Ezra botika

Ezra botika

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ezra botika, Tambohobe, Fianarantsoa.

Photos from Ezra botika's post 19/04/2022

Salama tsika o 😊 Vita soa ny paka daholo ndray o.
Vakio fa hatramin'ny farany fa MAHASOA ity.
Mety Reraka sy vizana Ary mararirary ny vatanao nandritra ny fety sy ny fitsangatsanganana, ity misy Huile de Massage d'Afrique vita Malagasy .
Tsy Mila hoe miotra bé, fa juste maka kely ianao Dia ahosotra ary asafo @ paume de main @ partie vizana na marary de ho afaka ireo.
Huile 100% efficace.
@ vidiny mirary 16000 ar ny flacon de 100 ml.
Tél : 032 27 096 72

Photos from Ezra botika's post 30/03/2022

Huile de Massage d'Afrique
ANTIFATIGUE et ANTIDOULEUR
Tena efficace no ahitana Vokatra eo no ho eo.
Vita Malagasy
Natoraly Aroma.
@ vidiny mirary , 18000 ar ny 100 ml.
Tél 038 93 459 44

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Tambohobe
Fianarantsoa