Manja Shop

Manja Shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manja Shop, Beauty, cosmetic & personal care, Cité Ravitoto, .

13/01/2026

🌸✨ ASEHOY NY TSIKINAO MAMIRAPIRATRA SY VOAJANAHARY ✨🌸

Misy fofona ratsy na tsy madio tsara ny nifinao ? 😩
Aoka izay izany olana izany, satria efa tonga ny Dentifrice EELHOE 💖

🪥 Ity dentifrice manokana ity dia manadio lalina, miaro ary manome aina ny nifinao vantany vao mampiasa voalohany ianao!
Miaraka amin’ny vitamina sy extraits naturels, izy dia manampy amin’ny :
🌿 Fanadiovana sy fanamaivanana ny tasy amin’ny nify
💧 Fiarovana ny hihy sy ny nify tsy ho simba
💫 Fanalana fofona ratsy ary fanomezana hanitra malefaka maharitra ny hativava

✨ Vokatra azo tsapain-tanana : nify madio, fotsy voajanahary ary tsiky mahasarika kokoa !

📦 Azo vidiana izao — voafetra ny stock ⚡
📞 Laharana : 033.04.198.44 – 038.53.882.56
💰 Prix : 20.000 Ar

16/12/2025

🌸✨ ASEHOY NY HATSARAN’NY HOHONAO VOAJANAHARY ✨🌸
Matetika ve rovitra, malemy na mitresaka ny hohonao ? 😩
Aoka izay izany olana izany, satria efa tonga ny EFERO Nail Treatment Repair Gel 💖
💅 Ity gel manokana ity dia manasitrana, manamafy ary manome aina ny hohonao hatrany amin’ny fampiasana voalohany !
Miaraka amin’ny vitamina sy extraits naturels, izy dia manampy amin’ny :
🌿 Fanamboarana ny hoho simba
💧 Fampitomboana ny hamandoana sy ny heriny
💫 Fampiroboroboana fitomboana salama sy mamirapiratra
✨ Vokatra azo tsapain-tanana : hoho matanjaka, milamina ary tonga lafatra voajanahary !
📦 Azo vidiana izao — voafetra ny stock ⚡
: 033.04.198.44 - 038.53.882.56
: 25.000Ar

16/12/2025

💖✨ VOLO MILAMINA ANATIN'NY SEGONDRA VITSY✨💖
Te hanana volo milamina sy voalamina tsara anatin'ny segondra vitsy ve ianao ? 😍
Izao no fitaovana “must-have” ho an’ny rehetra tia endrika madio sy tsara tarehy — HAIRDRESSING WAND 💫
💆‍♀️ Ity wand manaitra ity dia :
🌸 Manalefaka ireo volo mitsangana (baby hair & frisottis)
💧 Manampy famirapiratana sy endrika voadio
🌿 Tsy manimba ny volo, satria misy essence voajanahary
💫 Mora ampiasaina, kely nefa mahavita be !
✨ Amin’ny fikasihana iray monja — madio, voalamina, tonga lafatra ✨
🔥 Tena tian’ny mpanakanto, mpianatra, ary izay tia “look clean & classy” 💅
📦 Azo vidiana izao ⚡
💌 : 25.000 Ar 💖

16/12/2025

🌸✨ MIHINSTANA VE NY VOLONAO ???? ✨🌸
Lasa manify, tapaka na mihintsana ve ny volonao ? 😢
Aza manahy intsony, fa efa tonga ny HAIR GROWTH SPRAY manampy anao hiverina amin’ny volo matanjaka sy be volo 💪🌿
💆‍♀️ Ity spray manokana ity dia:
🌿 Manampy ny fitsirin'ny volo voajanahary
💧 Manome hamandoana sy tanjaka hatrany amin’ny fakany
🌸 Manakana ny fahapotehan’ny volo sy ny fahalemeny
✨ Mampamirapiratra sy manome endrika salama ny volonao
✅ Vokatra azo tsapain-tanana ao anatin’ny herinandro vitsivitsy
✅ Mety amin’ny karazana volo rehetra (vehivavy & lehilahy)
📦 Prix: 25.000 Ar ⚡

16/12/2025

💖✨ LIFTING AO ANATY SEGONDRA VITSY MONJA ✨💖
Te hanana endrika tanora sy manintona nefa tsy mila fandidiana ve ianao ? 😍
Izao no tsiambaratelon’ny hatsaran-tarehy manerantany — "EELHOE Face Tape" 💫
💋 Ao anatin’ny segondra vitsy monja :
🌸 Manamboatra ny endrika
💧 Manalefaka ny ketrona sy ny ride madinika
🎀 Manome endrika “V-shape” voajanahary sy manintona
💫 Miafina tsara, tsy hita eo ambanin’ny makiazy
✨ Vokany : endrika madio, tanora ary mamiratra mandritra ny andro rehetra ✨
🔥 Tena mety amin’ny : photoshoot, lanonana, mariazy, na “look” andavanandro 💅
: 23.000 Ar

Culinary Team

Attire

Telephone

Website