Apphia Repousse

Apphia Repousse

Share

Vente des crèmes pour Cheveux
-Mampaniry
-Mampatevigny
-Magnadoso Volofotsy
-Mampaniry sôla etc...

04/08/2026

Entiko @ TSIKA indray ity cliente Satisfaite ny AMBILOBE ity ❤️💋😍 Menaka mampitsy volo Apphia Repousse ❤️😍💋

Ny témoignage rehetra ato @ TSIKA dia tsisy foronina fa avy @ clint(e)s daholy SADY efa nazahoana halalana ❤️😍💋🙏 Ity zao nampiasa gamme complète Trio 35.000ar fa mbola tsy ela mintsy izy io efa nahita longueur no mivoka tsara ni boucles ❤️😍💋🙏

Aza misalasala tompoko miantso 0327071695 Na koa mandeha ery @ point de vente TSIKA fa tena tsy Anenina ianao ❤️😍💋🙏 Menaka Mora nefa tena efficace be ❤️

Adresse boutique : Tsena KAMISY juste @ la fontaine 😍

Photos from Apphia Repousse's post 04/07/2026

Bonjour nare ry Apphi’Amours 🥰

Retour Cliente KÔLA nihintsagna Fagneva ❤️💋 Mbola tsy tapakevitra iany Ve? Na lelahy na vehivavy mety @ ty menaka Mampitsiry volo Apphia Repousse tsika ity ary zaza koa ❤️🫶

Mandaitra anie ity Gamme tsika ity ee fa Enao Mila manaraka torohevitry fona ❤️🥰 aza misalasala manotany.

Lelahy ianao kôla, mia manify volo 35.000ar iany anie ka fa mavaha problèmes nao ee❤️💋

📞0327071695 na 0329370909 Clothilde ❤️

Diego aty no foibeny : TSENA KAMISY JUSTE AMINY LA FONTAINE ❤️ Ary mandefa @ Faritry REHETRA Sy efa misy revendeur vitsivitsy koa @ Faritry any❤️

12/06/2026

ANAO DIA MAGNANO IRO ERRUERS TELO ITY 👌

1~❌TROP DE CHALEUR ou COLORATION (sans soins adaptés) les appareils chauffants fragilisent les fibre capillaire et casse

2~ ❌MAUVAISE HYDRATATION , les cheveux secs cassent facilement et ne poussent pas ( ity no tena important indrindra @ Fampanirina volo)

3~❌PRODUITS CHIMIQUES, les sulfate,silicone étouffent le cuir chevelu.

PHOTO 2 : Fagneva niniha nisimbaiko t@ coloration sady tsy karakaraiko araka ny tokony izy satria za tsy tia volo Matevina be io 🥹maiky,Tsy maniry, tsy ampy hydratation 😭😭

PHOTO 1 : volo matanjaka,salama,mitsiry tsara,Tendrony voaro tsara SADY hydratés be, satria Mois d’ Août 2025 za nanapakevitry fa i accepter ilay voloko Matevina 💋❤️ nanomboko teo za nikarakara nanao soin arakara ny tokony ho izy, tsy nanapaka volo tanteraka za fa nanapaka tsikelikely ❤️🫶 de zao no résultat ary tsy hijanona eo fa hitohy atrany ❤️🫶

✅ NY ACCEPTEKO ilay voloko Matevina satria Mahazo Ankolatra Fo hoe mivarotro menaka nefa Fagneva nany maiky 🤣🫢
(nefa ilay raha niniako natao mintsy satria tsy tia matevigny Fagneva 🤣😭) de ni prouveko hoe il suffit manaraka soin adapté @ types de cheveux naka fo anie za io efa izy edy ai 💋🫶

🥥🥥 Efa miomana vokatra maro ho anareo izahay ato fa efa ainaro za koa fa magnano raha manome ilay tena tsara aty amiko fona fona ❤️👌

PRIX: Gamme PM Menaka mampitsiry volo Apphia Repousse 35.000ar

Atsohy 0327071695 na Mandefa msg @ Watchapp Sy messenger ❤️

27/05/2026

Des beaux cheveux commencent par une bonne routine.
Hydratation, nutrition, protection 💋🫶🥰

Apphia Repousse Mampa frisée Fagneva?
Mampimpody Fagneva TEGNA simba be tsisy zaka tsy natao izy?
Ato valiny 🥰🙏

Avec Gamme complète 35.000ar APPHIA repousse SATISFAISANT OU REMBOURSÉ 👌❤️ 35.000ar gamme complète 💋🫶

@à la une efa misy @ Faritry vitsivitsy agny 🥰🫶Samy aminy prix nany 🥰

Photos from Apphia Repousse's post 27/05/2026

Coucou 🥰💋 Cliente satisfaite Ny Menaka mampitsiry volo Apphia Repousse 💋😍🙏

Natoa mitombo isanandro ianareo hafa-po midika izany fa tsara ilay vokatra koa mankasitra 🫶🙏💋

Izahay ato @ Apphia repousse dia mandefa @ Faritry REHETRA , ity zao misy cliente faha 2 anisany cliente efa ela be any MORONDAVA 🥰❤️🙏

✅ Manana problèmes ni volo simba ianao? Mavia mampiasa Menaka ato aminay fa tena tsy hanenenanao izany , efa maro ny nahita vokany na teto Madagascar na any hivelany 🥰🫶

Prix: dia @ vidiny mirary dia mirary 😍 efa misy aminy faritry vitsivitsy any Samy @ prix any ❤️

DIEGO : @ Angle andeha @ tafita misy kiosque orange Money ely hoe, Tsena hilany atsimo 0327071695 Clothilde

Compte perso Chez Clo ❤️💋

Photos from Apphia Repousse's post 15/05/2026

Cc,Bonjour oh !

Ny témoignage REHETRA ato dia avy @ client(e)s daholy 🙏❤️😘 CLIENTE SATISFAITE ❤️

Efa ela nitadiavanao Menaka mampitsiry volo?
Mavia mampiasaApphia Repousse fa tsy Anenina velively anao raha manaraka tsara ny toro-hevitra izay omenay @ fomba fampiasana azy ❤️💋

✅Produit mora indrindra nefa tena efficace 👌🫒

Prix : 35.000ar gamme complète PM

Efa misy @ faritry vitsivitsy any Samy @ prix-ny ❤️💋Sy any hivelany ❤️❤️

📞0327071695 Clothilde

14/05/2026

Cc , bonjour oh

Ho anareo any ANDAPA 😍🙏 efa misy revendeur isika zao ka aza misalasala miantso na mandefa message aty amiko ❤️

Ho anareo izay mbola te hihiditra revendeur @ Faritry hafa any mbola mandray izahay ❤️🙏

Mp ato na koa @ compte perso Chez Clo ❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Diego?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

@ KIOSQUE ORANGE MONEY, Angle Andeha @ Tafita
Diego
201