny rahalahinao.
Inona? ka ento ambavaka izay tena manakana anao tsy hamindra fo.
13/08/2026
Tiavà manampy sy mifampizara. Tsy voatery manana ny ampy fa izay misy zaraina: afalina, torohevitra ary indrindra ny vaovao mafahaly.
13/08/2026
Mahaiza mandanjalanja foana eo amin'ny fiainana.
10/08/2026
Tsy irery ianao fa miaraka aminao ny Tompo.
06/08/2026
Fiarahana tamin'ny ankizy avy eny Antanikatsaka. Tsara raha mitombo fahalalana an'Andriamanitra ny ankizy.
06/08/2026
Maneke iasan'ny Fanahy Masina.
04/08/2026
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
