Iary Hanitra

Iary Hanitra

Share

🌱Romarin et Céleri en poudre
Vokatra:
✅ Natoraly
✅ Vita malagasy
✅ Madio
✅ Manala fasahiranana

Photos from Iary Hanitra's post 22/02/2026

Finaritra eeee! 🥰
Faly izahay manolotra ho anareo indray
" Romarin et céleri en poudre"

⚡Vokatra vaovao be, 100% natoraly, vita malagasy , madio tsara, tsara kalitao sy malemy tsara ary manala fasahiranana rehefa mahandro.

500 ariary fotsiny dia efa afaka manandrana.

Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny indrindra fa ny aram-pahasalamana.👩‍⚕️

Toerana: Paositra Ambany Fianarantsoa
Contact: 034 96 014 05 na mp Iary Hanitra

✅Manome prix de gros ho an'ireo mbola hivarotra.

Mirary alahady finaritra eee.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Paositra Ambany
Fianarantsoa