Zandry kely
Varotra
12/05/2026
Mitombo hatrany ny vokatra:
Tantely, Sésame ary Café
Aza misalasala mandefa hafatra raha misy ilainao😊
Tél : 0345547973/0335973539
12/02/2026
Aza sahirana mitady cadeaux fa tantely omena azy😅😅
Sady efa misy fihenam-bidy ity ka hararaoty!
Homay toy ny Tanteliy ao Christophe Service anie ny fitiavanareo🥰🥰
Tantely : ilaina indrindra hatsiaka izao!
Vidiny: 15.000ar/L
17/02/2025
Tantely Pure!
Varo-bokatra io dia atao mora hatrany!
Mizara ny mamy Hoantsika!
Mandefa , 1/2,1/4
04/06/2024
Mbola misy hatrany ny sésame mandeha !!
😇😇😇😇
Refa misy zvt tinao lazaina d tsory fa aza ahodina any Diego sy Toliara kanefa Tamatave gny direction!!
IZA LE NAMANAO TSY MITENY MITSY ANATY GROUPE DE DISCUSSION INY TAPITRA AVAO TAOGNA?
Sadaikatra aby heky koa ery mpandefa sary io Zay tsy mety Andefasana sary io an!!
FA AHOANA MITSY NAREO VEVAVY RETO RESAKA HANOANANA LAVA TY E?😎😎😎😎
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
