Natoraly Mahasoa Ofisialy

Natoraly Mahasoa Ofisialy

Share

Natoraly Mahasoa dia misehatra amin'ny Fitsaboana Natoraly amin'ny alalan'ireo Oligoéléments. Oligothérapie
Naturothérapie

29/10/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Tinah Rachel, Resara Tsiraiky Pierre, Patrick Jem's

26/07/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Paul Francques Mickael, Mamy Niaina, Pämëlläh Stänÿh

11/10/2022

SKIN CREAM

👉Efa ela ve ianao no nitady hevitra mba hanala ireo tsy fahalavorariana zay sedrainy hoditra sy tarehy ?
👉Maniry ny hanana tarehy madio sy lavorary ve ianao ?
👉Simba ny tarehinao noho ireo takaitran’ny fery ?
👉Maniry hanana tarehy malefaka sy lavitra ireo karazana tsy fahatomobanana maro ?

Fantaro ary fa natokana ho anao ny Skin Cream. Vahaolana natoraly,mora ampiasaina, manampy anao hanana tarehy sy hoditra lavorary, noho izy :

✔️Manala tâche sy mony, ary ireo karazana cicatrice.
✔️Anti-ride mahomby.
✔️Afaka manamandina hoditra
✔️Miaro ny tarehy tsy hosimba noho izy anti-oxydant.

🔴Tsara ny mampiasa ny skin cream amin’izao andro mafana izao noho izy miaro amin’ny masoandro.

Raha toa ka liana dia aza misalalasa manantona ireo point de vente Natoraly Mahasoa akaiky anao na mandefa ny commande amin’ny MP.

Téléphone : +261 34 10 579 05/ +261 34 80 857 86
Email : [email protected]

23/09/2022

CAL NAT ( Calcium Naturel)

Ny calcium dia tsy manampy amin'ny fitomboany taolana fotsiny ihany fa oligo-élément tena ilain'ny vatana, noho izy miady amin'ireo tsy fahatomombanan'ny vatana toin'ny :

-Dépression
-Fitaintainana
-Fihenan'ny fitadidiana
-Fihenan'ny torimaso
-Nify madilo
-Manindrotsindrona amin'ny hozatra
-Crampe
-Tavy be loatra
-Fivalanana
-Fanaintainan'ny vavony
-Fahatapahan'ny hoho
-Fihintsanan'ny volo
-Ary maro hafa ihany koa

Aza misalsala manjifa ny CAL NAT satria ny fahampiana calcium dia mitarika ny vatantsika amin'ny fahalavorariana.
Koloiko fa aina, NATORALY no ampiasaiko fa MAHASOA.

Raha toa ka liana dia aza misalalasa manantona ireo point de vente Natoraly Mahasoa akaiky anao na mandefa ny commande amin’ny MP.

Téléphone : +261 34 10 579 05/ +261 34 80 857 86
Email : [email protected]

10/09/2022

𝘽𝙖𝙪𝙢𝙚 𝙇𝙞𝙤𝙣𝙖

Efa maro amin-tsika no mahalala ny baume liona sy ireo vokantsoa maro be hoetiny. Afaka hoentina amin’ny andavan’andro tsika izy io noho izy tsy menaka fanorana hiany, fa afaka manasitrana ireo karazana aretina maro isakarazany.

Fantaro ary fa ny baume liona dia :

▪Afaka manasitrana ireo aretina toin’ny : kohaka, sery, gripa, fahasemporana, aretin’andoha…..
▪Afaka hiorana hiany koa ka mampahazo aina ny hozatra reraka.
▪Manasitra ireo arentin’ny vanintolana toin’ny goûte, rhumatisme, arthrose….
▪Afaka ahosotra amin’ireo faritra mangana na nokakeriny bibikely….

Raha toa ka liana amin’ireo zavatsoa maro be hoentiny baume liona ianao dia aza misalalasa manantona ireo point de vente Natoraly Mahasoa akaiky anao na mandefa ny commande amin’ny MP.

Téléphone : +261 34 10 579 05/ +261 34 80 857 86
Email : [email protected]

23/08/2022

𝘾𝙪𝙞𝙫𝙧𝙚 𝘾𝙤𝙡𝙡𝙤ï𝙙𝙖𝙡 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙨𝙤𝙖

Oligoélément manasitrana aretina maro ny « cuivre colloïdal » :

- Afaka manasitrana ireo aretina aterakan’ny maro izy noho izy sy .
- Manafaka ireo aretin’ny vanintolana toy ny , , …
- Manampy be dia be amin’ny fananganana sela mena na globule rouge, sy manampy amin’ny famokarana . Noho izany dia afaka misoroka ireo aretinin’ny rà toy ny .
- Oligoélement natioraly manatsara ny atidoha sy manampy amin’ny fitadidiana.
- Manampy am fitsaboana toxoplasmose sy cysticercose.
- Manasitra may na ihany koa ny colloïdal

Raha manana olana ara-pahasalamana ianao, dia aza misalasala manantona ny Natoraly Mahasoa akaiky anao.

Téléphone : +261 34 10 579 05 / +261 34 80 857 86
Email: [email protected]

Afaka miditra mivantana ao raha liana ianao.

18/08/2022

𝙈𝙖𝙜𝙣é𝙨𝙞𝙪𝙢 𝘾𝙤𝙡𝙡𝙤ï𝙙𝙖𝙡 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙨𝙤𝙖

Mitondra vokatsoa maro ny magnésium colloïdal ary tena ilain’ny vatana satria :
- Miady amin’ny harehana ary manafaka faingana izany.
- Manampy be dia be ny vantana mba tsy handairan’ny tsy
fahampiana
- Manome hery hoan’ny vantana noho izy mandray anjara amin’ny
mentabolisma rehetra : , .
- Manala ireo fangovirana tampoka misy eo amin’ny molotra,
hodimaso, takolaka.
- Mapintony ireo fo mitempo haingana loatra.
- Manampy ny fiadiana amin’ny ary manafaka izany.
- Manampy ny fiadiana amin’ny , ny tsy fahitana
torimaso, ary manafaka ireo taintaina lava.
- Manampy ary manafaka faingana raha sendra mitohana.

Ny magnésium colloïdal hiany koa hoan’ny vehivavy dia :

- Manafaka ireo fadimbola marary.
- Ary manasitra sy miaro ireo mety ho olan’ny tranon-jaza.

Raha manana olana ara-pahasalamana ianao, dia aza misalasala manantona ny Natoraly Mahasoa akaiky anao


Téléphone : +261 34 10 579 05 / +261 34 80 857 86
Email: [email protected]

Afaka miditra mivantana ao raha liana ianao.

03/08/2022

𝑺𝒊𝒍𝒊𝒄𝒊𝒖𝒎 𝑶𝒓𝒈𝒂𝒏𝒊𝒒𝒖𝒆 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂

Oligoélément manana ny lanjany ao @ vatana ny Silicium satria :

- Manamboatra kalsioma ary miady amin'ny tsy fahampian'ny mineraly amin'ny taolana
- Mitsabo aretina maro, fa indrindra ny taolana sy ny hoditra
- Mandray anjara amin'ny famokarana anticorps
- Miady amin'ny arthrose
- Mampirafitra ny tavy mifandray
- Mahasalamana tsara ny volo amin'ny famokaran'ny silicium keratine
- Misoroka ny fahanterana aloha loatra
- Mandray anjara amin'ny famoronana holatra(cicatrice)
- Misoroka ny fahatapahan'ny lalan-drà
- Mampidina ny tahan'ny siramamy anaty rà

Azonao jifaina amin'ireo point de vente Natoraly Mahasoa akaiky anao

Téléphone : +261 34 10 579 05/ +261 34 80 857 86
Email : [email protected]

26/07/2022

𝒁𝒊𝒏𝒄 𝑪𝒐𝒍𝒍𝒐𝒊̈𝒅𝒂𝒍 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂

Ny Zinc Colloïdal dia :

- Mampitombo ny fiasan'ny hery fiarovana
- Miady amin'ny areti-mifindra
- Manasitrana fery, holatra
- Manohana ny fahatsapana tsiro sy fofona
- Mandray anjara amin'ny synthèse
- Mitondra fivoarana ny vohoka, ny fahazazana, ny fahatanorana

Ho an'ny ihany koa, ny Zinc Colloïdal dia :

-Manome fahasalamana, mampamiratra ary manalefaka ny volo
-Miady amin'ny , ny fihenan'ny volo, miaro ny volo amin'ny fahanterany aloha loatra

20/07/2022

Fantatrao ve fa manana anjara asa lehibe ao amin'ny vatana ny Vitamine C ?

Vitamine C Pure tsy misy fangarony izay :

- Mampitombo hery fiarovana
- Manampy ny vatana amin'ny famokarana collagène
- Miaro ny sela amin'ny fahasimbany
- Misoroka sy manasitrana aretina maro
- Manasitrana ratra sy fery
- Manampy @ famokarana sela mena
- Misoroka sery, goutte, pneumonie, tetanosy, aretim-po, cancer, fahasimban'ny maso

𝑭𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒛𝒚 :
- Vitamine C iray sotro kely dite atao anaty rano mangatsiaka tapakin'ny vera
- Afangaro tsara ary sotroina maraina sy atoandro aorian'ny sakafo

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00