Qualitec
Votre partenaire de confiance pour tous vos projets
QUALITEC regroupe plusieurs domaines d’expertise :
Bâtiment • Coiffure & Esthétique • Sonorisation & Lumière • Développement Web • BTP
"𝑻𝒆𝒄𝒉𝒏𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒂𝒖 𝒔𝒆𝒓𝒗𝒊𝒄𝒆 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒒𝒖𝒂𝒍𝒊𝒕𝒆."
🇲🇬 Andao hiaraka hankalaza ny fahatelo taona an’i Qualitec Beauty miaraka aminay ! 🎉
🎮 Hisy lalao hiarahantsika !
Ary mazava ho azy, hisy loka miandry ireo mpandresy ! 🎁
🔥 Mbola tsy izay ihany !
Hisy ihany koa ny Promotion hatramin’ny -50 % ho an’ireo abonné amin’ny page !
👉 Aza adino ny manaraka ny pejy ary miaraha mankalaza aminay !
Qualitec Beauty
« Nos techniques au service de la qualité »
✨ UN ÉVÉNEMENT QUI SE VIT EN GRAND ! 📺
Pour vos concerts, spectacles, cérémonies et grandes manifestations, notre écran géant LED donne plus d’ampleur à chaque moment.
🎥 Des images qui captent les regards.
✨ Une expérience qui marque les esprits.
Qualitec Sound — Vos moments, en grand.
📲 Réservation : +261 34 18 614 71
Qualitec - Nos techniques au service de la qualité
30/09/2026
Mila trano hanaovana fihaonana arak’asa ve ianao, sa mitady toerana hanaovana fiofanana?
Efa misy ny toerana milamina ary ampy fitaovana ato amin’ny QualiTEC, natao hanamora ny fiofanana, fivoriana ary atrikasa.
Aza misalasala mamandrika ny toerana! 😊
25/09/2026
🇲🇬 Misy surprise kely ho an'ireo abonnés ary ity !
Satria eo anilanay hatrany ianareo ary mankasitraka ny fanohananareo izahay, dia manana zavatra manokana ho anareo ny Qualitec Beauty.
🎁 Ireo abonnés rehetra amin'ny page-nay dia afaka mahazo remise hatramin'ny -30% amin'ny produits-nay !
Fotoana izao hampifaliana ny tenanao sy hanararaotra ity tolotra ity.
👉 Abonné amin'ny page ve ianao ? Dia natao ho anao ity offre ity !
🇫🇷 Une petite surprise pour nos abonnés !
Parce que vous êtes toujours là pour nous soutenir, Qualitec Beauty a pensé à vous !
🎁 Tous les abonnés de notre page peuvent bénéficier d'une remise allant jusqu'à -30% sur nos produits !
C'est le moment de vous faire plaisir et de profiter de cette offre.
👉 Vous êtes abonné(e) à la page ? Alors cette offre est pour vous !
📍 Lieu : Box n°3, Ambanin'ny Stade Ampasambazaha, en face de la Station Total
📲 Contact : +261 34 48 923 97
Qualitec Beauty
« Nos techniques au service de la qualité »
23/09/2026
Tinao hiova loko vaovao ve ny volonao?
Vonona izahay ato amin’ny Qualitec Beauty hanantanteraka ny nofinofinao
Tongava ary e 😊
17/09/2026
📚✨ Votre espace pour réussir vos réunions et formations !
Une salle confortable et équipée pour vos réunions, formations et ateliers.
📍 Box n°3, Ambanin’ny Stade Ampasambazaha, en face de Total
📲 WhatsApp : +261 34 48 923 97
QualiTEC — Techniques au service de la qualité. 💙
BEHIND THE SCENE ✨Raise Up 2026 ✨
📅 26 Aogositra 2026
Faly sy mirehareha izahay fa nandray anjara tamin’ny fahombiazan’ity hetsika ity, tamin’ny alalan’ny fametrahana ny fahaiza-manao ara-teknika anananay ho fanohanana ny seho.
🎛️ Sonorisation
💡 Éclairage
📺 Écrans géants LED
🎯 Manana hetsika kasainao hatao ve ianao ? Avelao izahay hanampy amin’ny fanomezana endrika matihanina sy kalitao ny hetsikao !
📲 Réservation : +261 34 18 614 71
Qualitec - Nos techniques au service de la qualité
07/09/2026
Contactez-nous pour plus d’informations.
📍 Lieu : Box n°3, Ambanin'ny Stade Ampasambazaha, mifanatrika amin'ny Station Total
📞 Contact : 034 48 923 97
Qualitec - Nos techniques au service de la qualité
Category
Website
Address
Fianarantsoa
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Qualitec posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
