SDSP Faratsiho
Partage d'information sur la santรฉ dans le district de Faratsiho
05/08/2026
๐ฅ๐๐จ๐ญ๐จ๐ค๐๐ง๐๐ง๐ ary ๐ง๐๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐ ny ๐ป๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ fototra dia ny ๐ช๐บ๐ฉ1 ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ช๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐, ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐'๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ rehefa ๐๐จ๐ก๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐ข๐ง๐.
๐ฅ Anisan'ny ๐ช๐บ๐ฉ1 lavitra indrindra ato SDSP Faratsiho ity nahazo tombony manokana ity, satria efa nisitraka ๐๐ข๐ซ๐จ azo avy amin'ny herin'ny masoandro, ๐ด๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ fifanarahana avy amin'ny Gavi, the Vaccine Alliance ary dia izao nahazo ๐๐จ๐๐ข๐ฆ-๐ฉ๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ vaovao izao
๐Tena faly ny ๐ด๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ satria tena efa ratsy no sady tery ny foto-drafitrasa nampiasaina teo aloha.
๐ Anatin'ny fanatsarร na ny ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ซ๐-๐ฉ๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ omena ny vahoaka ny fanร nana ๐๐๐ toy izao
Hisaorana ny fitondram-panjakร na, ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, ny SANTE Vakinankaratra
๐ด๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฒ๐ฌ
05/08/2026
๐Nankalazaina tao ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐, ๐๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐จ๐๐๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐ฃ๐จ๐ฅ๐๐ฒ ๐๐๐๐ ny ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐๐๐ณ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ฒ ๐ก๐จ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐
๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐.
๐Niompana kokoa tamin'ny ๐
๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ณ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐จ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐จ๐ก๐๐ก๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐, ary niarahana tamin'ireo tanora maro, indrindra tamin'ny dinidinika nifanaovana.
๐ฌ๐งโโ๏ธNandray anjara feno tamin'ireo ๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ natao nandritry ny 02 andro tamin'izany ireo mpiasan'ny fahasalamanan'i SDSP Faratsiho
๐ฅAnkasitrahana ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka fa indrindra ny SANTE Vakinankaratra izay nikarakara, nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka.
๐ฅFa tsy adino koa ireo mpanohana rehetra ๐ช๐๐๐๐๐๐, ๐น๐๐
๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sns...
๐ด๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
23/06/2026
Nisitraka ๐ฅ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ ireo tobim-pahasalamana fototra roa dia ny ๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐๐ง๐๐ซ๐จ sy ny ๐๐๐๐ ๐๐ฆ๐๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐ ๐ฅ
Ity fanomezana avy amin'ny ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ity dia manatsara ny ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ hoentin'ireo ๐๐๐ homena ny ๐๐๐ก๐จ๐๐ค๐ ๐ญ๐ฌ
SANTE Vakinankaratra
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
21/06/2026
Nitohy teto amin'ny๐ ๐๐ผ๐บ๐บ๐๐ป๐ฒ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ ny ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ notanterahin'ny๐งโโ๏ธ ๐๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ eto amin'ny distrikan'i Faratsiho.
๐ฅ ๐ญ๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ miisa ๐ญ๐ต vita hasoavana ;
๐ฅ ๐ข๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ด๐ฌ nisitraka fizahร na sy fitsaboana mamaimpoana.
๐ฅAnkasitrahana ny ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ voafidy teto ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ireo mpiara-miasa aminy ;
๐ฅHisaorana ny ๐ฉ๐๐'๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐ Ambohiborona ;
๐ฅTsy hadino ny ๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ;
๐๐๐๐๐ ๐ข๐๐๐๐๐๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐
SANTE Vakinankaratra
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
19/06/2026
๐ ๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ natao eny amin'ireo ๐ง๐ผ๐ฏ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ fototra na ๐ช๐บ๐ฉ ๐ฅ nataon'ny ๐ฌ๐ด๐จ๐ซ izay mpiasan'ny fahasalamana eto anivon'ny distrika.
Tontosa hatreto ireo ๐ช๐บ๐ฉ miisa 12 amin'ny 22 ato amin'ny SDSP Faratsiho
๐ฏ Ny tanjona dia ho fanatsarร na ny ๐๐ฎ๐น๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ara-pahasalamana omena ny ๐๐ฉ๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ค๐.
Hisaorana ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, ny SANTE Vakinankaratra ary ny Union Europรฉenne sy ny UNICEF izay mamatsy vola.
19/06/2026
Nitohy teto amin'i ny ๐ฎ๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ izay notontosain'ny
๐งโโ๏ธ๐๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ ny 17 jona lasa teo ka zazalahy 8 no nisitraka izany
Hisaorana :
๐ฅ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐๐ฏ๐๐ฆ๐๐๐ก๐จ๐๐ค๐ voafidy teto Faratsiho sy ireo mpiara-miasa aminy ;
๐ฅ๐๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ฆ๐๐ข๐ง๐๐ง๐๐ซ๐จ
Nitohy taminy ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ maimaim-poana ny hetsika ka olona 78 no nisitraka izany.
๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
04/06/2026
MIANDRARIVO faha 04 jiona 2026 :
โก๏ธ lanonana fanombohana aminโny fomba ofisialy ny tetikasa ยซ MiaSSA ยป na Miandrarivo une Seule Santรฉ :
โ
approche ONE HEALTH na fahasalamana tokana izay iarahanโny ministera 3 tonta : fahasalamam-bahoaka, fiompiana ary fampianarana ambony sy fokarohana ara-tsiansa,
โ
famatsiam-bola avy aminโny PROBITAS sy ny OMS,
โ
fokontany 16 mandrafitra ny commune Miandrarivo no hanatanterahana ny tetikasa,
โก๏ธ tanjona ny hifehy ny aretina sakoitra, voavary ary ny bilarziozy,
โ๏ธfomba hanatanterahana azy :
๐fanaovam-baksiny mamaimpoana ny kisoa,
๐fanomezana ody kankana mamaimpoana ho anโny olombelona,
๐๏ธ โ Haharitra 2 taona ny tetikasa : 2026 - 2028.
31/05/2026
Tsy diso anjara taminโny hetsika DIDIMPOITRA FAOBE ny Kaominina Faratsiho.
๐๏ธ Ny sabotsy 30 may no nanaovana hasoavana zazalahikely manodidina ny 100 isa. Porofo izany fa tena mamaly ny filanโny vahoaka tokoa izao tolotra ara-pahasalamana izao.
Isaorana hatrany ny mpiantsehatra rehetra tsy an-kanavaka nahafahana nanatontosa ny hetsika.
20/05/2026
Nitohy teto aminโny kaominina ambanivohitrโi Valabetokana ny hetsika FORAZAZA faobe teto aminโny Distrikanโi Faratsiho anio alarobia 20 may 2026.
โก๏ธ zazalahikely miisa 30 indray no vita hasoavana taminโizany ary narahana tolotra kilalao sy akanjo malabarikely.
๐ Nampiavaka ny anio ny fanatanterahana ihany koa ny ยซ SOINS DE PROXIMITร ยป na fitsaboina mamaimpoana manantona vahoaka ka olona maherinโny 80 no nisitraka izany.
Isaorana hatrany :
- Andriamatoa Solobavambahoakanโi Faratsiho sy ny mpiaramiasa aminy,
- Ny benโny tanร na,
- Ny mpiasanโny fahasalamana avy aminโny SDSP Faratsiho
11/05/2026
Hetsika DIDIMPOITRA faobe :
๐๏ธ nanomboka anio 11 may ny forazaza faobe mamaimpoana teto aminโny Distrikanโi Faratsiho,
๐ ny kaominina ambanivohitrโi Miandrarivo no nisantarana ny hetsika ho anโity taona 2026 ity,
โ
zazalahikely miisa 120 no nisitraka izany.
โ
Nisy ihany koa ny fizarana kilalao sy akanjo malabary izay fanomezana avy aminโAndriamatoa Solombavambahoakanโi Madagasikara voafidy teto Faratsiho.
๐ Isaorana ihany koa ny Benโny tanร nanโny kaominina Miandrarivo taminโny fiarahamiasa ka nahatontosana ny hetsika.
โก๏ธ Hitohy manerana ny Distrika manontolo izao hetsika izao ho famaliana ny hetahetanโny vahoaka.
SANTE Vakinankaratra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
114
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
