Muri Beauty & Craft
Muri vous souhaite la bienvenue �
Donnez une seconde vie à vos vieux T-shirts ! ♻️✨
💰 Frais de formation : 40 000 Ar
🧶 Matériaux inclus 🥰
🧵 Créations en crochet disponibles sur commande.
📩 Réservez votre place ou passez votre commande dès maintenant !
13/07/2026
🎨 Coup de projecteur sur Com.cept !
C'est l'équipe créative derrière tous les visuels de cette page. Si vous appréciez ces designs, pensez à vous abonner pour découvrir encore plus de créations inspirantes. ✨
📩 com.cept est également ouvert à toute collaboration. N'hésitez pas à les contacter pour donner vie à vos projets créatifs.
Raha anisan'ilay olona miteny hoe :
"Izaho zany te hanao retour au naturel, fa tsy manana patience mihitsy..." 😩🌿
Dia tongava aty amiko fa izaho no hikarakara anao. 🙃💕 Ataontsika tsikelikely, am-pitiavana, mba hiverina ho salama sy ho lava tsara ny volonao.
✨ Dressage curly : à partir de 5 000 Ar
✨ Soins complets (lavage + soin + dressage) : à partir de 10 000 Ar
📩 Sur rendez-vous uniquement.
❤️❤️
04/07/2026
🌸 Mitady activité ho an'ny ankizy amin'izao vacances izao ve ianao? 😊
Na te hianatra fahaiza-manao vaovao...
Na mitady zavatra mety ho lasa business rahatrizay... 🥰
Na koa te hamorona zavatra tsara tarehy ho an'ny tenanao... 🧶
✨ Ndao hianatra Crochet! 🥰
✅ Maharitra 4 andro ny fiofanana.
✅ Ianao no misafidy ny daty arakaraka ny fotoana maha-mety anao.
✅ Afaka misafidy ihany koa ianao na ianao no manatona ahy, na izaho no manatona anao.
✅ Tafiditra ao anatin'ny saram-piofanana avokoa ny fitaovana rehetra ilaina.
🌷 Fandriho dieny izao ny fotoananao!
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny na te hisoratra anarana.
Efa mba nieritreritra ve ianareo hoe afaka manao zavatra tahaka izao amin'ny tananareo ihany? 🤩🧶
Eny e! Asa tanako io ary faly aho mizara fa afaka ianareo koa no mahavita izany. 🥰
Raha te hianatra crochet sy hamorona zavatra tsara tarehy amin'ny tananareo manokana ianareo, araho hatrany ny pejy Muri Beauty & Craft fa hisy zava-baovao maro ho avy! 💛✨
01/07/2026
🎉 Akoury eee... 🎉
Araka ny efa nifanarahana dia anio no hanambarana ny mpandresy. 🥰
Miarahaba antsika rehetra, ary arahaba manokana ho an'i Tinah Tahinariniaina 🎊 satria izy no mpandresy ka nahazo soins gratuits mandritra ny 1 volana avy amin'i Muri Beauty & Craft. 💖✨
Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara sy nanohana anay. Na dia tsy tafavoaka aza ianao androany, aza kivy fa mbola hisy lalao sy fanomezana maro ho avy. 🤗
👉 Araho hatrany ny pejy, fa mbola hisy zavatra vaovao be ho avy tsy ho ela eo🥰
30/06/2026
Mifarana androany ny lalao an.
So de mbola misu handrau anjara?🙃
✨ Retour au naturel : longueur, croissance et définition des boucles ✨🌿
Pour célébrer ce nouveau départ, je vous propose un petit jeu-concours !
🎁 À gagner :
Un soin capillaire complet avec des produits 100 % naturels pendant 1 mois (4 semaines).
Pour participer, c'est simple :
✅ Partagez cette publication en mode public sur votre mur.
✅ Abonnez-vous à la page.
✅ Commentez : « Je tente ma chance ».
✅ Mentionnez 5 amis intéressés par les soins capillaires.
✔️ Convient à tous les types de cheveux.
📅 Fin du jeu : 30 juin 2026
🎁 Tirage au sort : début juillet 2026
Bonne chance à tous ! 🍀✨
📍Lieu : Fianarantsoa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301
